Jean Marc KOUMBA dia voaraoka hiala ny tanana

1. ravatorano ( 30/03/2005 06:56)
araky ny voalazan ny gazety miseho isanandro maro dia voalaza fa voaraoka hiala eto Madagasikara Ingahy Jean Marc KOUMBA izay mpiandry manokana na garde rapproché ny filoha Ravalomanana.
Izao no fijerin ity gazety ity http://lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?rubune=politics&genre=news&limitune=7&id=28653
Mazotoa ary eh 8)
novalian'i cheboman ny 31/03/2005 09:54
2. felampaiso ( 30/03/2005 10:15)
ampitaina aminareo koa ka jereo ny hevitry ny mpanao forum ao amin'ny http://www.wanadoo.mg, izay ! :-D
3. xxx ( 30/03/2005 12:07)
efa ela koa no nihinanany teto fa avelao izy handeha
4. routa ( 30/03/2005 12:11)
sady fa nahoana no any ampita no vao misy olona mahatoky e! fa nahoana ny gasy e?mampalahelo hiany nefa izy fa mba nanambady gasy nefa voaroaka
5. ravatorano ( 30/03/2005 12:22)
folaka hono ny tongotr i lery nefa tokony nanaraka ny deba tany Seychelles ehd barakay fa tsy mahavita asa na d bolangina b sy b diploma amin ny arts martiaux azany eh
:cry: ny fan an i lery fa za kosa indray tsy d misy dikany amiko loatra ny momba iny fa mba vao2 tonga fotsiny. :-$
6. iartistika ( 30/03/2005 16:16)
i lefona no solony!
7. fijo ( 31/03/2005 04:48)
hay ve lery tsy gasy e???? tara indray za le.tsy hitako ity ka dia misy resaka mikasika ity koa nataoko atsy ambadika atsy.
8. cheboman ( 31/03/2005 09:54)
ny mpanao gazety sy ny olona sasany koa dia tena mivadibadika beniany , eo lazaina fa mikarama be loatra lery mioatra @miaramila gasy, ngah de tsy misy gasy mety mahavita ny asan'lery io, sns... zao ndray voaroka lery de mimenomenn doly ndray mapalahelo lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2273