fête de l'internet à Madagascar

1. xxx ( 22/03/2005 06:04)
Izahay mpikarakara ny "Sixième édion de la Fête de l'Internet à Madagascar" dia faly mampahafantatra anareo fa misokatra ny "forum" ao amin'ny www.fete-internet.mg/forum

Izy io dia natao indrindra hamolavolana sy ifaneraserana, ary ifanakalozan-kevitra mba ahafahana mijery izay fomba rehetra afaka entina hampandrosoana ny firenena amin'ny alalan'ny Teknolojian'ny Serasera sy ny Fifandrasana, anisan'izany ny "Internet".

Koa dia manasa anareo ary.

Misaotra tompoko amin'ny fandraisana anjara.
répondu par xxx le 19/04/2005 14:01
2. mamyh ( 22/03/2005 06:06)
mahafinaritra le izy fa tohizo .Enga anie ho lasa lavitra isika @ technologie misaotra antsika isika.Tohizo fa tsara :P
3. xxx ( 22/03/2005 06:10)
raha mila fanazavana de mandehana eto http://www.fete-internet.mg
4. xxx ( 22/03/2005 06:12)
tonga maro fa ao @ PALAIS DE SPORT ny fête de l'intenet ny 02-06 MAI 2005
5. xxx ( 22/03/2005 06:15)
Efa mivotra koa izy zany fa efa mahazaka PALAIS DES SPORTS mintsy an.Tohizo eeeee
6. hery ( 22/03/2005 07:16)
Fa maninona kou ary ry fete de l'internet no manao xxx
Hetsika nahafinaritra ahy io fety io na dia mbola vitsivitsy aza ny olona tamin'ny roa taona lasa. Amporisihako manokana ny famelomana hatrany OpenSource fa io no hitako efa manomboka mivoatra ao Dago sady zakan'ny Gasy.
7. cheboman ( 22/03/2005 13:09)
xxx palais des sports> nga mo tsy efa tao fona izy io hatramin'izay, ny 2 taona voalohany ngamba no tao @ hilton ra tsy diso aho
8. DotMG ( 26/03/2005 09:26)
Mananihany ilay sehatra e!

Misoratra anarana ao @ forum aho tsy avelanareo, ny rohy ao @ ilay sehatra tsy feno aby,...

Ilazao rehefa matotra tsara fa ny tenanay dia tena liana amin' io.
9. hery ( 26/03/2005 10:14)
Tokony tena ho sérieux tsara tokoa alou ny fete de l'internet satria officiel be ilay izy (Ministera, Universitera, Sponsors betsaka, sns...). Deraiko mihitsy ny fanampian'ireo manome Connexion BLR, Mivatsy ordi sns... fa ilay hetsika ao anatiny anefa tsy ataondry zalahy mendrika an'izany valeur omena azy izany. Stands vitsivitsy tsy zarizary, miezaka ihany ny AMUL manaparitaka logiciels fa mikorontana be.

Alamino e.

cheboman> Tao amin'ny Stade Couvert tao Mahamasina kah... zao vao nahazo Palais de Sport de ho hita eo indray ny vokany.
10. dadabe ( 26/03/2005 15:22)
tsara izany kle ,amizay mba misokatra@any ivelany ny gasy (l)
11. cheboman ( 27/03/2005 02:03)
oki, salon ebit marina no t@ palais sy hilton
12. DotMG ( 06/04/2005 05:55)
DotMG:

Misoratra anarana ao @ forum aho tsy avelanareo


Hay tsy misy fisoratana anarana fa tonga dia manoratsoratra fotsiny koa. Azafady e! Izaho, mba ho fanajana ny webmaster, dia mizatra misoratra anarana foana alohan' ny handraisako anjara amin' ny sehatra iray.

13. xxx ( 19/04/2005 14:01)
:^) :roll: Dit moi comment ca va se passer?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0838