ndao hilalao aby
181. sonwin
(
16/03/2005 15:08)
1-salama tsara mihitsy ka
2-tsy misy io raha tsy miresaka
1-iza i Dadabe ato amin'ny serasera?
2-aiza no tena misy azy?
2-tsy misy io raha tsy miresaka
1-iza i Dadabe ato amin'ny serasera?
2-aiza no tena misy azy?
182. iartistika
(
16/03/2005 16:59)
1-tsary haiko izy kno....
2-tô misy anazy daholo ny tanana.. :-D
1-mihinan-tsakay ve ianao?
2-inona no tianao lasopy sinoazy sa tongotr'omby?
2-tô misy anazy daholo ny tanana.. :-D
1-mihinan-tsakay ve ianao?
2-inona no tianao lasopy sinoazy sa tongotr'omby?
183. maditra
(
17/03/2005 01:10)
1-)Indraindray.
2-)Tsy haiko, tongotr'omby angamba.
1-)Firy taona ianao?
2-)Tianao ve ny hanomezako anao biz'oroka? (raha vehivavy) :-D
2-)Tsy haiko, tongotr'omby angamba.
1-)Firy taona ianao?
2-)Tianao ve ny hanomezako anao biz'oroka? (raha vehivavy) :-D
184. dadabe
(
17/03/2005 09:58)
1)80 taona
2)omeo fa tsy olana
1)iza i sonwin ato @serasera?
2)aiza no mety ahitako azy?@ (sonwin :wink: )
2)omeo fa tsy olana
1)iza i sonwin ato @serasera?
2)aiza no mety ahitako azy?@ (sonwin :wink: )
185. moi
(
17/03/2005 11:11)
1- tsy haiko i sonwin fa angamba zanak'i Monwin sy Tonwin
2- hanaowin hono ?
1- Te ho tratrantitra hoatr'ireny olon-dehibe manjoko sady miketrona be ireny ve ianao ?
2- Fa taiza ianao tamin'ny ora nidona no tsy mba nahalala ny dimy ariary efatra ?
2- hanaowin hono ?
1- Te ho tratrantitra hoatr'ireny olon-dehibe manjoko sady miketrona be ireny ve ianao ?
2- Fa taiza ianao tamin'ny ora nidona no tsy mba nahalala ny dimy ariary efatra ?
186. booboo
(
17/03/2005 11:39)
1-aaa
2-maty ilay famataranandron'akohoko t@ zany.
1-inona ny parfum fanaovanao raha manao ary raha tsy misy dia tsy tia ?
2-tsara ve ny andro sa ratsy ?
2-maty ilay famataranandron'akohoko t@ zany.
1-inona ny parfum fanaovanao raha manao ary raha tsy misy dia tsy tia ?
2-tsara ve ny andro sa ratsy ?
187. mishou
(
17/03/2005 11:57)
1 -te ho tratra antitra aho fa sady salaman no tsy manadala olona no tiako fa izany hoe tsy izay tiako moa no atao fa izay efa vitako no tatazako rahatrizay 8-)
2- tena tsy arako aloha ilay 5 ariary 4 fa angamba mbola t@ andron'ny loso sy ny lavoamena aho no teraka dia nitsambikina taty @ francs malagasy dia izao miverina ariary izao ka vao hianatra e
1 - Firy @ olona tato @ serasera no nahafantaranao azy no efa nifanena taminao
2- Afaka manao sortie miaraka ve isika gasy eto france indray andro any e.
Miala tsiny @ dry zareo tsy voakasika aloha fa tena te-hahita gasy be dia be miaraka @ revy gasy be mihitsy aho izany.

188. Mifenty
(
17/03/2005 12:02)
1- tsy nisy na iray aza
2- ary ho an'ny tsy any frantsa aona?
1- fa mishou aiza?
2- inn no tinao ariary sa fmg?
2- ary ho an'ny tsy any frantsa aona?
1- fa mishou aiza?
2- inn no tinao ariary sa fmg?
189. sonwin
(
17/03/2005 15:53)
1-mishou angamba ao France
2-ariary no manja e
1-efa nahita volana roa?
2-aiza no misy anao io moa izany?
2-ariary no manja e
1-efa nahita volana roa?
2-aiza no misy anao io moa izany?
190. poupounesana
(
17/03/2005 17:23)
1-tsy mbôla f'aiza misy
2-eto ambodi-ordi d ao anaty rindrina 4 misy tafo d aty dago no misy le izy! tana-ville! d mbola tohizana koa v?
1-inn ny "manie" ananan'ny vadinao na olontianao tsy tianao indrindra
2-ary inn kosa anefa no tena tsy ahafoizanao azy?

