Protestantisme

21. welie ( 13/04/2005 15:47)
sonwin> Ary nga toi lasa Ingahy Pasy indray fa tsy i Mopera Sonwin klé? hihih.... Zà tsy mahita valina zao dé ahona zany? hihi.... Aza adino wa le pro @ 1er an!
22. dadabe ( 13/04/2005 16:09)
welie>sonwin>sao de mivoka ny vala an,pro inn njay le ?
sonwin>anotanio andrizareo lesy fa zah tsy manakambara a
23. sonwin ( 13/04/2005 16:10)
Za nge sahala amin'ny tanalahy > manaraka ny lokon'izay eo akaiko eo. 1er ve! :roll:
24. dadabe ( 13/04/2005 16:18)
fa inn lty zany @1er zany a?Ich verhchtehe nicht
aiza jooko e,nba hanazava ny point essentiel?
25. welie ( 13/04/2005 16:20)
sonwin> Tsy andeha indray hoe enao @io!!! Tss... vita hatreo ny finamanana raha izany.... dia tsy lazaiko koa ilay resaka ambadika....

dadabe> Zà saika hikonfesy any @ sonwin @1er ka! Hihihi.....
26. dadabe ( 13/04/2005 16:37)
welie>aza avadika rangah ny resaka fa rendez vous hafa zany a,alazako amin'i mifenty a :wink: hahahahah
sao de mivoka ny vala fa ndao hiverina
27. welie ( 13/04/2005 16:43)
dadabe> izay mintsy fa tssss... ka i Frera Mifenty tsy mapikofesy tsinn kou! Hihihi.....

Andao amizay hiverin-dalana ry zaza isany.... hihi.. :-P
28. sonwin ( 13/04/2005 17:06)
Zay klou ny sangisangy ry zaza isany,,ny tena resaka izao.
Dia mbola miandry valinteny avy amin'ny namana protestanta! sa tsy misy mahay e?
29. welie ( 13/04/2005 17:09)
sonwin> Zá wa tsy mahay kou! Sa hamaly sangisangy njay zà? :-P... aleo ho an'izay mahay ny sehatra e!
30. jooko ( 14/04/2005 08:45)
sonwin, taranaky ny protestantisme daholo ireo antoko mpivavahana resahinao eo ambony ireo ( adventiste, batiste sy ny sisa...), izany hoe nanaraka an'i luther amin'ireo convictions maro eo ambony ireo saingy namorona antoko mpinoana hafa koa nohon'ny antony samy hafa.
I Willian Miller tamin'ny 1800 tany ho any no namorona ny advanatista fa protestant izy talohan'izay, I John Stmih
31. dadabe ( 14/04/2005 08:48)
jooko>fa angah tsy i Ellen Goldwhite t@1844 no namorona ny advantista le ??? :roll:
32. jooko ( 14/04/2005 09:00)
tohiny :

I John Smith sy Thomas Helwis koa protestants fa namorona ny eglise baptista tamin'ny 1620 tany ho any...

Saingy ny mahasamy hafa ny protestant amin'ny katolika dia tsy misy équivalent an'i "Papa na vatican "manana pouvoir milaza mazava hoe ianareo tsy protestant na izao sy izao.. satria amin'ny protestants dia ny pastera na pretra dia tsy "masina" fa olona nianatra sady afaka mampianatra (teknisinina ara-pivavahana) ny fivavahana fotsiny ihany fa mety ho diso tahaka n'ny olo tsotra rehetra...

Haingo23, ny eglise orthodoxe dia tsy protestant mihintsy satria na nisitaka tamin'ny katolika romanina aza izy ireo efa tamin'ny 11 siecla dia mitovy amin'ny katolika romanina ihany ny organisation-ny. Manana ny Papa ray masina an'azy koa izy, ary masina izy io ka zay teneniny dia "marina " daholo. "Pape d'Alexandrie" no fiantsohana ny azy, ny fantako farany dia S.S. SHENOUDA III.


Ny theorie an'i Luther tena tsy nitovizany tamin'y katolika tamizany andro izany ( 15 siecla io) dia ilay nilaza fa ny olon-drehetra dia mitovy daholo eo anatrehan'Andriamanitra fa tsisy masina izany. Ary ny Foi no manavotra fa tsy ny fanomezana adidy betsaka ho an'ny fiangonana.





