ndao hilalao aby

281. namanao ( 29/03/2005 17:15)
1- Tsy haiko
2- miakanjo

1- Firy ny fanontaniana nojeranao ny valiny tato?
2- Ekenao ve raha ampiana ray ny kestion?
282. booboo ( 29/03/2005 19:56)
1-izy aby aby
2-aaa, mitady ilay anaki-2 aza efa sahirana hihihi


1-nanao ahoana ny week-end-nao farany teo ?
2-mahatana ny teny nomenao ve ianao ?
283. Mifenty ( 29/03/2005 20:41)
1- tsy niova fa sabotsy sy lahady iany
2- eny tokoa




1- raha ny hevitrao misy ifandraisany ve ilay hoe "mi-boo" (fitenin-jaza) sy ilay solon'anarana hoe "booboo"?
2- Na eny na tsia, inona no heverinao ho dikany?
284. poupounesana ( 30/03/2005 08:28)
1-tsy aleo v booboo no anontaniana
2-d mbola aleo booboo no anontaniana


1-misy lela mandeh vida v ato? (sans caleçon ni silipo fa tonga d pataloa)
2-na eny na tsia inn no mety antony?
285. Mifenty ( 30/03/2005 08:59)
1- tsy aleo v ry zareo reo no anontaniana e
2- d mbola aleo iany ry zareo no anontaniana kle


1- inona no ataona ra tsisy mametraka fanontaniana tsony ny teo alou?
2- io ary
286. booboo ( 30/03/2005 15:38)
1-mbola mametraka ihany
2- :roll:


1-inona no lohatenina tantara mpandeha t@ RNM taloha isaka ny sabotsy alina tadidinao ?
2-mpijery météo ve enao ?
287. pissoa ( 30/03/2005 16:36)
1 - Kay bobaka be ... ohatra hoe
"LAKLOSIM_PATY MISASAK"ALINA" na ilay hoe
" KARYL CHESMAN-MAN-MAN"
2 - Taloha


1 - Ianao ve mino ny fisian'ny coup de foudre?
2 - Ary ny matoatoa?
288. iartistika ( 30/03/2005 17:30)
1-
Ie,any ambanivohitra betsaka no matin'reny :-D
2-ie,efa nahita mihitsy...



1-efa mba nanadrana nifoka rongony ve ianao!
2-soa ve ny manan-droa?
289. Mifenty ( 30/03/2005 19:01)
1- ie
2- ie





1- mlay ry booboo ah,Pissoa le foudre tena misy ka
2- inona ny vaovao?
290. sonwin ( 30/03/2005 20:37)
1-toa tsy misy fanontaniana klé
2-izao eto izao ka

1-de ahona hony e?
2-fa ahona marina io e?
291. dadabe ( 31/03/2005 07:32)
1-de zao e,salama tsy manahy frera a
2-fa angaha diso le


1-ahoana ny fijerinao ny "PAZZAPA"?
2-Tia manao MISS ve ianao?
292. pissoa ( 31/03/2005 07:57)
1- Tamin'ny maso gila ... tsara ihany
2 - Mazava ho azy ... gasy ka manja e!


1 - Inna no tinao tsaramaso sa voanjobory?
2 - Efa nandeha sambo enao (ilay elabe reny an!)?
293. Mifenty ( 31/03/2005 08:20)
1- katsaka
2- nandeha tan'eritreritra aho refa le mijery film reny





1- aminao, possible v ny couscous amperahina am lardons?
2- inn ndray zao ny fety andrasanao?
294. mandrindra ( 31/03/2005 13:52)
1 io ilay hena kisoa alain-drony
2 tsy miandry ny ampitso sy ny ho avy fa manararaotra ny anio


1 fantatrao ve hoe aiza ny zoro firarazana?
2 rehefa manjono ianao dia kakana inona no ampiasainao?
295. pissoa ( 31/03/2005 16:51)
1 - Kay menatra aho fa tsy haiko! (mba omeo valiny e)
2 - tonga de toto-mangazo


1 - Enao ve mahay afindrafindrao?
2 - Ary misioka mampiasa tanana?
296. poupounesana ( 31/03/2005 17:14)
1-tsy haiko
2-tsy manjono intsony

1-aiza ary le zoro firarazana eh
2-hazavao mihitsy hoe inn le izy eh!
297. pitchou ( 31/03/2005 19:45)
1- itsy avaratra atsinana itsy no atao hoe zoro firarazana
2- zoro-trano ao anaty tranao ie! anaovana ny fanompoana (raha tsy diso aho) ary rehefa mipetraka d ny olon-dehibe no mipetraka eny

1-tany @ morotsiraka atsinanana iny ve enao t@ le nisy alerte tsunami iny?
2- tena nampitahotra be ve?
298. mandrindra ( 01/04/2005 08:42)
1 tsia
2 efa hoe tsy tany aho hoe


1 inona ny zavatra jerenao voalohany ao amin'ny hehilahy raha vavy ianao? ary ao main'ny vehivavy raha lahy ianao?
2 NY sofina havia sa ny havanana no mandre bebe kokoa?
299. kally ( 01/04/2005 09:00)
1-Izy @ ankapobeny no indray hitako fa tsy mijery zavatra manokana izany.

2-Mandre kokoa ny sofina havanana raha tsy mivoaka @ sofina havia izay reny,raha mivoaka @ sofina havanana indray izay re dia ny sofina havia izay no nandre azy.

1-Inona no fandaharana tena mba fijerinao @ tv?
2-Kilasy fahafiry ianao no nijanona nianatra?
300. iartistika ( 01/04/2005 15:37)
1-desain alimé
2- té diô



1-tia mitsilailay eo ambony bozaka ve ianao?
2-impiry isa-kerinandro ianao no manao firaisana ,ara-nofo mazava ho azy(na lahy na vavy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4864