ndao hilalao aby
161. sonwin
(
14/03/2005 17:10)
1-ny masoko
2-adiny roa angamba
1-firy taona nanao firaisana ara-nofo voalohany?
2-iza no naka ny satroky Bema?
2-adiny roa angamba
1-firy taona nanao firaisana ara-nofo voalohany?
2-iza no naka ny satroky Bema?
162. iartistika
(
14/03/2005 17:23)
1-15taona
2-naivo!
1-tianao ve ny olona côcôrazé? raha sipa de bandy raha bandy de sipa.. :roll:
2-@ tanana ankavia sa ankavanana ianao no mifitra?
2-naivo!
1-tianao ve ny olona côcôrazé? raha sipa de bandy raha bandy de sipa.. :roll:
2-@ tanana ankavia sa ankavanana ianao no mifitra?
163. xxx
(
14/03/2005 17:54)
1- cocorasé ambany de tiako
2- miankina am le tifirina io
1- tia mifanakalo vady , na sipa ve enao?
2- ahoana ny hevitrao amin'io (le mifanakalo an)?
2- miankina am le tifirina io
1- tia mifanakalo vady , na sipa ve enao?
2- ahoana ny hevitrao amin'io (le mifanakalo an)?
164. iartistika
(
14/03/2005 18:03)
1-ny ahy tsy omeko,fa raha raha omen'là nenlà de peako!
2-ko rehefa mifanaraka ve moa inon ny blema!
1-xxx mifitra fa tsy mitifitra
2-mahafinaritra ve ny mpiray vodirindrina aminao(voisin)
2-ko rehefa mifanaraka ve moa inon ny blema!
1-xxx mifitra fa tsy mitifitra
2-mahafinaritra ve ny mpiray vodirindrina aminao(voisin)
165. booboo
(
14/03/2005 22:32)
1-no comment :roll:
2-tsy mifampiresaka zahy dônky tsy haiko izy na mahafinaritra na tsia
1-firy ny tandra eo @ vatanao ?
2-pointure firy ny kiraronao ?
2-tsy mifampiresaka zahy dônky tsy haiko izy na mahafinaritra na tsia
1-firy ny tandra eo @ vatanao ?
2-pointure firy ny kiraronao ?
167. Mifenty
(
15/03/2005 09:31)
1- ray iany kle, za nga i trimobe sa i tabaki le
2- tsy vitan'ny tia fa misotro mitsy. Hatrany am-pengonana io an.
1- Mamaly enao sa tsia refa tsy metimety aminao ny fanontaniana voapetraka?
2- enao v efa manomana fanontaniana aloan'ny hidirana eto?
2- tsy vitan'ny tia fa misotro mitsy. Hatrany am-pengonana io an.
1- Mamaly enao sa tsia refa tsy metimety aminao ny fanontaniana voapetraka?
2- enao v efa manomana fanontaniana aloan'ny hidirana eto?
168. chipie1
(
15/03/2005 11:48)
-non
-non
-iza no tena namanao eto :-P
-tia manao sakafo ve ianao ? de inn de alefaso aty amiko ny re7 :-D :-D
-non
-iza no tena namanao eto :-P
-tia manao sakafo ve ianao ? de inn de alefaso aty amiko ny re7 :-D :-D
169. routa
(
15/03/2005 13:10)
-ny namana rehetra ato @ serasera reheeeetra tsy akanavaka (l)
-eny tena tia manao sakafo aho : ravitoto @ coco de
io de mzotoa :miam:
-misy tiana sy tsy tiana ve ny zanakao ao antranonao ?
-misy cite mbola tsy nandalovanao mihintsy ve tato@ serasera?
-eny tena tia manao sakafo aho : ravitoto @ coco de
io de mzotoa :miam:
-misy tiana sy tsy tiana ve ny zanakao ao antranonao ?
-misy cite mbola tsy nandalovanao mihintsy ve tato@ serasera?
170. Mifenty
(
15/03/2005 13:41)
1- le izy aza mbola tsisy kou inn arty
2- tsy azoko le oe cite? sa site ve io?
1- inn no tinao mafana sa mangatsiaka ny andro
2- refa été ve enao d tia miboridandridana.
2- tsy azoko le oe cite? sa site ve io?
1- inn no tinao mafana sa mangatsiaka ny andro
2- refa été ve enao d tia miboridandridana.
