HASOAVANA (CIRCONCISION)

1. naritsimba ( 10/03/2005 11:10)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Asa raha misy firy ny Dokotera ato amintsika namana ato fa misy soso-kevitra ity:

Ho avy ity ny ririnina koa asa raha afaka manantanteraka isika ny @ hanaovana hasoavana mitamba-be maimaim-poana.

Koa dia manantena ny fiaraha-mientana amintsika namana izay manantalenta @ fanapahana.

Misaotra mialoha.
novalian'i betty ny 26/03/2005 20:56
2. naritsimba ( 10/03/2005 11:15)
(tohiny)
Noho izao fahasahiranana mianjady amin'ny vahoaka madinika izao no nitsirian'io hevitra io.

3. xxx ( 10/03/2005 11:52)
kiii za aloha tsy miditra aminio fa maty ao ny zanako klé ! ny oul raha vao maimaipona dia avy dia ataony kitoatoa manko ! an3 aleoko manangona dia mba tsy mijaly lotsa !
mazotoa ho anze t... =))
4. hery ( 10/03/2005 11:59)
xxx> ho an'ny olona manam-bola aloha dia normal raha mi =))
Fa ho an'ny olona sahirana kanefa ny zanany tsy maintsy hotapahana dia hevitra tena mety io an'i naritsimba io.

Fomba efa fanao mahazatra tao Dago tokoa taona vitsivitsy izao ny fanapahana tambabe... ary isaorana ireo dokotera izay mahafoy tena manao an'izany maimaim-poana. Marina fa mba te hahazo vola ihany ry zareo kanefa eo koa ny fitsinjovana ny Malagasy sahala amin'ny tena.

Tohanako io hevitr'i naritsimba io. Ary raha tsy diso aho, dia afaka manampy kely ihany ny fanjakana amin'izy io.
5. naritsimba ( 10/03/2005 12:16)
Mbola tsy naheno zà hatramin'izao hoe nisy maty ireny natao hasoavana tambabe ireny.

Raha handoa vola mantsy dia tsy latsaky ny 300.000fmg ny zaza iray. Koa raha @ izao fiainana sarotra izao dia hanahirana ny hahita an'io vola be io ary izay no mahatonga ny ankamaroan'ny ray aman-dreny Malagasy ankehitriny maka rain-jaza na dia eto an-drenivohitra aza.

Azo atao tsara ny miara-miasa @ Fikambanana hafa @ io resaka io rehefa misy ny fahavononana.

misaotra @ fanohanana e!
6. ttittie ( 10/03/2005 18:55)
izaho koa mananjanaka lahy tokony atao fa ny olana dia ny dr notsy misy :oops:
7. fijo ( 10/03/2005 22:59)
ka io hevitr'i naritsimba io no mamaha izay olana izay ko
8. mandrindra ( 11/03/2005 10:43)
xxx sy hery, na manambola na tsia aloha dia tsy hitako izay tokony hi =)) amin'izany. Fa nankaiza ilay fihavanana sy fahendrena malagasy no hatao izany ireo izay tsy mahatakatra.
Io hevitr'i Naritsimba io dia tokony ho tohanana satraia taratry ny firaisankina izay nampianarina ny malagasy.
9. watafon ( 11/03/2005 11:02)
Mahafinaritra le hevitra e! ary tena sahirana tokoa ny ankamaroan'ny olona @ zao !
xxx : le hoe atao kitoatoa kosa alou tsy marina e! sa enao efa nahita ?
ka ny tsara angamba d manentana ireo DR hafa ato @ namana aho fa tsy misy tsara ohatran'ny manome izay kely mba azo hanampiana ny madinika e!
10. betty ( 11/03/2005 11:20)
Ary tsy maintsy atao ve izy io eh? satria amiko raha tsy misy aretina atahorana le zaza de tsy hitako ny hoe tsy maintsy hanaovana azy..... sa ve zah tena tsy maharaka mintsss :oops:
11. booboo ( 11/03/2005 11:27)
ka @ fomba fisainana malagasy rehefa vita hasoavana ny zazalahy kely vao " tena lehilahy ". tsy hoe tsy maintsy atao fa arakaraka ny fandresen-dahatry ny ray aman-drenin'ilay zaza io. Misy manao azy noho ny antony ara-pahasalamana ...
12. betty ( 11/03/2005 11:48)
booboo > malaly be ngeh io ry reto eh :)
13. xxx ( 11/03/2005 12:07)
watafon > ié efa nahita za matoa miteny nge :{
14. watafon ( 14/03/2005 13:54)
xxx: ah bon ! fa tsy za kosa alou zany e!
betty : enao angah efa natao an'io ? :-D
15. betty ( 14/03/2005 14:54)
watafon > kii zah vevv kle sady tsy natao no tsy hatao :p fa na maratra fotsiny aza efa marary ko njinja fa atao antsy :)
16. Gill ( 21/03/2005 20:08)
Tsara ilay hevitra ary aoka ho tsaroantsika fa mpandimby antsika ireo lahy kely ireo izay hanome taranaka sady ho avin' ny firenena. Ny sosokevitro dia izao: fantatr' isika fa misy dokotera angamba isaky ny fokontany. Azon' izy ireo no mi-contribuer ka atao toy ny pahrmacie de garde izany no tiako ho tenenina. Mandeha tour no ady eo. Sasy tsy mandreraka ny dokotera no sady fanampiana ireo sahirana. Izay manabola moa dia manan ny azy izy.
Mba jereo ny klasy ambany fivelomana e.
Mirary fahasoavana ho an' ireo rahalahy kely.
17. Ramaso ( 24/03/2005 06:54)
betty:

Ary tsy maintsy atao ve izy io eh? satria amiko raha tsy misy aretina atahorana le zaza de tsy hitako ny hoe tsy maintsy hanaovana azy..... sa ve zah tena tsy maharaka mintsss :oops:


de heritrereto ndry hoe hanao @ bandy gasy tsy mitapaka atsy ho atsy.. mbola tsy mety @ saina gasy kosa izany le!

18. betty ( 24/03/2005 18:33)
Ramaso > loll moi perso y a pas de blem a ça
19. xxx ( 24/03/2005 18:39)
misy croutes hono reny tsy mitapaka reny :-D :-D
20. betty ( 26/03/2005 20:56)
xxx lollllllll refa maloto ve na tapaka aza tsy hisy croutes =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204