ndao hilalao aby
421. dadabe
(
27/04/2005 16:38)
1-tsika tsy miala eto ee
2-mbola mirevy virtoaly satria vao vita mariazy virtoaly zareo
1-efa nanome ro patsa virtoaly an'i sonwin ve ianao ?
2-nanatrika ny marizy virtoalin'i sonwin ve enao ?
2-mbola mirevy virtoaly satria vao vita mariazy virtoaly zareo
1-efa nanome ro patsa virtoaly an'i sonwin ve ianao ?
2-nanatrika ny marizy virtoalin'i sonwin ve enao ?
422. yonikafopl
(
28/04/2005 07:29)
1-eny
2-eny
1- hono wa nareo ve tsy mba manontany tena we fa naninona i booboo no tsy hita tsony?
2-mino ve nareo fa tena tia ahy marina i dadabe :-P :roll: :-w
2-eny
1- hono wa nareo ve tsy mba manontany tena we fa naninona i booboo no tsy hita tsony?
2-mino ve nareo fa tena tia ahy marina i dadabe :-P :roll: :-w
423. pissoa
(
28/04/2005 09:38)
1 - mifana virtoaly
2 - aleo aloha hanotaniako izy e
1 - dadabe ve tia marina an'i yonikafopl ?
2 - fa maninona? (na eny na tsia ny valin'ny 1)
2 - aleo aloha hanotaniako izy e
1 - dadabe ve tia marina an'i yonikafopl ?
2 - fa maninona? (na eny na tsia ny valin'ny 1)
424. booboo
(
28/04/2005 13:16)
pissoa>zahay miaina aty @ monde réel kah
1-tsy ankahalainy klou
2-satria tiany.
1-manao ahoana ny fahasalamana ?
2-inona no vaovao ato @ serasera ?
1-tsy ankahalainy klou
2-satria tiany.
1-manao ahoana ny fahasalamana ?
2-inona no vaovao ato @ serasera ?
425. dadabe
(
28/04/2005 13:49)
1-tsy salama satria malahelo ny vadiko aho(yonika)
2-ny mariazy virtoalin'i sonwin
1-mino ve ianareo fa tsy misangy fa tena tia ahy io vadiko io (yonika)?
2-manaiky ny hanambadiko azy ve ianao ?(tsy koaa na reel aza :wink: )
2-ny mariazy virtoalin'i sonwin
1-mino ve ianareo fa tsy misangy fa tena tia ahy io vadiko io (yonika)?
2-manaiky ny hanambadiko azy ve ianao ?(tsy koaa na reel aza :wink: )
426. rurik
(
29/04/2005 13:23)
1- mino dia mino tokoa aho raha ny fitiavany anao (l) (l) 2-manaiky aho raha sitrakao ny hanambady azy. 1-eritreretinao fa ho tonga dia tongotra ho aty amiko ve i mishou? 2-rahoviana?
427. dadabe
(
29/04/2005 15:33)
1-raha fitiavana no manosika zy de tonga io
2-asa
1-iza no hanamasina ny fanambadiako ?
2-aiza no hatao le izy ?
2-asa
1-iza no hanamasina ny fanambadiako ?
2-aiza no hatao le izy ?
428. mishou
(
29/04/2005 17:20)
1° tsy maintsy hoe papa ankoatran'ny benoit XVI aloha
2° Tsy any vatican aloha no sûr e, mety any chine
1° Inn no nahafinaritra anao indrindra androany
2° Inn no tianao hiverina indray aminao
2° Tsy any vatican aloha no sûr e, mety any chine
1° Inn no nahafinaritra anao indrindra androany
2° Inn no tianao hiverina indray aminao
429. kaiah
(
22/06/2005 18:10)
1° resam-pitiavana
2°ny sipako taloha
1°iza nofaritra tianao indrindra eto mada
2°iza no tianao zah sa Ravalomanana
2°ny sipako taloha
1°iza nofaritra tianao indrindra eto mada
2°iza no tianao zah sa Ravalomanana