ndao hilalao aby
261. iartistika
(
27/03/2005 13:41)
1-kiiii,tena tsy haiko le!
2-ie,spaoro malefaka...
1-efa torana teny an-dalana ve ianao?
2-tia tavin-kena ve ianao?
2-ie,spaoro malefaka...
1-efa torana teny an-dalana ve ianao?
2-tia tavin-kena ve ianao?
262. dadabe
(
27/03/2005 14:27)
1-na indrepa aza
2-zah tsy mihina-kisoa kle
1-fantatrao ve i yonika??? (l) :wink: ?
2-ary ianao ve mahalala an'i mifenty?efa manambady ve lery? :-P
2-zah tsy mihina-kisoa kle
1-fantatrao ve i yonika??? (l) :wink: ?
2-ary ianao ve mahalala an'i mifenty?efa manambady ve lery? :-P
263. Mifenty
(
27/03/2005 17:50)
1- otrany fantako izy k
2- eny tokoa, fantatro izy
1- inona no tinao, mafana be ny andro, mangatsiaka sa avy orana?
2- iza no tinao gasy sa snou?
2- eny tokoa, fantatro izy
1- inona no tinao, mafana be ny andro, mangatsiaka sa avy orana?
2- iza no tinao gasy sa snou?
264. yonikafopl
(
27/03/2005 20:29)
Mifenty mbola misy fanontaniana tsy voavaly io
1-mafana otran'ny any Dago
2-hafa ihany ny gasy ka
1-inona ny sakafonareo androany
2-aiza no haleha rapitso?
1-mafana otran'ny any Dago
2-hafa ihany ny gasy ka
1-inona ny sakafonareo androany
2-aiza no haleha rapitso?
265. maditra
(
28/03/2005 04:16)
1) Tsy nisy laoka fa mihinankinam-pahatany.
2) Any an-dakilasy satria bossiste ny kofy! haha
1) Ino ny tena ataonao amin'ordinatera?
2) Inona no tena andanianao fotoana? ordi sa tele?
2) Any an-dakilasy satria bossiste ny kofy! haha
1) Ino ny tena ataonao amin'ordinatera?
2) Inona no tena andanianao fotoana? ordi sa tele?
266. poupounesana
(
28/03/2005 07:20)
1-zay azo atao rehetra
2-tsy misy @ireo
1-marina v fa maditra ny metisy
2-iza no efa nahazo vady tato eh?
2-tsy misy @ireo
1-marina v fa maditra ny metisy
2-iza no efa nahazo vady tato eh?
267. bebe
(
28/03/2005 07:50)
1- tsy aiko
2- dadabe sy bebe sy ikaretsaka sy kitjo :wink:
1- aiza enao no ande itsangatsangana anio
2- inona ny loka maly?
2- dadabe sy bebe sy ikaretsaka sy kitjo :wink:
1- aiza enao no ande itsangatsangana anio
2- inona ny loka maly?
268. Mifenty
(
28/03/2005 12:29)
1- ato an-trano iany
2- izaho tsy miloka
1- fanga tsy maintsy mitsangatsangana?
2 Tsy maintsy asiana loaka v ny vary?
2- izaho tsy miloka
1- fanga tsy maintsy mitsangatsangana?
2 Tsy maintsy asiana loaka v ny vary?
269. dadabe
(
28/03/2005 16:48)
1-ie
2-las tsy milay raha vao tsy misy kle
1-fantatrao ve dadabe sy bebe ato 2serasera?
2-inona no laokanareo t@alahady?ary aiza zao le sipanao iny e? :wink:
2-las tsy milay raha vao tsy misy kle
1-fantatrao ve dadabe sy bebe ato 2serasera?
2-inona no laokanareo t@alahady?ary aiza zao le sipanao iny e? :wink:
270. iartistika
(
28/03/2005 17:40)
1-ie,fa i bebe mbola mivanitika ary ambadika ary..
2-vary beeee,miaraka am hena béééééééé,ôtsan'ny famadihana mitsy.le sipa tsy misy fa hitadiavo...
1-tinao ve raha lasa mpihira malaza ianao?
2-misy sipa tiako be ato!de inona ny paika?
2-vary beeee,miaraka am hena béééééééé,ôtsan'ny famadihana mitsy.le sipa tsy misy fa hitadiavo...
1-tinao ve raha lasa mpihira malaza ianao?
2-misy sipa tiako be ato!de inona ny paika?
