ndao hilalao aby
241. iartistika
(
23/03/2005 17:09)
1-ie,mba maniry mihitsy
2-ny ekipa solida rehetra :-D :-D
1-efa nisy resaka nampitomany anao ve teto am serasera?
2-Ary inona no resaka nahafaly sy nampihomehy anao indrindra teto?
2-ny ekipa solida rehetra :-D :-D
1-efa nisy resaka nampitomany anao ve teto am serasera?
2-Ary inona no resaka nahafaly sy nampihomehy anao indrindra teto?
242. dadabe
(
23/03/2005 17:19)
1-ie,le lozan'ny sipa
2-ny niresaka t@frera sonwin ao ambadika ao
1-ianao ve KRISTIANINA?
2-nefa ve ianao hankalaza ny fetin'ny lainga(poisson d'avril?
2-ny niresaka t@frera sonwin ao ambadika ao
1-ianao ve KRISTIANINA?
2-nefa ve ianao hankalaza ny fetin'ny lainga(poisson d'avril?
243. mishou
(
24/03/2005 13:31)
1° dadabe raha tsy diso aho dia sipa mipetraka any chine, dia lôzan'ny sipa hono no mampitomany azy fa tena lesbienne izany njy. Kay lety e
Krstiana aho sady mpakany am-piangonana mihitsy
2° tsy manao an'io aho fa misy fika hafa ahavoazako olona ankoatran'ny lainga.
1° inona no lôkanao androany?
2° oviana ianao no nisasa farany? (tsy an-kandainga fa tsy 1 avril androany an)

244. Mifenty
(
24/03/2005 15:53)
kay le, marary kosa iny kle. Ay v radada ty ka lesboss le. tsss
1- tsy nihinam-bary donc tsy nisy laoka,
2- inn mou le oe nisasa eh, fa za vao avy nisasa zao;
1- rôvina no everinao fa ho tapitra ity lalao ity
2- enao nga mahalala an-dradadabe
1- tsy nihinam-bary donc tsy nisy laoka,
2- inn mou le oe nisasa eh, fa za vao avy nisasa zao;
1- rôvina no everinao fa ho tapitra ity lalao ity
2- enao nga mahalala an-dradadabe
245. mandrindra
(
24/03/2005 16:04)
1 rehefa tsisy mamaly intsony
2 tsia
1 Manao kajy ankadrina ve ianao sa mila milina foana?
2 Tsarainao amin'ny fitafiny ve ny olona iray?
2 tsia
1 Manao kajy ankadrina ve ianao sa mila milina foana?
2 Tsarainao amin'ny fitafiny ve ny olona iray?
246. sonwin
(
24/03/2005 16:34)
1-kajy akandrina fona satria za be loha be mihitsy
2-tsaraiko amin'ny asany :lol: AVI za e
1-manao inona alohan'ny hatory?
2-olona firy izay no efa nahita anao tsy niankanjo?
2-tsaraiko amin'ny asany :lol: AVI za e
1-manao inona alohan'ny hatory?
2-olona firy izay no efa nahita anao tsy niankanjo?
247. yonikafopl
(
24/03/2005 17:55)
1-mivavaka
2-tena nue ve sa we tsy nisy akanjo fotsiny fa nisy anatiny?de avereno le fanontaniana fa valiako
1-raha bandy ianao firy ny sipa efa nokotianao tao, raha sipa efa nisy firy no nikoty
2-ho aiza nareo am lundi de paques?

248. chipie1
(
24/03/2005 18:46)
1- mbola tsy hisy ka hihihi :-D :-P
2-mbola tsy hay
1-raha bandy ianao firy ny sipa efa nokotianao tao, raha sipa efa nisy firy no nikoty
2-ho aiza nareo am lundi de paques?
2-mbola tsy hay
1-raha bandy ianao firy ny sipa efa nokotianao tao, raha sipa efa nisy firy no nikoty
2-ho aiza nareo am lundi de paques?
249. Mifenty
(
24/03/2005 20:42)
1- taiza io e
2- rôvina mou zany lundi de paques zany?
1- ra misy manome de inona ny valiny*
2- te hisotro ranv enao zao?*
2- rôvina mou zany lundi de paques zany?
1- ra misy manome de inona ny valiny*
2- te hisotro ranv enao zao?*
250. booboo
(
25/03/2005 11:51)
1-misaotra tompoko
2-aaa
1-mamonjy Herinandro Masina ve enao ?
2-inona ataonao laoka @ paka ?
2-aaa
1-mamonjy Herinandro Masina ve enao ?
2-inona ataonao laoka @ paka ?
251. mandrindra
(
25/03/2005 16:43)
1 Tsia
2 Ny androany hariva ary mbola tsy fantatro ko ahoana no hieritreretako ny amin'ny paka.
1 Inona no safidinao miasa sa miloka? (iray ihany ny valiny)
2 Ahoana ny ahafantarana ny bibilava na lahy izy na vavy?

