ndao hilalao aby

201. dadabe ( 18/03/2005 16:17)
1-zah mety hino
2-satria mahay miady hevitra sady manana filozofia lindinakika

1-possibl tsy manambady ve ny mopera?
2-ary ny sipa?
202. dadabe ( 18/03/2005 16:27)
azafady fa niara niditra ny anay sy i nananie :wink:
aleo ny azy no ho valiako e
1-ny laoka =akoho roti
2-atody hendasina
ny fanontaniana io ambony io
203. booboo ( 18/03/2005 17:56)
1-euh...
2-re-euh... :°)


1-tsara tarehy sa ratsy tarehy fahitanao anao refa mijery fitaratra mazava oazy ?
2-inona no toetra/fomba anakianan'ny olona anao matetika ?
204. iartistika ( 18/03/2005 18:27)
1-Tsara be mahintsiny,takn'inona ry tony ah! :-D
2-tsy mitsahatra miteny ny vava




1-inona zao ny akanjo anaovanao ao an-trano ao?
2-eo akaikinao ve ny olon-tianao?
205. mishou ( 18/03/2005 20:20)
1- pataloha sy tee-shirt ny akanjoko
2- tsy manana olon-tiana @ilay eritreritrao aho aloha fa vao hamonjy 1ère rencontre mihitsy @ herinandro :lol: :lol: :lol:

1- oviana ianao no nanao vacances farany
2- inona no programanao @ ity paska ity
206. Mifenty ( 19/03/2005 09:05)
1- vao haingana ny vacances ka, tam hiver teo
2- efa tsy tadidiko tsony kay mou efa ho paska marina zao kou (afaka manao prg miaraka tsika sy mishou an)



1- ny fahitanao ny fiainanao, nandroso sa nihemotra?
2- ilaina ve ny fiangonana sa tsy ilaina aminao? na mpino na tsy mpino enao an
207. booboo ( 19/03/2005 09:54)
1-mandroso
2-ilaina


1-inona ny anatra fitenin'ny RAd anao matetika ?
2-mora mamela heloka ianao sa mitana alahelo ?
208. dadabe ( 19/03/2005 14:55)
1-mazotoa mianatra
2-tena mora mamela ,sady tsy mitahiry lolompo zany :D

1-firy cm ny halavanao?
2-de aiza ianao no mipetraka?mianatra?no ahitako anao?
209. sonwin ( 19/03/2005 15:52)
1-125 cm
2-Chine, miboss, eto isika mihaona matetika

1-misy firy ny olona be loha ato amin'ny namana?
2-iza no mazoto indrindra ato?
210. iartistika ( 19/03/2005 18:01)
1-nareo mitsamy reo!
:-D :-D
2-mazoto daholy!



1-inona no tianao rugby sa foot?
2-efa nijery baolina tao mahamasina ve ianao,nahafinaritra ah?
211. Mifenty ( 19/03/2005 19:32)
1- ringiby
2- ie nlay k. tam andron'i betanana



1- ena ve mi masta
2- enao ve tia patizônina sy ravitoto miaraka?
212. sonwin ( 19/03/2005 19:35)
1-sipa be de be eran'ny tanana ireo leisy :wink:
2-tsy voako aloha zany kaly izany e

1-mitady olon-tiana eto amin'ny serasera ve?
2-omena soupape an?
213. iartistika ( 19/03/2005 20:40)
1-tsy mitady,fa raha misy moa...
2-sopapa ara-bakiteny sa sopapa :roll: :roll:


1-mivavaka isan'alahady ve ianao?
2-rahoviana ianao no mba mivahiny aty amiko?
214. booboo ( 19/03/2005 20:45)
1-aaa tsindraindray vao mankany am-pengo :°)
2-rehefa hatoron'ingahy oe aiza no misy ny tranon'ingahy dia tonga any zahay


1-katsaka sa saonjo no tianao kokoa ?
2-ary mangahazo sa bononoka ?
215. poupounesana ( 20/03/2005 05:37)
1-katsaka
2-mangahazo




1-enao v tia épinard
2-inn zao no nataonao vo teo?
216. Mifenty ( 20/03/2005 09:34)
1- ie, tiakora ho hanina, fa ra jerena fotsiny tsy tiako
2- avy nanao bain





1- inn ny andro tena tianao?
2- manaiky ve enao fa pour être à la norme de mitapaka ny lehilahy gasy?
217. kally ( 20/03/2005 10:45)
Zoma sy sabotsy alahady alatsinainy sy talata ary alarobia sy alakamisy.
"norme"???Inona ny norme? gasy tsy mitapaka izany mampisalasala aloha e!

1-Ohatrinona ny vola be indrindra nolanianao fahatany indray mandeha?

2-Inona ny fiakanjo tsy tianao?
218. iartistika ( 20/03/2005 11:29)
1-5000 fmg,nividianako biski gasy,ariary roa ny iray :-D :-D
2-ny patalloha migilaobaka be reny,de le hita hatram'ny derika,ho an'ny kôfa io ah!



1-ianao ve efa resi-tory tao am-piangonana?
2-efa tsy nanao rakitra,fa nividianana zvtra ny vola?
219. routa ( 20/03/2005 12:17)
-1rehefa reraka be tsy ampy torimaso sy rehefa tsy ao koa ny toriteny
-t@ mbola kely an!




-1efa niady teny an -dalana ve hianao ?

- efa voan ny tam-berotany koa ve hianao ?
220. sonwin ( 20/03/2005 14:48)
1-ie, rombo be mihitsy tamin'izay
2-matetika mpahazo ahy io ka, efa mahazo taona e :lol:

1-efa nahita matotoa ve?
2-ary efa nifanena tamin'ny mpamosavy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3276