ndao hilalao aby

381. sonwin ( 12/04/2005 15:07)
1-raha tia chocolat izy :lol:
2-ny fihetsiny refa te hilomano (l)

1-inona no toetra halanao any amin'ny olona iray?
2- olona be anihany no tianao sa matotra be?
382. milagroivo ( 12/04/2005 15:43)
1-mpandainga sy mampirafy
2- be anihany

1- inona no fanirianao eto an-tany
2- aiza no toerana tinao indrindra
383. Mifenty ( 13/04/2005 08:48)
1- sakafo ilatsahan'ny lalitra
2- refa poritra iny de eny am arabe


1- rahoviana enao no hihinana sokola?
2- tinao v amperahina am sopy sinoazy ny sokola?
384. pitchou ( 13/04/2005 10:38)
1-raha vao mahazo
2-ie! atao desera

1-inona no voankazo tianao indrindra? fa maninona?
2-inona no zavatra mampitahotra anao indrindra? satria nahoana?
385. kelou ( 13/04/2005 13:41)
1-akondro satria tsy mety marikivy
2-filma orera satria tsy mandeha raha tsy amin'ny alina

1-mora tezitra ve ianao?
2-inona no tsy mampitovy ny silipo taloha sy ny silipo am'zao :oops:
386. sonwin ( 13/04/2005 17:16)
1-tsy mety tezitra mihitsy ka
2-ny silipo ankehitriny manamora fomba fiasa :lol:

1- inona ny andro tianao indrindra?
2- hainao ve ny dikan'ny hoe manandro?
387. Mifenty ( 13/04/2005 17:32)
1- ny andro tsara
2- ie




1- hainao v ny dikan'ny manalina?
2- inona ny alina tianao indrindra?
388. mishou ( 14/04/2005 09:12)
sonwin>voaray lesy le hafatra an! Merci :-*

1° tsy haiko mihitsy (fa inn no dikany)
2° ny alina eo anilan'ny tiana mazava ho azy


1° aiza ny ambanivohitrareo?
2° inona no mampahalaza azy?
389. sonwin ( 14/04/2005 12:19)
mishou> ka mba asio valin-kafatra aza akia an :-*

1- any amin'ny misy ny fasan-drazanay
2- manja daholo ny sipa, bogosy daholo ny kofa :lol:

1-aiza ny ambanivohitrareo?
2-inona no mampalaza azy?
390. poupounesana ( 14/04/2005 16:44)
1-bdb ny ambanivohitranay
2-mbola tsy d malaza koa he zany izy hoe ambanivohitra koa


1-aiza ny ambanivohitrareo
2-inn no mampalaza azy?
391. milagroivo ( 14/04/2005 19:11)
1-raha vadinao ho dia ny ambanivohitrareo ihany
2-ny mariazintsika

1-inona no eritreretinao izao
2-mitovy eritreritra ve isika
392. mishou ( 15/04/2005 11:09)
1° ilay eritreretinao zao indrindra
2° ie mitovy eritreritra isika (hainao moa ilay blagy we we mitovy eritreritra de we enao ity ratsy saina!!!!!!) hi hi hi :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))



1° inn no ataonao @ ity week-end ity
2° ianao sy iza no hanao azy? :-* :-* :-* :-*
393. dadabe ( 15/04/2005 13:37)
1-manao stage leaza (asa)sady manidina hihihi
2-zah sy ny mpiara-mianatra ary ny moniteur hihi


1-manao inona ianao zao?
2-de mihinana inona ?
394. poupounesana ( 17/04/2005 14:57)
1-mamaly ny fanontanianao
2-rivotra (ka tsy mihinana tsinn koa)


1-enao v efa nisy nagaromposy?
2-ary efa nanenjika mpangalatra?
395. dadabe ( 17/04/2005 15:23)
1-ie
2-ie

1-ianao angah efa manambady?firy?
2-ary efa mitoka-trano irery?
396. dadabe ( 17/04/2005 15:24)
1-ie
2-ie

1-ianao angah efa manambady?firy?
2-ary efa mitoka-trano irery?
397. pissoa ( 17/04/2005 16:03)
1 - tsia - 0
2 - Tsy any amin'i Dada sy i Neny intsony ... :roll:


1 - Enao ve mino izany hoe mpamosavy izany? (le mivoka alina )
2 - Efa nahita?
398. iartistika ( 17/04/2005 19:04)
1-ié
2-ié





1-misy ve ny fanainga lavitra??
2-in zao no akanjo entinao miasa rahampitso?
399. Mifenty ( 18/04/2005 09:56)
1- tsy aiko
2- aleo ho an'ny rapitso ny rapitso eh



1- ary ianao ve manaiky ny fahefan'ny dadarabe?
2- aminao ve manankery ireny ody ireny raha miampita ranomasina?
400. dadabe ( 18/04/2005 13:42)
1-ny an'i dadabe no ekeko
2-tsy haiko aloha e,fa zah vahiny


1-@firy zao ny any aminareo amizao fotoana hanoratanao izao?
2-vary firy vilia no maximum laninao rehefa tsaramaso no laoka? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3412