ndao hilalao aby
401. kelou
(
18/04/2005 14:02)
1-amin'ny 16 : 55
2-tsy miohatra ny roa kosa aloha e
1 - rehefa voky traramaso ve ianao de mamoaka rivotra?
2- rehefa mivoaka ve le rivotra de manahoana

402. sonwin
(
18/04/2005 17:21)
1- toa tsy mamoaka ka...
2- ka tsy misy mivoaka aza kanou
1-kelou angamba mpamoaka rivotra be mihitsy e?
2-ary belou ve arakao?

403. Mifenty
(
19/04/2005 08:17)
1- de sady mampiditra kou
2- havan'i kelou
1- refa tsy mahazaka tsara maso ve enao de mivalana be?
2- enao ve efa nijery olona mivalana be mitsiranoka reny? de ahoana?

404. dadabe
(
19/04/2005 11:29)
1-sady misy ventiny no misy ranony
2-ie,ka zah kounkou aza manana kou (tsy maharikoriko klou e)
1-iza no sipanao (virtuellemnt)ato @serasera?
2-ary iza no mba kasakasainao ho vady :wink: ?

405. mishou
(
19/04/2005 16:53)
1° sonwin no sipako virutel
2° mifenty no kasaiko ho vadiko virtuel koa
1° enao ve efa nanonofy nandroak vola de taitra rehefa avye eo? (ntsooooooo :oops: :{ :{ )
2° enao ve efa nanonofy nanidina de tena lasa izao e :-D :-D :-D

406. sonwin
(
19/04/2005 17:47)
mishou :*
1-tsia
2-nanonofy niara-nanidina tamin'i mishou za de lasa izao
1- inona iza no tokony hanontaniako klé?
2- de ahona koa?

407. pissoa
(
19/04/2005 18:39)
sonwin > inna zano novaliny ataoko eto! :p :p
1 - fa aona kay zany sipa virtuel e? :cry:
2 - De inna no mahasamihafa azy amin'ny vady virtuel? :-@

408. sonwin
(
20/04/2005 09:18)
1-eo indrindra isika izao
2-dadabe sy mishou mamaly an'io
1- fa aona kay zany sipa virtuel?
2-de inn no mahasamihafa azy amin'ny vady virtuel?

409. dadabe
(
20/04/2005 13:49)
=D> mishou+sonwin mifenty welie
1-le sipa zakan'ialahy eto @net,sady orohan'lah eto @net :wink:
2-ny sipa mifanoroka fa ny vady manao virtuel=))=))
1-iza ary no sipako virtuel ato @serasera raha fantatrao?
2-ary ianao ve tia katsaka+tsaramaso+voanjobory,hanina harivariva le mampatory iny? :wink:

410. Mifenty
(
21/04/2005 11:01)
1- teneniko eto v le?
2-zé lelà minana azy soso-paty hihi
1-Rovina ny mariazy virtoalinay sy Mishou?
2- de iza no Papa virtoaly anamasina ny mariazy virtoalinay?
aokanlà ra sw i mishou fa efa vadiko virtoaly io refa vita ny mariazy virtoaly a

411. sonwin
(
21/04/2005 15:11)
1-rovina no tian'ela?
2- za leisy e
1- tohizana ve ny resaka mariazy virtoaly: mishou+mifenty?
2-mety vavolombelona ianao?

412. mishou
(
22/04/2005 12:39)
1° Mazava ho azy fa tohizana hatr@ farany, lamban'akoho no hisarahana (lamban'akoho virtuel io)
2° Ianao no atao vavolombelona sada papa manamasina fa aiza koa za sady atao mariazy no vavolombelon'ny mariaziko
1° hiteraka virtuel ve za sy mifenty
2° hangala-pihinana virtuel ve za sy sonwin sa tena izy tena izy rehefa miaraka :-D :-D :-D :-D :-D

413. dadabe
(
22/04/2005 16:30)
1-ie fa ny antsika reel :wink:
2-tairo fa i rolland anie io e
1-iza no sipan'i sw (rolland )ato @serasera?jereo ao ambadika ao ny valiny)
2-hitera firy izy mitsam?

414. mishou
(
22/04/2005 18:06)
1° za (tena tsotra be aho fa tsoriko ny marina)(miala tsiny lesy papa virtoaly an)
2° mbola eo am-pandinihina
1° rahoviana i dadabe no hisolo ahy @ mifenty
2° hoa iza ny planèta virtoaly hanaovan-dry zareo voyage de noces?
(l) (l) (l)

415. dadabe
(
24/04/2005 15:06)
1-tsy mety satria zahay samy lahy
2-tsy haiko
1-ianao ve tia-mihinana patsa be ?
2-ary firy kilao ny fatran'ny hena farany laninao?

416. iartistika
(
24/04/2005 18:45)
1-oay legôna ah,kirevety fa tsy le patsa be tery ambony tery ah!hihih
2-be be ihany....
1-ianao ve tia mihinana vodin'akoho(efa masaka io sao de hoe innjay..)
2-rehefa manao firaisana ianao de maty jiro sa le mazava tsara ireny??

417. dadabe
(
25/04/2005 07:37)
1-efa arako e,ie zah tia be(de maninona le?)
2-pass partout lesy a
1-ianao ve tia mozika?
2-karazana insrtument inona no tena tinao?

418. iartistika
(
25/04/2005 18:53)
1-vadiko faha roa ny mozika..
2-vata maro afitsoka(snthé)
1-ary ianao nga mba mirevy mozika?
2-De in ko no hainao mitendry??
2-vata maro afitsoka(snthé)
1-ary ianao nga mba mirevy mozika?
2-De in ko no hainao mitendry??
419. dadabe
(
26/04/2005 03:34)
1-ie tena tia be (ny dadako mpampianatra mozika :wink: )
2-vata maro afitsoka(tena resaka marina fa tsy hoe maka tahaka a)
1-ary iialahy ve tia mihinana vodin-gana?
2-ary vodin-gisa? :D tsy misy teny ambadika a :-D

420. moi
(
27/04/2005 12:48)
1- tsia
2- tsia
1. dadabe sy iartistika angaha tsy hilalao ato androany ?
2. mifenty, sonwin, mishou ... nahoana ianareo no tsy nilalao androany ?