mitady olona avy any Antananarivo

21. Mifenty ( 13/04/2005 16:59)
ny tena tadaviko marina angamba de i mishou sy i welie le.

22. sonwin ( 13/04/2005 17:21)
izay mitady leisy de hahita a
23. Mifenty ( 13/04/2005 17:28)


ary izay mahita de ahazo lesy a.

24. dadabe ( 13/04/2005 17:58)
de zay mahazo mano
sa ahoana lesy rolland(sonwin)
25. Babata ( 14/04/2005 04:30)
Tena ialahy ve io (sonwin) io 'ry Rolland?
Aiza izao ialahy no mipetraka?
Asa na azon'ialahy omena ahy ny adresse-nareo fa hanoratra ho an'ialahy aho.Aiza daholo izao i Sely,i Lala ary i Fanja?
Iza moa no fiantsoana an'i Madame-n'ialahy fa adinoko,ary efa firy ny ankizy izao?
Salut! :D :D :D :D
26. dadabe ( 14/04/2005 07:15)
sonwin> :wink: :wink: :wink: io frera a,raikitra ity marina
27. midoss ( 14/04/2005 07:46)
mishou:

rurik>calme aloha indry fa aleo aloha izy hamaly jerena we ahoana ny fandehany 8-)

zao ihany, ka ahoana


28. Mifenty ( 14/04/2005 08:03)
>>o lty ra batata ah,

fa anga lty i Rolland Sonwin efa niteraka le.

Le oe manam-body lery le oe iza nenaran'ny madamanlery le.

fanga ialahy ra sonwin tsy frera ah. Inn aza ity le.
tsatsa le
29. sonwin ( 14/04/2005 12:03)
batata> fa maro ihany ange leisy ny niaraka tamintsika teny amin'ny CEG Ambohipo ireny e..fony isika vatony koa...nisinisy ihany ka..fa iza marina aloha ialahy vao mitohy ny resaka e? za zany efa hain'ialahy ihany fa Rolland e! I Madama leisy efa...niova a :lol: ..ny ankizy vao eo ampiketrehana azy mihitsy, somary tara kely e, ny adiresy tsy miova!Tadidin'ialahy ve koa ve aloha ilay zandrin'i Fanja e?
mifenty> he he he
30. Mifenty ( 14/04/2005 14:49)

mahay miala mitsy elah tsy ry frera manam-bady ah.

za kou klo mahatadidy le zandrin'i Fanja eh.

nifindra eny Avaradoha eny ry zareo kle.
31. mishou ( 15/04/2005 11:19)
hi hi hi hi hi

Mifenty> ka tsy notsorina moa le annonce we za sy weli no notadiavina fa....
=((
De ahoana zany no tohiny, miandry be ange za e
Tsy andriko intsony zany zay hihaonantsika
(l) (l) :oops: :oops: :oops:
32. dadabe ( 15/04/2005 12:49)
mishou>ka efa hoe indry ho entiko manidina any morondava kou tssss
sonwin>ao ve elah rolland a :wink:
33. sechat ( 15/04/2005 13:38)
:^) :^)
34. iartistika ( 18/04/2005 18:02)
aiza rolland eh?? :-D :-D
35. Mifenty ( 19/04/2005 08:15)
Rolland ngamba mbola lasa nn hihih


ary mba aiza i Mishou sy welie eh.
36. rurik ( 19/04/2005 08:40)
mishou ahoana? :( :( Mifenty a mbola nifanao fotoana izy roa e! :-$ :-$
37. sonwin ( 19/04/2005 15:31)
Rolland ity ihany ka..fa ahoana izay ry zalahy a?
Batata>ary toa tsy notohizan'ela leisy ny resaka?
38. mishou ( 19/04/2005 16:32)
fanina ah fa tsy hitako intsony ny lohany sy ny fitombenann'ilay tantara, fa i sonwin sy babata ve no mifampitady sa za sy welie sy mifenty e
sa andao hiaraka dol dol fa maninona moa, mba ilaozantsika kely eto aloha ny namana de hanaovantsika tantara angano alohann'y hatory rehefa miverina isika sa ahoan??? :} :} :} :} :}
mmmmhhhh, tsara an :} :} :} :}
39. sonwin ( 19/04/2005 17:59)
ahona koa izany tantara misy fitombenany izany ry mishou? :-D
40. Mifenty ( 19/04/2005 21:38)


za sy welie sy mishou no mifampitady kah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3746