mitady olona avy any Antananarivo

121. fijo ( 16/05/2005 22:32)
za mpianatra teny fa efa fahagola
122. ari.malala ( 17/05/2005 12:18)
iza ndray ary no nipetraka teny Mahamasina ê!

123. Mifenty ( 17/05/2005 13:44)


za ndray tsy nipetraka teny Mahamasina fa refa mijery baolina sy mividy mofo baolina aho de mpankeny .

124. fijo ( 17/05/2005 20:34)
za koa teny foana isankalina
125. ari.malala ( 19/05/2005 05:32)
nanin teny Mahamasina @ andro alina koa ity fijo?! misy raha tsy mazava ao! misy mivoaka alina ê! :-D

126. fijo ( 19/05/2005 20:39)
eny ny kaly amin'ny alina ko
127. coolman ( 27/06/2005 00:59)
dadabe sy welie za aty rasalama no m'petraka (ataninandro io an!):@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
128. coolman ( 27/06/2005 01:02)
sendra mba za le izy?
aleo asiana vinany ihany:@:@:@
129. coolman ( 27/06/2005 01:03)
sendra mba za le izy?
aleo asiana vinany ihany:@:@:@
130. coolman ( 27/06/2005 01:05)
sendra mba za le izy?
aleo asiana vinany ihany:@:@:@
131. coolman ( 27/06/2005 01:41)
mba mitady olona antsoina we lanah na(lalaina) ,vehivavy izy io,mipetraka eny ankerana akaikin'ny école faneva mianatra ao @ le p'tit nid(primaire)
mba valio raha mahita enao e!
132. coolman ( 27/06/2005 01:44)
mba mitady olona antsoina we lanah na(lalaina) ,vehivavy izy io,mipetraka eny ankerana akaikin'ny école faneva mianatra ao @ le p'tit nid(primaire)
mba valio raha mahita enao e!
133. coolman ( 27/06/2005 03:06)
mba mitady olona antsoina we lanah na(lalaina) ,vehivavy izy io,mipetraka eny ankerana akaikin\'ny école faneva mianatra ao @ le p\'tit nid(primaire)
mba valio raha mahita enao e!
134. dadabe ( 27/06/2005 15:41)
koboko iny fa ahona le :@:@
135. fijo ( 27/06/2005 23:37)
ari malala eny anie be kaly sy revy amin'ny alina e
136. nitefa ( 28/07/2005 12:28)
vao tonga teny ambodivoina aho dia hitako rangaha. d ahona ?
137. fijo ( 28/07/2005 20:55)
dia tonga soa izany ko
138. nitefa ( 29/07/2005 12:30)

Andao hanao fotoana eny analakely dia hoento i cutie sy iartistika
139. cutie ( 30/07/2005 05:23)
nitefa ary manin ato ny ps-ko zany :p
140. iartistika ( 30/07/2005 18:42)
de ny ahy koa! fa mis inn?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3441