Manomboka izao dia hihezaka ny tenanay handefa vaovao tsy

1. ravatorano ( 11/04/2005 11:19)
ho anareo namana mikasika ny fanatanjaha tena eto antoerana , ny voka dalao amin ny faran ny herinandro sy ny lalao na hetsika karakaraina ka mikasika ny fanatanjahan tena.
izany no atao dia mba hijeretsika ny fivoaran ny fanatanjahan tena eto madagasikara sy koa we raha mba misy liana te hijery baolina ohatra dia mety ho hitany eto ny fandaharam potoana.
Manasa ihany koa antsika namana rehetra mba handray anjara amin izany.
Misaotra eh !
2. Ralay ( 11/04/2005 13:33)
Mety tokoa io ravatorano ka izay mba manana vao² sy voka-dalao dia mba tokony handray anjara tokoa dia misaotra mialoha e :lol:
3. DotMG ( 12/04/2005 06:26)
Mba azo zaraina amin' ny sehatra hafa ve izay hita eto? Ohatra mba atao GNU Free Documentation License?

Izaho aloha manohana ny lalao baolina kitra ary mandefa tsy tapaka voka-dalao amin' ity sehatra ity : http://www.rsssf.com/tablesm/madag05.html. Afaka alefako ato @ serasera indray io vokatra io, ary dia ilazako ny mpiandraikitra ny rsssf ka ato indray ry lehirony no hijery ny voka-dalao, ary mba tsy ny adiresiko sy ny anarako intsony no ho hita ery ambanin' ny takelany fa hoe :
Source : http://serasera.org/forum.

Ny fe-petra hahafahako manao an' izay dia rehefa malalaka ny fampiasana ny votoatin' ny ato amin' ny serasera.

Raha tsy mety anefa dia azonareo ampiasaina malalaka kosa io sehatra rsssf.com io mba hakanareo ny voka-dalao apetraka eto.

Dia mirary soa e!
4. Ralay ( 12/04/2005 12:41)
Raha ny amiko aloha dia tsy misy olana fa vao maika tsara indrndra ho an'ireo izay mankafy ny baolina kitra. Koa dia isaorana manokana an'i DotMG ny amin'iny, ary manantena ireo taranja hafa koa hanome ny vao² momba izany.
5. ravatorano ( 18/04/2005 10:54)
amiko ihany koa dia tsisy olana satria natao hifandrimbonanany fampahalalam baovao mba hanana ny tandrifi azy avokoa ny namana tsi1-1 ary amin ny lafiny rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512