Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ngou, milahatra araka ny daty
ngou ( 12/03/2005 08:08)
te hanangana groupe-na rock symphonique
salut daholo e mitady chanteur mahay mihira aho hiara-hanangana groupe.. ny zavatra tiako atao dia rock symphonique ( na speed metal sympho ) izany hoe misy tendance opéra, mozika classique fa amp... tohiny
novalian'i Riffeur ny 05/05/2005 01:43
ngou ( 21/01/2004 16:13)
tononkira
eto izany ve azo handefasana tononkira noforonin'ny tena ihany koa?... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/06/2004 12:16
ngou ( 16/01/2004 09:08)
mila namana
salut, daholo, izaho dia kof mitady namana vehivavy ( raha afaka mitia ahy vao maika tsara...;na hifanoratra fotsiny koa aza aloha tsy olana!!) ho hita eo e! manorata @ ity adiresiko ity raha te ahaf... tohiny
novalian'i ngou ny 21/01/2004 15:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066