ndao hilalao aby
141. nirijimka
(
12/03/2005 08:58)
- le bandy foy kely t@ BAYERN de Munich taloha iny: i LITBARSKY (N°10)
- Ondry atsatsika (atono izany e!)
- firy metatra ny alavanao?
- ianao ve tia Fiainana?
- Ondry atsatsika (atono izany e!)
- firy metatra ny alavanao?
- ianao ve tia Fiainana?
142. xxx
(
12/03/2005 08:59)
1- Serge Betsen (fa za tsy tia foot tsinn)
2- trondro
1- Enao ve efa nanao téatra
2- mafatifaty enao sa tsia? (ny fihevitrao ny tenanao)

143. iartistika
(
12/03/2005 10:06)
1-f'in ndray..
2-raha sipa elà efa zakako :-D :-D
1-efa nihinana sokatra ve ianao,tsara sa ratsy!
2-oviana ianao no voakapoka farany?

144. booboo
(
12/03/2005 11:22)
1-aaa ary tsy hanandrana mitsy mitsy
2-tsy tadidy
1-firy metatra ny halavanao ?
2-ianao ve tia Fiainana ?
(ilay fanontanian'i nirjimka io naveriko io)

145. iartistika
(
12/03/2005 11:25)
1- 1m67
2-tia fiainana be mahintsy!
1-ianao ve jejo?
2-in zao no ataona am zao tsika miteny zao?

146. xxx
(
12/03/2005 11:31)
1- oay sann a
2- mamaly ato am forum (tsy tokony ipetraka io fanontaniana io an)
1- enao ve efa nanao ramadan ?
2- impiry enao no nivoaka ny trano tsy nihontsam-bava?

147. yonikafopl
(
12/03/2005 11:48)
xxx fa maninn le ianao ve jejo no tsy tokony hipetraka??????
1- za kristiana noho izany tsy manao ramadan
2- 00 satria raha vao mifoha aho dia ny vavako no hontsaniko voalohany.
1- impiry isanandro ianao no miteny ratsy na manompa olona?
2-tia manara-damody ve ianao?

148. xxx
(
12/03/2005 14:15)
(le oe inona zao no ataonao amzao fotoana izao no tokony tsy hipetraka satria mijery na mamaly forum no ataoko kou)
1- za klou tsy miteny ratsy na manompa eh, valiny 00,
2- manaraka mitsy aho k
1- olona iray iany ve ny Yonika sy ny Yonikafopl
2- enao ve tia lehilahy manao string? de inona ny lokony (raha eny)

149. mishou
(
12/03/2005 19:17)
1- tsy haiko aloha ny valinizay fa aleo izy na ry zareo hiditra ato hamaly azy
2-tsy dia tiako angamba fa sampona be fa tsy hipetraka mihitsy ilay zavatra rehetra tokony hotatazana , mavokely angamba no loko tsara raha pelaka izy :lol:
1- mbola mino ve ianao mba ho lasa tany mandroso isika indray andro any
2- inn no nahatapatsinay androany

150. sonwin
(
12/03/2005 19:31)
1-handroso tokoa isika, ary tsy maintsy handroso.
2-ianao no nahatapatsinay androany :-D :-D
1-Nisy sinoa niakatra iray niakatra coco..inona aza ny zava-nitranga tety an-tany?
2-De nahita iny ilay namany sinoa hafa dia mba niakta coco ihany koa...dia inona indray no zava-nitranga?

151. yonikafopl
(
12/03/2005 19:54)
sonwin hihihihihi tena tsisy haiko le mamaly an le fanontaniana :oops:
Ilay an' i xx no hovaliako ny iray
1-misy yonika firy ato @ namana??? raha 1 de iray ireo fa raha 2 de asa!
2- mishou hihih njy marina no nanapa tsinay androany
1- inona ny fiteny tianao kokoa, frantsay sa anglisy
2-Iza ny firenena tianao indrindra.

152. iartistika
(
13/03/2005 12:04)
1-Franglisy
2-DAGO,mazava ho azy
1-inona zao ny lôkanareo @ zao itenenana zao?
2-efa nianjera,nidaraboka be teny imason'olona ve enao?

153. sweetpastry
(
13/03/2005 19:21)
-vary sosoa sy sardine
-ieeee!!! teny @ totobaton'antaninarenina ary niainga ny zipo!
:oops:
enao ve efa tratran'ny nihinana nivaquine tany am pianarana?
ary enao ve efa nihinana valala en sauce?

155. booboo
(
14/03/2005 01:19)
1-fohy
2-tsy banga ridana klou
1-mavitrika ve enao mihatrika ny alatsinainy ?
2-inona ny andro hafa mazana indrindra aminao ankoatra ny alatsinainy raha io no mazana indrindra koa ?

156. maditra
(
14/03/2005 04:36)
1-Non, pas du tout!
1-Mardi mercredi jeudi vendredi, lol
1-Mino ny fisian'ny paradisa ve ianao?
2-Firy taona ianao no nanao firaisana voalohany? 11ans? lol

157. xxx
(
14/03/2005 08:43)
1-ie fa tsy eto
2-efa majeure kah
1-efa saika namono tena v enao
2-inn no ataonao rah tratranao mampirafy ny vadinao

158. pitchou
(
14/03/2005 10:33)
1-sanatria! fiainana manja be ity!!!!
2-tezitra be za d laozako izy :snif: :snif: :snif:
1-impiry enao no tsy nampiseho ny ps-nao fa nanao xxx tato?
2-efa nanandrana nanao sary \'na hoso-doko na crayon) ny olon-tianao ve enao?

159. xxx
(
14/03/2005 10:59)
1- voalohany ity
2- za tsy mahay oso doko, hoso potaka no aiko
1- efa tia olona mitovy sexe amnao v enao?
2- menatra am maha gasy anao v enao?

160. bichette
(
14/03/2005 13:40)
- tsia
-tsia tompoko, tsy menatra mihintsy
- inona no mahafinaritra anao indrindra amin'ny tenanao
- naharitra adiny firy ianao no nitelephone ela indrindra tamin'ny fiainanao ?