ndao hilalao aby
361. dadabe
(
10/04/2005 10:46)
1-avec plaisir lesss
2-leaza,taikle,aza masay e
:-D :-D :-D
1-inona ny karazan-dihy hainao indrindra?
2-hatraiza ny halavan'ny volon'i pissoa (omeko biz'oroka raha manome valiny tena izy )?

362. iartistika
(
10/04/2005 11:06)
1-sô de mipika (hain'là io) :-D
2-hatreny am fitombenany...
1-raha manana zafikely any aoriana any de firy no tianao?
2-kamo ve zao ianao handeha hiasa radem??

363. sonwin
(
10/04/2005 14:12)
1- 12
2-mazoto be ka
1-iza no hitanao fa adala indrindra eto amin'ny serasera?
2- ary iza no matotra indrindra?

364. mishou
(
10/04/2005 14:47)
1° xxx
2° toa tsy misy na iray aza
1° inn no plat gasy tena tianao
2° mahay misakafo @ tsihy ve ianao dia atao mifandimpatra ny tongotra roa (fipetraka tatsinana io an)

365. pitchou
(
10/04/2005 15:33)
1- koveta kely, na ravin'akondro (raha tsara sasa)
2- ie! saingy tsy mahalany firy @io fa tery miforitra 2 ny vavony ko!

366. pitchou
(
10/04/2005 15:37)
adinoko le fanontaniana fa azafady e!
1-enao ve mba mora manadino zavatra?
2-ahoana no ataonap mba hitadidiavanao zavatra iray?

367. dadabe
(
10/04/2005 16:24)
1-inona klou le zavatra e?fihinana ve ? fa klou tsy manadino e
2-miakina @le zavatra,raha fianarana de enarana
1-ianao ve efa nitainginba sambo?de manao ahoana?
2-ary impiry nitaingina aeroplanina?? de nanao ahoana? :wink:

368. iartistika
(
10/04/2005 19:29)
1-ààà!zavatra hafa no nitaingenako...
2-mbola miandry an'i dadabe hisôfera!
1-rehefa tena tezitra ianao de in no ataonao??
2-efa hitanao ve le site gasy miteny ratsy be??

369. yonikafopl
(
11/04/2005 00:18)
1- za mandeha miala kely ilay olona nahateitra ahy
2-mbola tsy nahita sady tsy te hahita
1-amfiry ny ora fatorianao am alina?
2-impiry taitra ianao am alina?
2-mbola tsy nahita sady tsy te hahita
1-amfiry ny ora fatorianao am alina?
2-impiry taitra ianao am alina?
370. Mifenty
(
11/04/2005 08:27)
1- arakaraka
2- arakaraka kou io
1- omeo le site miteny tsy mahazatra ny sofina izany? (teny ratsy hoy ny sasany)?
2- tinao v raha asiana extrait teny tsy mahazatra ny sofina eto am serasera?

371. dadabe
(
11/04/2005 09:01)
1-tsy haiko zany le
2-tssss zah ve less hanao frera de asian'ialahy an'izany eto :twisted:
1-fantatrao ve @firy yonika no matory @alina?
2-ary fantatrao ve hoe dadabe @firy no matory @alina?? :wink: :wink:

372. mishou
(
11/04/2005 15:27)
1° fantariko ihany, tsy faran'izay aloha
2° tsy @ le vao milentika ny masoandro, hihihihi
1° inn no tianao kely ny vary sa bedebe ny laoka
2° inn no tianao minam-bary aza misy latsaka sa mihinanm-bary aza misy laoka

373. pissoa
(
11/04/2005 16:06)
1 - bedekely ny vaoka
2 - mihinan-katsaka :roll:
1 - Iza no tianao i Farabekibo sa i Kotomalemy?
2 - Amin'ny firy izao ao aminao ao?

376. yonikafopl
(
12/04/2005 08:59)
1- de tsy haiko ry pitchou
2-asany!!
1- fa iray ihany nga i pitchou sy pissoa samy misy pi pi manko :-P
2-ianao ve mba toa sokola?

377. mishou
(
12/04/2005 09:23)
1° tsy haiko ry yonikafopl ah, misy pipi dol ny olona de mankany @ WC na manondraka zaridaina aloha ny fantatro
2° Tena mankafy be mihitsy (tsy ampy affection hono ny ol tia sokola fa de hitady eto @ sera2 eto aho e sao de maba mahita ihany).
1°ianao ve mataohotra voalavo?
2° Raha tena raikitra any @ désert ve ianao de tsy misy hafa-tsy voalavo no sendra mba nandalo de hihinana ianao sa ho faty noana?

378. dadabe
(
12/04/2005 09:36)
1-fadiranovana
2-hihina-mbary :D
1-raha samy hihinana ihany de inona no tianao
-sakafo ilatsahan'ny lalitra sa
-sakafo latsahan'ny kadradraka?
2-raha poritra enao de aiza no tianao hanaovana azy(efa tena tery a)
-any antranon'olona (nefa le olona fahavalonao)sa
-eo amoron'arabe(hitan'ny mpandalo rehetra a)

379. mandrindra
(
12/04/2005 10:19)
1 haniko daholo fa kaly foana
2 inona aloha ilay mahaporitra ? raha ilay azo atao eo amoron'arabe dia ataoko eo fa rahailay tsy azo dia aiza re e?
1 fofon'inona no tianao indrindra?
2 ary inona no hitiavanao azy?

380. mishou
(
12/04/2005 12:46)
1° fofona ranomasina
2° mampi-te hilomano
1° inona no toetra hitiavanao olona iray
2° inona no fihetsika hitiavana olona iray