ndao hilalao aby
321. Mifenty
(
04/04/2005 18:18)
1- satria aho miaro ny tontolo iainana
2- mi préserver ny environnement foana aho ka tsy haiko oe impiry isan'andro
1- tadidinao moa elia ilay nanala ny kapaotiny?
2- rakoto ve matilo?
2- mi préserver ny environnement foana aho ka tsy haiko oe impiry isan'andro
1- tadidinao moa elia ilay nanala ny kapaotiny?
2- rakoto ve matilo?
322. poupounesana
(
05/04/2005 05:36)
1-tsy tadidko
2-ndray2
1-misy inn ao anaty toaka? toa manitona oll bdb le izy
2-d mafinaritra le mamo eh?
2-ndray2
1-misy inn ao anaty toaka? toa manitona oll bdb le izy
2-d mafinaritra le mamo eh?
323. mandrindra
(
05/04/2005 09:45)
1 misy rano, rano mahavelona manintona olona maro
2 ie
1 firy ny karazambola efa nampiasainao?
2 inona avy?
2 ie
1 firy ny karazambola efa nampiasainao?
2 inona avy?
324. dadabe
(
05/04/2005 10:36)
1-maromaro ihany kle
2-us $ $hong kong euro fmg cfa rmb baths yen hay mou zay ihany
1-tsara ve ny misotro toaka?
2-ary ny mifoka sigara?mihinana mams?
2-us $ $hong kong euro fmg cfa rmb baths yen hay mou zay ihany
1-tsara ve ny misotro toaka?
2-ary ny mifoka sigara?mihinana mams?
325. mishou
(
05/04/2005 11:52)
1° manandrama akia ry dadabe dia ho hitan-njy na miady @ pièce njy dia tsara an, raha tsy izany dia ajanony
2° mitovy @ ilay eo ambony ihany
1° tianao ve i papa sa tsia?
2° fameux ve ny fahitanao an'ny lery sa tsia?
2° mitovy @ ilay eo ambony ihany
1° tianao ve i papa sa tsia?
2° fameux ve ny fahitanao an'ny lery sa tsia?
326. haingo23
(
05/04/2005 12:23)
1- za tsy manana intsony fa efa maty
2- tsy haiko ilay fammeux (femme-eux)
1- Tsara ve ny fotsy
2- inona ny antony ?
2- tsy haiko ilay fammeux (femme-eux)
1- Tsara ve ny fotsy
2- inona ny antony ?
327. Mifenty
(
05/04/2005 13:53)
1- loko v le teneninao sa oul e, ny oul fotsy ???
raha ny loko dia tsy tsara satria milaza fisaonana any am firenena hafa (Madagasikara, sina, sns)
2- efa voavaly io ny antony.
1- enao v mampiasa ireo sary malatsaka ireo, (émoticons)
2- d tena manaraka ny dikany voasoratra v enao?

329. sonwin
(
05/04/2005 16:04)
1-manja io refa teny gasy
2-efa nojerena
1-ahona ny ahafantarana fa gasy ny olona iray?(eo amin endrika io)
2-efa nahita matotoa ve?
2-efa nojerena
1-ahona ny ahafantarana fa gasy ny olona iray?(eo amin endrika io)
2-efa nahita matotoa ve?
330. Mifenty
(
05/04/2005 17:35)
1- mora fantatra ny taréany
2- fa ita maso mou zany sa fiction le?
1- enao v mafantatra gasy?
2- d aona no afantaranao azy?
2- fa ita maso mou zany sa fiction le?
1- enao v mafantatra gasy?
2- d aona no afantaranao azy?
331. pissoa
(
05/04/2005 22:01)
1 - ie
2 - Nga tsy ainao le sioka atao de ravo teztsa tonga ... GASYYYYYYYY
1 - Enao ve tam-kely mba mpitongy Gouter refa hande hianatra?
2 - De ary izao?
2 - Nga tsy ainao le sioka atao de ravo teztsa tonga ... GASYYYYYYYY
1 - Enao ve tam-kely mba mpitongy Gouter refa hande hianatra?
2 - De ary izao?
332. mandrindra
(
06/04/2005 08:55)
1 ie
2 zavatra hafa izao no hidongiana
1 rehefa any anty bus ianao raha misy mpangataka mipetraka eo akaikinao dia inona no fihetsikao?
2 firy segondra, minitra, ora, andro no lava indrindra vitanao tsy misakafo?

333. sonwin
(
06/04/2005 11:42)
1-arakarak'ilay olona
2- 1 andro fa saika maty
1-milay ve ny miaina?
2- feno fitaka ny tany e?
2- 1 andro fa saika maty
1-milay ve ny miaina?
2- feno fitaka ny tany e?
335. mishou
(
06/04/2005 13:30)
dia inona izany no valiako ry mifenty?
Tairo fa reventsika foana io e
1° Efa nisy fotoana ve nareo te hamono tena?
2° Fa naninona no eny na tsia ny valiny?
Tairo fa reventsika foana io e
1° Efa nisy fotoana ve nareo te hamono tena?
2° Fa naninona no eny na tsia ny valiny?
336. chipie1
(
06/04/2005 14:50)
tsia
satria tsia "fiainako mandalo ity ve de hovonoiko " :-D
-ianao ve mamaky boky (gasy)
-iza le mpanoratra?
satria tsia "fiainako mandalo ity ve de hovonoiko " :-D
-ianao ve mamaky boky (gasy)
-iza le mpanoratra?
337. pitchou
(
06/04/2005 18:41)
1- ie!
2- tsy haiko fa takelaka notsongaina
1- rahoviana no heverinao fa ho lany fanontaniana isika d hijanona ity lalao ity?
2- inona ny chaine tv jerenao matetika indrindra?
2- tsy haiko fa takelaka notsongaina
1- rahoviana no heverinao fa ho lany fanontaniana isika d hijanona ity lalao ity?
2- inona ny chaine tv jerenao matetika indrindra?
339. mishou
(
06/04/2005 20:39)
1° tsy misy fahataperany ity fa fanalana azy
2°aiza, raha aty @ misy ahy dia canal sat aloha izao
1°inona no ataonao aloha'ny handehananao hatory eo ambony fanriana @ alina
2° inona no ataonao raha mitsangana avy ao am-pandriana
2°aiza, raha aty @ misy ahy dia canal sat aloha izao
1°inona no ataonao aloha'ny handehananao hatory eo ambony fanriana @ alina
2° inona no ataonao raha mitsangana avy ao am-pandriana
340. mandrindra
(
07/04/2005 08:16)
1 manala kapa
2 mampiditra kapa
1 ianao ve ilay mora manompa rehefa mitondra fiara?
2 ianao ve ty mandeha mafy?
2 mampiditra kapa
1 ianao ve ilay mora manompa rehefa mitondra fiara?
2 ianao ve ty mandeha mafy?