ndao hilalao aby

341. poupounesana ( 07/04/2005 08:17)
1-alohan'ny hatory efa eo ambony fandriana io han : mivavaka mba tsy hanofy ratsy d tsy hisy anankenda
2-vo mitsangana tonga d miazakazaka eo @comody d makany @dosy fa tara


1-enao v mihinambary maraina?
2-inn no tena laoka tena tianao
342. mishou ( 07/04/2005 09:34)
miaraka valiana nareo
mandrindra> 1° mora tezitra fa tsy mora manom kosa e,
2° tena tia mandeha mafy ka izany no mahatezitra indrindra raha nahazo2 taona ilay eo aloha

pouponesana> 1° an3 ankoatran'ny vary dia hohaniko daholo fa kamo aho hifoha maraina hahandro vary
2° laoka tena tiako: trondro dia akoho any dago fa tsy aty aminay aty


1° Tianao ve ny mihinam-bary sosoa @ siramamy
2° Tianao ve ny manome voninkazo sipa raha lehilahy na mandray raozy mena @ kofy raha vehivavy? (Tsy asiana resaka aloha ny pelaka an)
343. Mifenty ( 07/04/2005 14:52)
1- eny tokoa
2- ary inn ty propos raciste envers les mbikotra ity le





1- inona ny tinao saonjo sa vomanga?
2- ary mangazo maina sa mangazo lena? (le fotsy ny atao oe mangazo lena a)
344. majakely ( 07/04/2005 15:47)
1 samy tiko fa saonjo no hosafidiko
2'mangahazo lena


1-iza no actrice na acteur halehany fantasme-nao?
2-tia mijery baolina kitra sa tsy tia ?
345. iartistika ( 07/04/2005 17:01)
1-angelina jolie
2-mirevy mihitsy



1-inona ny nofinao tam alina?
2-ankoatran'ny sakafo gasy de in no sakafo tena tianao??
346. sonwin ( 07/04/2005 17:53)
1-nanonofy ilay copine-ko ato amin serasera ato :wink:
2-sakafo tsy gasy

1-iza no mora tezitra indrindra ato amin'ny serasera?
2-inona ny teny ratsy mahazatra anao?
347. mishou ( 07/04/2005 20:58)
sonwin> ka iza ilay copine nao ato aloha e, sa indiscrète be le fanontaniana? sa izy mahalala azy?

1° tena tsy haiko
2° tena asainao manoratra teny ratsy kosa ve izahay nefa vao tsy ela no nifona t@ i hery tatsy ambadika. Aleo atao hoe "ianao ty mahasosotra ahyyyyyyyy" (efa henonao ve aloha io blagy io e)

1°@ firy no fotoana fatorianao aloha indrindra
2° efa nahavita niaritory firy andro nisesy ianao
348. dadabe ( 08/04/2005 04:39)
sonwin>lazao lesy fa aza arirarira ahihih
1-@08 alina
2-1 andro aza mafy be kle

1-tena marina 100%ve ny mombamomba anao ato @serasera?
2-de inona le tsy marina ?
349. xxx ( 08/04/2005 05:20)
1-ie
2-tsy misy!

1-firy aby ny ps anan'i dadabe?
2-Hatao inona aby?
350. Mifenty ( 08/04/2005 12:42)
1- 666
2- anontanio izy kle




1- inona no mampimé anao eo zao?
2- tinao v le loko mavo sy orange miaraka io? (fond forum io a)?
351. dadabe ( 08/04/2005 13:36)
xxx>ps ko ato lesy 1 ihany a,dadabe fa ny anarana ao @tsaty de ankoala na dadabe azon'ialahy ve

1-tsy misy
2-not bad

1-ianao ve tia mihinana akondro?firy no laninao?
2-de tia mihinana voasary (orange)ve ianao ?firy ?
352. pissoa ( 08/04/2005 13:45)
1 - Nena mofo akondro no tiko ... fa aty @ misy ah tsy misy
2 - Ooops, mofo vosary konko no tiko


1 - Fivondronana firy ni efa nandehananao ao Madagasikara?
2 - Manana ps firy dadabe ato amin'ny namana?
353. Mifenty ( 08/04/2005 15:14)
1- 87
2- maromaro iany oa a




1- enao v tia akondro atao mofo?
2- enao v tia mofo atao akondro?
3- enao v tia mofo akondro?
354. sonwin ( 08/04/2005 17:26)
1-tsia
2-tsia
3-eny :lol:

1- ianao ve tia zavatra atao mofo?
2- ianao ve tia mofo atao zavatra?
3- ianao ve tia mofon-javatra?
Zavatra= baolina, katsaka, etc
355. pitchou ( 08/04/2005 19:07)
(f'angaha lasa 3 indray le fanontaniana? misy tsy manaraka regmement ato)

1. zavatra= baolina ve? tsy mety izany
2. mofo atao gouter, ie!
(hatreo ihany no valina satria 2 no tokony ho izy)

1. enao ve zatra miteny ratsy rehefa misy mahatezitra anao?
2. ary tsy mampaninona anao ve mandainga mba hisian'ny filaminana?
356. pissoa ( 08/04/2005 20:04)
1 - Tsia
2 - Ie. Fa tiko konko le mandainga kely mampihomehy reny de avy eo oe nefa laingako!!!

1 - Enao ve mahay rock?
2 - Inna no tinao sotrobe sa vilany? :roll:
357. dadabe ( 09/04/2005 06:11)
1-ie
2-vilia

1-misy firy ny ps 'ny pissoa ato @serasera?
2-ianao ve tia mihinana hena baolina?ary baolina @hena?
358. sonwin ( 09/04/2005 11:31)
1-tena ts arako io pissoa io
2-raha vao hena dia hoaniko ka

1- inona no tianao hena sa mofo?
2- araka ny hevitrao: sola loha i dadabe sa fotsy volo?
359. pissoa ( 09/04/2005 12:50)
1 - hena
2 - Efa hitako ny hafotsin'ny lohan'dadabe

1 - Enao ve tamkely mba tia Jackson? (le mpiira an, fa tsy le coupe)
2 - Enao ve mba te oeny am-volana?
360. iartistika ( 09/04/2005 13:08)
1-aaa
2-ie,le volana olona ah!!!



1-handeha hitsinjaka rahalina sa tsia?
2-in ny teny ratsy fiteninao matetika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2544