252. pitchou
(
25/03/2005 18:55)
1-milokaloka fa hiasa
2-ny halavany
1-aiza enao no hanao weekend ny paka?
2-aiza enao no hiangona @paka
2-ny halavany
1-aiza enao no hanao weekend ny paka?
2-aiza enao no hiangona @paka
253. pissoa
(
26/03/2005 08:54)
(Misy kilalao milay be kay ato!)
1 - Ato an-trano
2 - Any ampiangonana
1 - Inona no tianao vomanga sa ovy?
2 - Fa maninona ianao no kamo lava toy izao?
1 - Ato an-trano
2 - Any ampiangonana
1 - Inona no tianao vomanga sa ovy?
2 - Fa maninona ianao no kamo lava toy izao?
254. yonikafopl
(
26/03/2005 14:03)
1-vomanga
2- za njay tsy mba kamokamo zany ka!!
1-inona ny nofinao halina?
2-raha manambady ianao, mahafinaritra ve? raha tsy manana efa vonona ny hiditra am resaka fanambadiana?
2- za njay tsy mba kamokamo zany ka!!
1-inona ny nofinao halina?
2-raha manambady ianao, mahafinaritra ve? raha tsy manana efa vonona ny hiditra am resaka fanambadiana?
255. dadabe
(
26/03/2005 15:08)
1-niaraka t@sipa
2-ie tena milay,hhmmm ka ny fofony azza tsy mbola hita kle
1-fantatro ve i mishou fa tiako be izy (zah tsinona lazainy fa lessboo)?
2-raha misy mamely tahamaine ho anao de inona no ataonao?
2-ie tena milay,hhmmm ka ny fofony azza tsy mbola hita kle
1-fantatro ve i mishou fa tiako be izy (zah tsinona lazainy fa lessboo)?
2-raha misy mamely tahamaine ho anao de inona no ataonao?
256. pissoa
(
26/03/2005 16:43)
1 - Tsia
2 - Mitory any amin'ny polisy :-D :-D
1 - Azonao inoana ve fa i dadabe dia tsy manana fofom-bady?!
2 - Ianao ve efa nahita ilay film "Ze manda gorila" ?
(tadidinareo ve izany tamin'ny mbola kely?)
2 - Mitory any amin'ny polisy :-D :-D
1 - Azonao inoana ve fa i dadabe dia tsy manana fofom-bady?!
2 - Ianao ve efa nahita ilay film "Ze manda gorila" ?
(tadidinareo ve izany tamin'ny mbola kely?)
257. Mifenty
(
26/03/2005 18:24)
1- tsy manana fofom-bady io fa fofom-b_dy no ananany,
2- Zé toufou mpamsa no efa itako,
1- enao nga malala an-dradadabe?
2- mbola mazoto v enao?
2- Zé toufou mpamsa no efa itako,
1- enao nga malala an-dradadabe?
2- mbola mazoto v enao?
258. yonikafopl
(
26/03/2005 22:15)
1-iza kou zany???
2-za njay toujours mazoto
1-iza avy ny ekipa lasa any Vichy?
2-fa naninona ianao io tsy nandeha?
2-za njay toujours mazoto
1-iza avy ny ekipa lasa any Vichy?
2-fa naninona ianao io tsy nandeha?
259. iartistika
(
27/03/2005 12:45)
1-tsary haiko!
2-tsisy frais
1-tsara ve ny andro any aminareo any zao?
2-hitsangatsangana aiza rahampitso?
2-tsisy frais
1-tsara ve ny andro any aminareo any zao?
2-hitsangatsangana aiza rahampitso?
260. pissoa
(
27/03/2005 13:26)
1 - Efa miha-mangatsiaka aty aminay
2 - Izahay mianatra!!!
1 - Inona no tianao raha tsy maintsy mifidy, misy kongona sa misy haofotsy?
2 - Ianao ve mba manao sport?
2 - Izahay mianatra!!!
1 - Inona no tianao raha tsy maintsy mifidy, misy kongona sa misy haofotsy?
2 - Ianao ve mba manao sport?