mitady olona avy any Antananarivo
70. iartistika
(
29/04/2005 19:59)
f'in klé,alina ny andro fa ndeha am zay aloa hanao klé,kléladelaka klé...
75. rakotokely
(
01/05/2005 16:42)
za mitady olona mipetraka ao betongolo , besarety , mangasoavina sao mba misy e , avaradoha ko
77. dadabe
(
02/05/2005 10:15)
rakotokely>ny akamaroan'ny havanay mipetraka eo @ireo noteneninao ireo (cite gendarme)mpivavaka ao mangasoavina hihhi zay klou