mitady olona avy any Antananarivo

81. Mifenty ( 02/05/2005 17:48)


za ndray lesy otrany tsy de tonga lavitra atrany betongolo sy besarety zany kle.

Tery alou lou aho defa mijanona kle.

82. yonikafopl ( 02/05/2005 17:57)
za mitady an'i kle, kle ... iza mou eeee
ah i kleman avy any Antananarivo kle
83. iartistika ( 02/05/2005 18:04)
kléderman no fantatro!le mpitendry iny lké!!
84. fijo ( 02/05/2005 22:33)
rakotokely ,za avy any atsimondrano klé
85. dadabe ( 03/05/2005 03:13)
rakoto kle>iza no tena tadavinareo kle
86. sonwin ( 03/05/2005 09:23)
oay kle :roll:
87. mishou ( 03/05/2005 10:10)
klé zany ato izany efa à la puissance n + 1 mihitsy
fijo> za avy any avaradrano, feno rova any aminay raha hoentiko mitsangatsangana kely, virtoaly ihany no ady eo an, de aza miteny2 @ mifenty sy sonwin fa raikitra ny klé à la puissance n+2
88. iartistika ( 03/05/2005 15:35)
mishou> ttady hijangajanga ah!
89. sonwin ( 03/05/2005 16:04)
mmhhh
90. dadabe ( 03/05/2005 16:07)
sady manao matematika izy frera a :wink: hoe a la puissance n+3 hhmmmm mishou ???
91. fijo ( 03/05/2005 21:16)
virtualy ihany ny anay io ka
92. mishou ( 03/05/2005 21:59)
iartistika> poika, saika hano guide touristique aho fa be saosy be ireny koa =)) =)) =)) =))
93. sonwin ( 04/05/2005 07:17)
:roll:
94. Mifenty ( 04/05/2005 14:00)


>>mishou

androany ndry vao bediko kle.

Gidro toristika a, gidro toristika. inn kou zao zany?


Tsy misy mankany avaradrano zany a. Mividy koba eo talata de miverina doly.

zay ny tiako tenenina anao fa mahazo enao rariva kle.

Lasa mitsy ny saiko am le resaka gidro toristika teo kle.
95. sonwin ( 04/05/2005 14:25)
mamay io rariva klé! moramora ihany razoky fa mampigadra mikasi-tanana an
96. dadabe ( 04/05/2005 15:24)
fa angaha i lery mamelaka(tamaina) fa tsy manelaka an'i mishou :wink:
97. sonwin ( 04/05/2005 15:26)
hay tokoa moa :-D
98. dadabe ( 04/05/2005 15:27)
zay :-D :-D
99. Mifenty ( 05/05/2005 08:16)


surprise ve lesy radada de noteneninla teto le.

wain b kosa aho kle. tsss




100. dadabe ( 05/05/2005 08:49)
:cry: :cry: :cry: :cry: nifona lesy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5851