mitady olona avy any Antananarivo

101. Mifenty ( 05/05/2005 11:50)


oay le elah lty ny faha 100 fa dia arabaina a.


102. fijo ( 05/05/2005 21:50)
aza mikasy tanana fa tava iany an
103. Mifenty ( 06/05/2005 09:21)


tsy mety mitsy le mikasy tanana kle


104. dadabe ( 06/05/2005 10:04)
fa tongotra
105. sonwin ( 08/05/2005 11:13)
fanondro tokana hikasihana azy e
106. Mifenty ( 09/05/2005 21:44)


ankihikelin'tongotra fotsiny de ampy ka.

107. fijo ( 09/05/2005 22:08)
tsindrona kely dia vita e
108. sonwin ( 10/05/2005 10:29)
tsindrona kely asiana ranony kely vao maika mety
109. Mifenty ( 10/05/2005 20:01)

tsindrona kely tondrahana ranondranony vao mainka tena mety kle.

110. fijo ( 10/05/2005 20:33)
izay ,asio ranondranony
111. ari.malala ( 11/05/2005 10:56)
:-D
112. Mifenty ( 11/05/2005 14:05)


d lasa aiza doly klou le avao Tann nariv e.

Mitady ny bebe ranony nga le.

113. fijo ( 11/05/2005 19:23)
heeee variana mitady ranondranony e
114. dadabe ( 12/05/2005 10:44)
mifenty >maninona tsar hoe ? :twisted: bebe ranony ,fa ahy ihany lesy izy a,ny ranony ahy ihany fa tsy
115. ari.malala ( 12/05/2005 11:32)
fa tsy manin?!
116. fijo ( 12/05/2005 20:27)
ari malala koa te ahalala be mihintsy an.hummmmmm,tia ranony an
117. ari.malala ( 13/05/2005 10:29)
:-D

118. xxx ( 13/05/2005 15:53)
Iza avy no avy eny @ La Haute eny e? Teo Anjohy sy Andohalo teny. Mpihinana compose tao @ Daizozo?
119. sonwin ( 13/05/2005 18:49)
mpanao goretra teo amin'ny zaridaina ihany koa
120. Mifenty ( 13/05/2005 21:07)

za kou mpankeny kle.

fa tam za nanana blem tao am dsnr kle.hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1876