191. sonwin
(
17/03/2005 17:29)
1-sady tsy manam-bady no tsy manana olon-tiana fa Frera miomana ho mopera
2-ka izy aza tsy misy koa
1-tia manala azy ve?
2-dia manala inona koa?
2-ka izy aza tsy misy koa
1-tia manala azy ve?
2-dia manala inona koa?
192. kally
(
17/03/2005 17:40)
1-Ie! tia manala azy
2-Dia eo koa ny miala hetaheta @ ranom-boankazo na zi glase.
1-T@ ianao tsy nahita fanariam-pako teny an-dalana dia nataonao taiza ny fakonao?
2- Inona ny ataonao raha mihinan-javatra ka tanarahin'ny alika?

193. mishou
(
17/03/2005 19:33)
1- nampirimina dia tany an-trano no narina fa izahay mantsy scout dia ordinaire hono ireny mpanary fako an-dalana ireny hoy ny sefo
2 - dia omeko izy fa hanina ho lasa ... iny koa ve dia hahasarotiny ahy @ alika mba manaraka ahy :-D
1 - Iza no olona nahafinaritra anao indrindra ny paikany tato @ serasera
2 - mino ve ianao fa mpianatra frera i sonwin ? :°)

195. pitchou
(
17/03/2005 20:24)
1-lava bbbeeeee d tsy nahita le fanontaniana teo ambany maso fa le tery ambony no novalianao
2-iartistika
1-iza kay no voirie ato?
2-lasa aiza kay i ramaso izay?
2-iartistika
1-iza kay no voirie ato?
2-lasa aiza kay i ramaso izay?
196. dadabe
(
18/03/2005 05:51)
1)ny zanaky ny tompony :wink:
2)fa angah tsy ao?any comores angamba
1)inona no laoka tianao indrindra?
2)aiza no toerana tianao indrindra?
2)fa angah tsy ao?any comores angamba
1)inona no laoka tianao indrindra?
2)aiza no toerana tianao indrindra?
197. sonwin
(
18/03/2005 13:29)
1-hen'omby ritra
2-any vatican :wink:
1-firy ny zafikelin'i dadabe?
2-mahafinaritra ve mishou?
2-any vatican :wink:
1-firy ny zafikelin'i dadabe?
2-mahafinaritra ve mishou?
198. Mifenty
(
18/03/2005 14:43)
1- ka i bebe aza vao tadavina kou inn ary ty
2- mafinaritra izy ka. Ary mbola finaritra kokoa izy raha valian'i sonwin le fanontaniany etsy ambony faharoa io.
1- Possible ve ny frera mandainga?
2- taiza no nafantaranao ny serasera?
2- mafinaritra izy ka. Ary mbola finaritra kokoa izy raha valian'i sonwin le fanontaniany etsy ambony faharoa io.
1- Possible ve ny frera mandainga?
2- taiza no nafantaranao ny serasera?
199. sonwin
(
18/03/2005 14:56)
1-possible ka. mitovy amin olombelona rehetra izy :lol:
2-nitady tononkira tao amin google
1-raha hilazako ianao hoe frera za dia hino sa tsy hino?
2-satria nahoana?
2-nitady tononkira tao amin google
1-raha hilazako ianao hoe frera za dia hino sa tsy hino?
2-satria nahoana?
200. Nananie
(
18/03/2005 16:11)
1- hino
2- tsy hitako 'zay tombo-tsoa andaingana amin'izany.
1-Inona no laokanao tanikeo?
2-Inona no laokanao rehefa avy eo?
2- tsy hitako 'zay tombo-tsoa andaingana amin'izany.
1-Inona no laokanao tanikeo?
2-Inona no laokanao rehefa avy eo?