ndao hilalao aby

1. booboo ( 24/02/2005 09:15)
Ndao lalao hanalana azy fotsiny


Zao ny fandehany: Mametraka fanontanina 2 zà dé mamaly ireo fanontaniana ireo zé mamaly afarako.
Rehefa voaviliny ny fanontanina dé mametraka fanontanina 2 hafa koa izy ho an'ny manaraka. Dé ôtra zay hatrany.
Atomboko.

1-inn film tiana indrindra ?
2-inn matière tsy tiana indrindra t@ 7ème ?
novalian'i kaiah ny 22/06/2005 18:10
2. bichette ( 24/02/2005 09:33)
1 - ny film dia titanic
2- ny matiere tsy tiana dia ny kajy

1- inona no sakafo tiana indrindra
2- inona ny loko tsy tiana indrindra
3. moi ( 24/02/2005 10:32)
1- Ny sakafo dia glace
2- Ny loko tsy tiana dia izay mitovitovy amin'ny lokon-doto.

1-inona no nampihomehy indrindra tato ?
2-inona no mba hevitrao amin'ny bizoroka ?
4. moi ( 24/02/2005 10:33)
1- Ny sakafo dia glace
2- Ny loko tsy tiana dia izay mitovitovy amin'ny lokon-doto.

1-inona no nampihomehy indrindra tato ?
2-inona no mba hevitrao amin'ny bizoroka ?
5. majakely ( 24/02/2005 11:27)
1-ny ao amin'ny hatsikana sy lalao.
2-Milay fa mariky ny finamana ihany io.




1-Inona no tadiavinao ato ?
2-ahoana no fahitanao antsika Malagasy ato amin'ny namana ?
6. ikaretsaka ( 24/02/2005 13:32)
1-Ni hiresaka sy ny hizara hevitra @ ireny namana gasy miparitaka erak'izaotontolo izao

2-misy karazany maro, samihafa be ny fomba fisainana, fa misy tena lasa niova mihitsy vokatry ny ato


1-Inona ny loko betsaka t@ akanjonao androany?
2- Inona ny kaly (laoka ) tena gasy nohaninao farany?
7. ari.malala ( 24/02/2005 13:36)
1/mavokely
2/ovy sy patsa

1/inona no nahasorena anao indrindra tato?
2/iza no mpihira tianao indrindra?
8. maditra ( 24/02/2005 13:44)
1/ ireo olona sasany mananihany
2/ Usher raha vahiny Jerry Marcos raha Gasy
1/ Inona ny andro ankafizinao indrindra?
2/ Iza ny olo-malaza tianao indrindra?
9. hery ( 24/02/2005 14:13)
1- Alahady (maka aina)
2- Papa Joany Paoly II

1- Taiza ianao tamin'ny St Valentin?
2- Mpanoratra tononkalo efa maty tianao indrindra.
10. chipie1 ( 24/02/2005 14:19)
1-tato antrano
2-Dox


1- sujet tsy tinao indrindra tato
2-fialamboly tinao
11. sipagasy ( 24/02/2005 16:33)
1) zaridaina :roll:
2) mitsangatsangana

1)inona ny tsy itiavanao olona 1
2) inona ny itiavanao firenena hafa ankoatran\'ny firenena niavianao
12. iartistika ( 24/02/2005 17:17)
1-ny tôtra ratsiny
2-ny fandrosoana misy ao aminy!


1-tenda-kanina va ianao?
2-iza no tianao:sakelidalana sa johny halliday?
13. booboo ( 24/02/2005 17:53)

1) aaa tsy tenda-kanina fa tia mikaly
2)sakelidalana


1)inn raharaha tsy tiana atao indrindra refa ao an-trano ?
2)inn fiteny tianao ho hay ( ankoatra ny malagasy mazava ho azy ) ?

Nahitsin'i hery
novalian'i booboo ny 25/02/2005 08:52
14. ikaretsaka ( 24/02/2005 19:42)
1)mikosoka vilany
2) Zapone, holandey sy latinina (couramment)
15. ikaretsaka ( 24/02/2005 19:44)
adino ny fanontaniana : :oops:
1) aiza ny firenena tianao haleha ankoatran'izay hitanao?
2)inona ny atao hoe "art aminao"?
16. sipagasy ( 24/02/2005 21:04)
1) Inde
2) zava-kanto

1) mamaky gazety isan'andro ve ianao?
2) ampy ve ny fanampiana ataonao ao an-trano?
17. Oully ( 24/02/2005 22:05)
1) Tsia
2) Tsy ampy fa efa miezaka

1) Iza no tianao, Diana sa Camilla?
2) Raha nasaina nisafidy ianao tany am-boalohany dia ny ho lahy sa ny ho vavy?
18. Manon ( 25/02/2005 05:50)
-Diana ka
-vavy iany e!

-t@ enao firy taoana no tena marqué anao ?
-inouna no tena cadeau azonao ka tena marqué anao ?


19. bichette ( 25/02/2005 08:04)
- 15 ans
- vola be

- inona no tena jerenao voalohany sy remarquer-nao rehefa mahita olona iray tsy mbola hitanao mihintsy? (oh : ny masony, ny nifiny, ny bikany, ny tanany ...)
- inona amin'ny tenanao no maha complexer anao indrindra ?

20. hery ( 25/02/2005 08:54)
1 Ny masony
2 Ny volon-tratra :-p (bichette kou)

1 Firy taona ianao no nanoroka olona voalohany teo @ vava?
2 Aiza no Firenena tianao handehanana raha manana possibilité ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146