33. jooko ( 14/04/2005 09:13)
dadabe, i Ellen G. White ( 1827-1915) efa taty ao aoriana fa i Miller (1782-1849) no voalohany fa tsy ni-protester an'i Miller koa i White ... :lol:
34. jooko ( 14/04/2005 09:15)
azafady asory le "tsy" eo ambony.

Ni-protester contre an'i Miller koa i White :lol:

vazivazy fa azafady amin'ny namana advantista
35. dadabe ( 14/04/2005 09:29)
jooko>misaotra e,ary niarakaraka tao ihany anie izany r'izareo e,ka hono hoa ry jooko,ny katolika ihany koa anie izany tokony atao hoe protestant satria izy nanohitra (na nisitaka na nialaa)tao @fiangonana Smirna sa...ahoan hoy ianao?
36. yonikafopl ( 14/04/2005 10:14)
:roll:
37. haingo23 ( 14/04/2005 10:38)
jooko> raha novakianao tsara angamba ny definition nataoko dia hotakatrao ny tiako lazaina.
Matoa ny fiangonana iray niala tao @ teo aloha dia nisy zavatra tsy zakany ao. Izany hoe nanohitra ilay teo aloha na nanda. Izany no nahatonga ahy nilaza hoe fa protestant avy @ teny hoe protester=manda.
Noho izany ny fiangonana rehetra dia protestant daholo raha raisina @ Katolika ny reference, fa raha raisina t@ taloha dia protestant koa ny katolika (fiangonana kristiana notarihin'i Kristy) satria nanda ny fivavahana jiosy.
Mino aho fa mazava aminao ny raisonnement
38. jooko ( 14/04/2005 10:52)
haingo23, efa azoko ny tianao lazaina, saingy tsy ara-bakiteny ohatr'izay ilay izy, fa ho an'ny ankamaroan'ny mpivavaka sy ny historiens dia io nazavaiko io no atao hoe protestantisme, ary io no definition hita any amin'ny diksionera.

Tsy hanaiky velively ho lazaina hoe protestants ny katolika, na romanina izy, na orthodoxe.

Ny teny nampiasan'ny historiens betsaka mikasika io protestantisme io aza ange dia hoe " reformes " fa tsy "protester " e! saingy na ny tao amin'ny katolika koa aza dia nisy "reformes" (na dia tsy nitovy habe tamin'ny an'i luther aza) ka lasa ilay protester no nisongadina...
39. haingo23 ( 14/04/2005 11:14)
Izaho moa tsy mpahay tantara ary tsy manda izay voalazanao fa raha raisina etymologiquement ny resaka dia io nolazaiko io. Ny reformes anie tsy voatery hoe tsy maintsy misitaka fa manatsara ny ao e! Ka naninona no tsy nolazaina hoe reformisme fa tsy atao izany protestantisme izany. Ny olona taloha izany tsy nahay nahay nifantina ny teny tiana hampiasana.
40. sonwin ( 14/04/2005 11:22)
dia sitrak'Andriamanitra ve izany fanoherana sy fisitahana etsy sy eroa izany?
Jooko> tokony hazavavaina aminao angamba ny hevitry ny hoe "masina"..foto-teny "hasina" dia misy heivy misampana maro avy eo..za koa aloha masina e! nefa za mbola frera
Fa raha zohina izany dia na ny kritstianina aza mifandipatra ny amin'ny tena fivavahana marina..Euh..soa ihany za fa boudiste...zahay any iray dia iray ny lalana mankany amin'ny Ray. Aiza ve ny anareo ka eny antenantenany eny dia misy mahita hevitra dia manangana fiangonana-tsss ...atsy ho atsy angamba hisy karazam-pinoana million maro be ao anatin'ny Kristianina dia faly mifanohitra eo..sao heverinareo fa politika aza ity fivavahana ity?
Mahereza ry kristianina mivavaka...dia mba ho tanterakareo anie ilay tenin'ny Tomponareo manao hoe: "Ny ahafantarana fa mpianatro ianareo dia noho ianareo mifankatia" fa tsy hoe "ianareo mifanohitra" (mifampi-proteser)...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293