171. sonwin
(
15/03/2005 14:49)
1-mangatsika no milay..surtout olon-droa :lol:
2-oui, fa rehefa ao am-pandriana sy any amin douche ihany.
1-Raha sipa: Kofa bogosy no tianao sa kofy be saosy?
Raha bandy: Sipa tsara tarehy no tianao sa sipa tsara sokatry?
2-Firy taona moa ianao io izany?

172. yonikafopl
(
15/03/2005 15:50)
1- kofa hendry sy manaja ahy.
2-euhhh jereo ao am mombamomba ahy ao hihihihihi
1-ilay olona tianao sy naha lasa adaladala anao ve io lasa vadinao io??
2-manao peratra ve ianao?
2-euhhh jereo ao am mombamomba ahy ao hihihihihi
1-ilay olona tianao sy naha lasa adaladala anao ve io lasa vadinao io??
2-manao peratra ve ianao?
173. poupounesana
(
15/03/2005 16:33)
1-tiako izy fa tsy d lasa adala aho akory ary tsy mbola nivady zay!
2-manao fa tsy eo @anulaire gauche
1-ahoana ny fiantsoanao ny malalanao ? (oh:mon lapin v, bistoukette sa....?
2-alaharo : voninahitra, vola, fitiavana
2-manao fa tsy eo @anulaire gauche
1-ahoana ny fiantsoanao ny malalanao ? (oh:mon lapin v, bistoukette sa....?
2-alaharo : voninahitra, vola, fitiavana
175. routa
(
15/03/2005 17:03)
1-cheri
2-fitiavana,voninahitra, vola
-inona no ataona vao mifoha : misaotra Atra ve fa velona ?
:mihira?
:dité,kafé ,jus
-mahamenatra ve ny olona tsy mahay milomano?
2-fitiavana,voninahitra, vola
-inona no ataona vao mifoha : misaotra Atra ve fa velona ?
:mihira?
:dité,kafé ,jus
-mahamenatra ve ny olona tsy mahay milomano?
176. iartistika
(
15/03/2005 18:35)
1-manôka
2-ààà,za ary vato alatsaka ko..
1
-efa voaendakin'ny mpangaro-paosy ve ianao?
2-Raha sipa,inona no tianao bandy misotro tôka sa miloka?
2-ààà,za ary vato alatsaka ko..
1
-efa voaendakin'ny mpangaro-paosy ve ianao?
2-Raha sipa,inona no tianao bandy misotro tôka sa miloka?
177. pitchou
(
15/03/2005 20:07)
1-efa saika fa hitako d nivandravandrako d tsy sahy nanohy
2-sady tsy misotro toaka no tsy miloka
1-ahoana no ataonao raha sendra misy olona mifoka sigara mipetraka eo akaikinao?
2-inona no biby atahoranao indrindra?
2-sady tsy misotro toaka no tsy miloka
1-ahoana no ataonao raha sendra misy olona mifoka sigara mipetraka eo akaikinao?
2-inona no biby atahoranao indrindra?
178. yonikafopl
(
15/03/2005 20:22)
1-raha ny aty miany dia aleo manaja tena miala
2-mbola tsisy biby hatahorako izay hitako hatramin'izao.
1-ahoana no fahitanao ny serasera.org??misy dikany eo @ fiainanao ve?
2-tianao ve ny olona mandoka ny tenany ho tsaratarehy?
2-mbola tsisy biby hatahorako izay hitako hatramin'izao.
1-ahoana no fahitanao ny serasera.org??misy dikany eo @ fiainanao ve?
2-tianao ve ny olona mandoka ny tenany ho tsaratarehy?
179. sonwin
(
16/03/2005 09:29)
1-serasera.org..milay ka. Ny dikany indray: raha olona tia mifanerasera dia mahazo tsirony e
2-Ts koi izany fa izay izany ny fahitany azy
1-Efa nampirafy ve ianao?
2-Karazana mofo tianao indrindra?
2-Ts koi izany fa izay izany ny fahitany azy
1-Efa nampirafy ve ianao?
2-Karazana mofo tianao indrindra?
180. booboo
(
16/03/2005 10:02)
1-aaa (tsy tia ampirafesina dia tsy manao)
2-zay mety ho mofomamy rehetra tiako aby
1-salama tsara tsy marofy ve e ?
2- ary inona ny vaovao sy maresaka ?
2-zay mety ho mofomamy rehetra tiako aby
1-salama tsara tsy marofy ve e ?
2- ary inona ny vaovao sy maresaka ?