ndao hilalao aby
221. mishou
(
20/03/2005 19:33)
1° tena te hifanena amin'io mitsingevangevana io aho hoe fa maninona lery no tsy mandeha tsotra fa misy ressort sa ahoana
2° le mpamosavy koa tena mba tiako ho hita eo malamalama izany hono, dia tiako ho tsapaina hoe iza no mibolisatra fotsiny, ry zareo sa ny trondro fibata
1° inn no tianao, kibokiboina ao ambany helika sa @ faladia
2° inn no vonjenao, pataloha miborotsaka sa ronono mangotraka :lol: :lol: :lol:

222. pitchou
(
21/03/2005 07:15)
1- ao ambany faladia (tena mahafa-bizana mihitsy an!)
2- nena ny pataloha asiana fehikibo foana na elastika d tsy miborotsaka, d zà tsy tia ronono d tsy mahandro ronono zany
1-ahoana ny fahitanao le sipa manao zipo tena fohy zista eo ambany ravi-pipetrahana ireny?
2-sahala @ ahoana kay zany miaraka @ vazaha? na sahala @ahoana ny fiheveranao izany miaraka @vazaha?

223. sonwin
(
21/03/2005 07:26)
1-milay ireny ka, norme tsara, manatsara ny tontolo manodidina, maneho ny ankanton'ny zavaboary
2-tena ts haiki indray io fa za mataho-bazaha
1-marina ve fa matsatso ny zavaha?
2-efa nahatsapa ve ianao fa mamy ny gasy?

224. Mifenty
(
21/03/2005 09:07)
1- inn klou le oe "zavaha " eh. Tsy aiko koriny
2- mamy tokoa ny bômbô gasy
1- marina ve manontsana ny sénégalezy?
2- tsy mila mitsy marina ve ny alemmandy?

225. haingo23
(
22/03/2005 06:01)
1- Misy manontsana ary misy miandry mahazo fotsiny (vavy io fa ny lahy tsy haiko)
2- Tsy fantatro
1- Afaka miaraka ve na dia tsy mifankahazo resaka (ohatra frantsay sy gasy)?
2- Inona no pozt tianao ?

226. sonwin
(
22/03/2005 13:45)
1-afaka tsara ka, mbola ts arak'i Haingo23 nga ilay fiteny iraisam-pirenena :wink: mahay azy daholo izao tontolo izao :lol:
2-Poz inona aza zany? poz kafé no tena tiako ka
1-inona no avantage n'ireny string ireny e? raha oharina amin'ny silipo tsotra?
2-ravin'inona no tena manaitra indrindra ny lehilahy?

227. mandrindra
(
22/03/2005 14:10)
1 Ny maso fotsiny no mahita bebe kokoa fa ny tena important samy tsara fono daholo. Samy tsisy pratique izany.
2 Ravimpitombenana
1 Tokony amidy malalaka eran'izao tontolo izao ve ny rongony (cannabis)?
2 Inona no jerenao voalohany rehefa miditra any antranon'olona ianao?

228. kally
(
22/03/2005 15:59)
1-Eny!sao lazaina fa mpifoka eo indray koa aho an!
2-Ny fahadiovan'ny tranony.
1-Inona no antony nisarahanao t@ sipanao taloha?
2- Mpivoaka mandihy ve ianao?

229. iartistika
(
22/03/2005 17:28)
1-tsy nifanaraka tamny isan'ny zaza
2-raha miaraka am akama,gnin
1-inona ny zavamaneno tianao ho hay tendrena?
2-tia hira tranainy ve ianao,kalon'ny fahiny ,gasigasy?

230. pitchou
(
22/03/2005 17:57)
1-ny vilany
2- ie
1-iza no mpiserasera tinao indrindra ato?
2-adiny firy isan'andro enao no manketo @ serasera?

231. chipie1
(
22/03/2005 18:10)
1-mbola tsy mpiserasera loatra za ka tsy aiko
2- arakaraky ny fotoana , ndraindray 2 mn ndraindray 30mn
1- iza no mpiserasera tinao indrindra ?
2-adiny firy isanandro ianao no manketo aminy serasera?

232. Mifenty
(
22/03/2005 18:22)
1- mbola tsy mpiserasera loatra za ka tsy aiko
2- arakaraky ny fotoana, ndraindray 2mn ndraindray 30mn
1- iza no mpiserasera tinao indraindra?
2- adiny firy isanandro ianao no manketo aminy serasera? ;-)

233. sonwin
(
23/03/2005 08:54)
1-mbola tsy mpiserasera loatra za ka tsy aiko
2-arakaraky ny fotoana, ndraindray 2mn ndraindray 30mn
1-iza no mpiserasera tinao indrindra?
2-adiny firy isanandro ianao no manketo aminy serasera?
2-arakaraky ny fotoana, ndraindray 2mn ndraindray 30mn
1-iza no mpiserasera tinao indrindra?
2-adiny firy isanandro ianao no manketo aminy serasera?
234. biloky
(
23/03/2005 09:01)

235. booboo
(
23/03/2005 12:12)
1-euh... tiako aby ny mpiserasera ato kah
2- adiny 1 refa atambatambatra.
1-T@ firy ianao no teraka ?
2-Oviana ianao no nahatsiaro tena fa olon-dehibe @ zay fa tsy zazakely intsony ?

236. yonikafopl
(
23/03/2005 13:36)
1- t@ 9h17mn
2- tam za nanomboka niasa
1-ianao ve mihinam-bary in 3 isan'andro?
2-misy ora voatokana ve ny fotoana hisakafoananao?

237. hery
(
23/03/2005 14:12)
- Tsy afaka mihinana
- Rehefa amin'ny alina ihany fa ny atoandro mikorontana
- Firy ny namana efa hitanao maso tato amin'ny serasera
- Misy namana tsy nampoizinao ho hita tato ve dia hitanao?

238. sonwin
(
23/03/2005 14:20)
1-hitako an-tsoratra daholo aloha hatrmin'izao
2-toa mbola tsy nisy an'izay ka
1-miresaka mivantana ato ve ianao?
2-inona no tena ankafizinao eto?
2-toa mbola tsy nisy an'izay ka
1-miresaka mivantana ato ve ianao?
2-inona no tena ankafizinao eto?
239. yonikafopl
(
23/03/2005 14:57)
1- ie
2- nena le mimeme fona rehefa tonga eto
1-mba manana faniriana hamangy ireo namana ato ve ianao?
2- iza no tena tianao ho hita ??

240. yonikafopl
(
23/03/2005 15:08)