fiarabana
1. rurik
(
21/03/2005 22:53)
Manatena aho fa mandray anjara @ ity serasera ity ianao ry Ramatoa Perlett izay nifaninana t@ question pour un champion . Faly miarahaba anao ny tenako arymirary ny fialantsasatra tsara ho anao . tena mahafinaritra ny toa ireny ka dia misaotra betsaka. :lol: :lol: :lol: :lol:
novalian'i rurik ny 29/05/2005 11:43