271. pissoa
(
28/03/2005 18:44)
1 - Ny ana panao beso malaza no tiko saingy zako sipa kely feo kely de tsy mety
2 - Raha vao hitanao ao amin'ny chat ny anarany tonga dia ataovy hoe "Tiko 'ndriko ka ahoana?!" (l)
1 - 1+1 = ?
2 - ts'enao ve le itako teny Besarety tamin'ny 2000?
2 - Raha vao hitanao ao amin'ny chat ny anarany tonga dia ataovy hoe "Tiko 'ndriko ka ahoana?!" (l)
1 - 1+1 = ?
2 - ts'enao ve le itako teny Besarety tamin'ny 2000?
272. Mifenty
(
28/03/2005 19:33)
1- = 3
2- otsaotsany (Pissoa a, tiko ndriko ka ahoana?)
1- 2+2=?
2- ary tsy enao v le itako teny bois de boulogne?
2- otsaotsany (Pissoa a, tiko ndriko ka ahoana?)
1- 2+2=?
2- ary tsy enao v le itako teny bois de boulogne?
273. mandrindra
(
29/03/2005 08:28)
1- 22
2- ianao izany no efa mpandeha eny kle.
1- inona no lokon'ny lanitra ?
2- Ianao ve efa namorona tonokalo?
2- ianao izany no efa mpandeha eny kle.
1- inona no lokon'ny lanitra ?
2- Ianao ve efa namorona tonokalo?
274. pissoa
(
29/03/2005 11:35)
1 - Zako ato an-trano dia tsy haiko!
2 - Ie! Sady milay an ... :-D :-D
1 - Enao ve efa manao solonify?
2 - Inona moa no filazana ny 22 rehefa manao loto?
mifenty > firy metatra alongany fa sao hitako ny tampon-doha ... =))
2 - Ie! Sady milay an ... :-D :-D
1 - Enao ve efa manao solonify?
2 - Inona moa no filazana ny 22 rehefa manao loto?
mifenty > firy metatra alongany fa sao hitako ny tampon-doha ... =))
275. poupounesana
(
29/03/2005 12:09)
1-tsy haiko
2-ie fa tsy le professionel b reny
1-fantatrao v hoe fetin'ny inn ny 29/03
2-inn ary zany, elo b tsy mipika
2-ie fa tsy le professionel b reny
1-fantatrao v hoe fetin'ny inn ny 29/03
2-inn ary zany, elo b tsy mipika
276. mandrindra
(
29/03/2005 12:48)
1 tsy fety ny 29 martsa fa andro fahatsiarovana
2 micoince ilay fanidina azy :D
1 inona no daty tianao indrindra ao anatin'ny taona iray?
2 tia manjono ve ianao ?
2 micoince ilay fanidina azy :D
1 inona no daty tianao indrindra ao anatin'ny taona iray?
2 tia manjono ve ianao ?
277. dadabe
(
29/03/2005 13:30)
1-ny 26 juin
2-ie,indrindra fa sipa
1-ary inona no nataonao teny tsaralalana omaly alina le?
2-fantatrao ve hoe firy metatra i pissoa? :wink:
2-ie,indrindra fa sipa
1-ary inona no nataonao teny tsaralalana omaly alina le?
2-fantatrao ve hoe firy metatra i pissoa? :wink:
278. iartistika
(
29/03/2005 16:04)
1-nijery koaitra
2-2m
1-manala volo-tongotra ve ianao?
2-mba tia miboridana ve ianao ao an-trano?
2-2m
1-manala volo-tongotra ve ianao?
2-mba tia miboridana ve ianao ao an-trano?
279. Mifenty
(
29/03/2005 16:41)
1- tsia
2- ie fa refa tsy hiver
1- fantatrao ve oe firy milimetatra i veloo?
2- ary enao ve mekanjo refa matory?
>veloo, misy fanontaniako io a.
2- ie fa refa tsy hiver
1- fantatrao ve oe firy milimetatra i veloo?
2- ary enao ve mekanjo refa matory?
>veloo, misy fanontaniako io a.
280. pitchou
(
29/03/2005 17:10)
1- andefaso milimetatra andrefesako azy klou
2- ie! aty misy moka ko!
1- fa maninona i mifenty no te-hahalala ny halavan'i veloo?
2- fa maninona moa no tsy hiakanjo rehefa matory?
2- ie! aty misy moka ko!
1- fa maninona i mifenty no te-hahalala ny halavan'i veloo?
2- fa maninona moa no tsy hiakanjo rehefa matory?