ndao hilalao aby

301. mandrindra ( 01/04/2005 15:38)
1 vaovao antsary
2 kilasy fahaefatra


1 manomeza teny iray mahafehy ny filamatra aminao ?
2 inona no mampiavaka ny malagasy amin'ny olona hafa?
302. pitchou ( 01/04/2005 19:22)
1-be loatra ka tsy hitako izay safidiana
2- ny malagasy d avy ao mada fa ny olona hafa avy @ firenena hafa

1- fa maninona kay i mandrindra no tsy namaly ny fanontanian'i artistika?
2- tena otran'ny tongotra tokoa ve i mada? d inona izany ilay heli-drano antongila io?
303. Mifenty ( 01/04/2005 20:20)
1- ka lazainy fa mifangaro le izy no sady manelingelina azy le fanontaniana
2- tongotra angaha firenena?




1- enao v efa nanonofy nitsangana?
2- ary efa nahita oul nanonofy mihome v enao?
304. iartistika ( 01/04/2005 20:32)
1-ie,rôfa lasam-borona
2-ie konkoa!


1-am firy ianao io vao handeha hatory?
2-inon ny lôkanao teo??
305. poupounesana ( 02/04/2005 06:34)
1-@10
2-zà tsy ninambary teo


1-raha ampanaovina kilt ny lelà eto dago d hanao enao sa tsia
2-rah tsia, fa manin kosa
raha eny? hoesorinao v ny volontongotrao,
306. dadabe ( 02/04/2005 07:50)
1-inona ity kilt le? zah tsy hanao satria tsy haiko
2-inona ny hifandraisan'i cult sy ny volotongotra le zah tsy hanala hihi

1-ianao ve manala volonkelika?
2-ary volo....volom-bava?
307. poupounesana ( 02/04/2005 08:49)
1-kilt zany ry dadabe le zipo plissé anaovan'ny ecossais reny ah
2- zay le ifandraisan'ny volontogotra sy ny kilt


1-enao v efa nihinana masikitanà toto (na fananiana na tsy nahy)
2-tsara v ?

308. dadabe ( 02/04/2005 09:09)
1-zah tsy mbola nihinana
2-tsy haiko ny tsirony

1-poupou tsy novaliandry ny kestion ko de averiko
ianao ve manala volonkelika?
2-ary volom...volombava?
309. poupounesana ( 02/04/2005 10:59)
1-ie
2-zà tsy misy volombava ko ataoko ahoana ny anala zay tsy misy


1-ary enao?
2-d mitovy @ ireo ambony ireo ihany koa ny fanontaniana faharoa
310. Mifenty ( 03/04/2005 09:49)
1- maninn aho ?
2- tsy fantako le oe mitovy am le eo ambony iany fa novakiako atram voaloany le izy de tsy voavaliko eto doly ny kestio n 2 retra



1- inn ny sentiment am papa maty io?
2- ny pronostic nao, avy aiza ny papa mety ho lany eo (italiana, poloné, amerikana tatsimo...)?
311. pissoa ( 03/04/2005 14:20)
1 - Raha azo tsy fady ny 'mikodidy miakatra' dia nataoko.
2 - Tonga dia Malagasy ...


1 - Enao ve efa olon-debe?
2 - Fa inona aloha ilay oe olon-debe aminao e?
312. poupounesana ( 03/04/2005 16:11)
1-ie
2-zà jerena d fantatrao eh! :wink:

1-firy taona ny zanakao vavy no havelanao hanao sipa?
2-rehefa eny imason'ny oll, inn no zavatra tsy tantinao indrindra raha ataon'ny vadinao na sipanao?
313. Mifenty ( 03/04/2005 16:44)
1- latsaky ny 77 taona
2- ny miboridana (tena nue mitsy a)




1- inona no tsy tinao atao eny imasom-baoka?
2- enao ve tia paiso?
314. pitchou ( 03/04/2005 18:40)
1-bdb tsy ary ho voatanisa eto
2- arakaraka le paiso resahana! :D

1- araka ny fiheveranao, handeha handevina ny papa ve i ra8?
2- fihodinana fahafiry vao hisy papa ho lany eo?

(pissoa> ka le kardinaly gasy efa ho feno 80 taona @volana aogositra ko! ngah zany mbola papable ihany?)
315. iartistika ( 03/04/2005 18:57)
1-ààà!mbola mitady ze ahitan'ny malagasy ho hanina izy!
2' premiera tour de vita..



1-aminao ve tena masina ilay papa iny?
2-ary mety hisy ve ny papa mainty amin'io fifidianana io??
316. Mifenty ( 03/04/2005 19:41)
1 - tsy mbola nanandrana aho (masina = masira >>ranomasina = rano masira)
2 - kandindà v le tiana tenenina sa hoe inn e?





1- blm v aminao ny volon-dohan'ny papa?
2- amnao eropeana sa tsy eropeana no papa ho voafidy?
317. yonikafopl ( 03/04/2005 19:58)
1-olombelona toy ny olona rehetra ny papa, manana ny fahotany.
2-io indray tsy haiko ny mamaly azy.

1-inn kay mampiavaka antsika gasy am firenena hafa??
2-inn toetra tsy tantinao atao aminao indrindra
318. Mifenty ( 04/04/2005 08:27)
1- satria isika gasy (fa tsy bekintana, rainiboto sy ny sisa)
2- retra mitsy





1- inona no hevitrao momba ny kapôty?
2- ra mbola tsy nampiasa de tsy mamaly an'ity : aminao efa nampiasa mitovy v sa tsy mitovy ny mampiasa ny kapôty refa mifandray tendro? hazavao.
319. dadabe ( 04/04/2005 10:23)
1-kapoty ve hhmm avy 2 teny hoe kapa=kiraro,sy oty =teny vazaha =manala==>kapoty=manala kiraro
2-manala kiraro mifandray tendro ve ??le lohany ankiroa izany no ampifandraisina sa?tsy azoko klle.


1-ahoana ny hevitra @fampiasana "condum"?
2-ilaina ve io sa tsia ?hazavao ny hevitrao? :D
320. mandrindra ( 04/04/2005 14:30)
1 jereo ny notice rehefa manokatra ilay boaty
2 ilaina foana io ka, :idea: (io ny jiro dia mazava)


1 fa maninona ianao no mampiasa préservatif?
2 impiry isanandro ianao nomampiasa azy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1649