mitady olona avy any Antananarivo
41. dadabe
(
20/04/2005 12:16)
elah sy welie fa zah sy mishou de babata sy rolland :-D :-D =))=))
de iartistika sy cutie hahaha soa ihany ny anay fa sipa le fa ny an'i frera :?: :-P :-P :-P tena lasa pelaka frera le 8-)
de iartistika sy cutie hahaha soa ihany ny anay fa sipa le fa ny an'i frera :?: :-P :-P :-P tena lasa pelaka frera le 8-)
44. sonwin
(
20/04/2005 16:14)
pelaka ahona aza klé? babata nge zalahy ka namana fahiny teny Ambohipo e! lesany an!..ireo an'ialahy isany ireo aza efa lasako daholo :-D :-D
46. mishou
(
20/04/2005 18:49)
sonwin> hi hi hi hi ngah tena ratsy be ilay hoe pelaka, ao ary fa tsy pelaka fa akamako be mihitsy fa na izany aza aza tena mila porofo aho vao mino fa tsy pelaka ianao an hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =)) =))
53. dadabe
(
22/04/2005 16:03)
frera rolland sy mishou mamerina indr2 foana le
aiza babata e? avoahy babata e BABATA WANTED
frera sonwin rolland a tsy ohatran'izao lesy ny
fanaporofoana azy a :twisted: tonga de omena ny aza
manadino :wink:
mishou >laingako zany a
aiza babata e? avoahy babata e BABATA WANTED
frera sonwin rolland a tsy ohatran'izao lesy ny
fanaporofoana azy a :twisted: tonga de omena ny aza
manadino :wink:
mishou >laingako zany a
54. mishou
(
22/04/2005 17:17)
dadabe> voan'ny fanainga lavitra eo za vao mitomany foana hanahirana fa aleo aloha hilamina. Za nge zao efa Mme Mifenty e :-$ :-$ :-$