mitady olona avy any Antananarivo
1. Mifenty
(
12/04/2005 08:23)
Ny olona rehetra otrany mba mitady olona avy any aminy daholo dia iny koa aho no mba lasa fa mitady olona avy any Antananarivo aho.
Izay nandalo tao na nonina tao no tiako tenenina
Izay nandalo tao na nonina tao no tiako tenenina
novalian'i nitefa ny 03/08/2005 20:54
2. ethlandgrg
(
12/04/2005 08:40)
:arrow: :D ko maninona moa de samby mba mitady zany.
de mba iny koa aho no mitady de aza atosika ny ondry botry fa tsy fantatra izay hanao kambana e!
de mba iny koa aho no mitady de aza atosika ny ondry botry fa tsy fantatra izay hanao kambana e!
4. mishou
(
12/04/2005 09:09)
hihihihi :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
mifenty>ka sao de mba za le olona fa tsy nosoritanao tsara ilay momba azy. Ity aho e :-*
mifenty>ka sao de mba za le olona fa tsy nosoritanao tsara ilay momba azy. Ity aho e :-*
6. mandrindra
(
12/04/2005 09:26)
Izaho koa izany andefa lohateny hoe mitady olona avy any Madagasikara :lol:
8. mishou
(
12/04/2005 09:39)
dadabe>ka sao de mba reraka eo izy mitady ah nefa za ito ihany, sao de mantsy izy varivaria'ny lavitra de tsy mahita ah eo ambanin'ny masony.
=((
=((
9. rurik
(
12/04/2005 11:00)
Mandrindra! raha eto ianao no mitady dia ataoko fa raofimpotsiny e.raha mamaly anao daholo moa ny olona avy any madagascar dia ahoana no hataonao.Jereo anie e io alohako io izao misy iray.
10. mishou
(
12/04/2005 12:27)
rurik>calme aloha indry fa aleo aloha izy hamaly jerena we ahoana ny fandehany 8-)
11. sonwin
(
12/04/2005 15:35)
ny fandehany ve? ny havanana no mandeha aloha dia manaraka ho azy ny havia e.
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
12. sonwin
(
12/04/2005 15:36)
ny fandehany ve? ny havanana no mandeha aloha dia manaraka ho azy ny havia e.
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
13. sonwin
(
12/04/2005 15:37)
ny fandehany ve? ny havanana no mandeha aloha dia manaraka ho azy ny havia e.
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
frera> tananako ange io kozin'ialahy io e
14. Babata
(
13/04/2005 03:18)
'Zaho'ndraiky mitsakaraka olona bôka à Majunga(tsaiky ny BOINA)...,no sady mitady olona avy any Antananarivo koa aho kambony:RATOVONANAHARY Rolland no anarany.Mino aho fa mahatadidy ahy izy satria niara-nianatra izahay tao amin'ny C.E.G Ambohipo.
Namana niara-nilalao fony mbola vantombatony eeeee!
:o :o :o
Namana niara-nilalao fony mbola vantombatony eeeee!
:o :o :o
15. ainaheri
(
13/04/2005 14:33)
Mifenty nga maire tao taloha na leben'ny fokontany
tao tana no mahay zay ol avy ao doly?
tao tana no mahay zay ol avy ao doly?
17. sonwin
(
13/04/2005 16:16)
Babata> hay ve ialahy io e!! Rolland ihany leisy ity a, ilay tao amin'ny C.E.G Ambohipo. karakory moa enao zaika e? nakà meva tsara leroa a!
18. welie
(
13/04/2005 16:27)
dadabe sy mifenty> Zà kou mitady olona any Antaninadro Rasalama.... hummmm.... iza ihany ary nareo reto e? Hihih....
19. sonwin
(
13/04/2005 16:38)
welie> njy hitako mande mivavaka any amin'ny trano vato foana tami'ny mbola kely
20. welie
(
13/04/2005 16:56)
sonwin> Zany an! Ie zà aloha ao no mivavaka e! Hihihi.... fa tsy Andravoahangy akory ka! :-P