ndao hilalao aby

101. booboo ( 07/03/2005 09:52)
1-tsisy (tezitra kely fotsiny fa tsy tezitra be tsinn )
2-aaa


1-Mbola tadidinao ve ny anaran'ny namana akaiky anao indrindra t@ 3ème ?
2-Ary ny anaran'ny mpampianatra anao t@ T3 ?
102. iartistika ( 07/03/2005 17:58)
1-Ie ,I Mbola
2-tsary tadidy..


1-efa namalivaly mpampianatra ve ianao?
2-efa niaraka t@ olona iray kilasy taminao ve ianao( fisipàna io)?
103. yonikafopl ( 07/03/2005 21:43)
1- ie, tsy mpampianatra fa surveillant
2- an an an

1-ianaove malahelo raha tsy mihinam-bary aindray andro?
2-inona ny laoka tsy tianao indrindra?
104. mandinika ( 07/03/2005 23:05)
- ie
- Henakisoa sy ovy


- Ianao ve mifoka sigara?
- Ary efa nifoka cannabis ve ianao?
105. chipie1 ( 08/03/2005 08:39)
-non
-non

-iza no olona tinao indrindra eto antany?
-tia manao parfum ve ianao ,
106. moi ( 08/03/2005 08:58)
- ny vadiko aman-janako
- Rehefa cérémonie ihany

1- Tokony mba asiana andron'ny lehilahy ve aminao ?
2- Inona ny gazety mba tianao indrindra ?
107. betty ( 08/03/2005 09:41)
- pourquoi pas
- gazety? aiza io (toerana ) fa samihafa isaky ny pays

- inona no kilalao nahafinaritra anao indrindra
- inona no nahatezitra anao indrindra
108. nirijimka ( 08/03/2005 11:52)
- bandy sy rôl
- voafitaka t@ bizina ( very 2 500 000 fmg @ tsisy antony)

- ianao ve mora mamo sa tsy (ôtranà)?
- ianao ve tia manao string na tia mijery olona manao string?
109. yonikafopl ( 08/03/2005 14:48)
1- za tsy misotro zava mahamamo
2- za manao ka :-P

1- type otrn'ny ahoana ny bandy na sipa mahafatifaty anao.
2- firy taona ianao no nanomboka niaina izany atao hoe fitiavana( sipa)
110. majakely ( 08/03/2005 14:56)
1-za tsy mpisotro de raha vao misotro kely dia mora mamo.
manao kah ! :lol:

1-nisy olona nanafitohina anao indrindra ve tato ?
2-misy olona nahafinaritra anao indrindra ve tato ?
111. xxx ( 09/03/2005 10:59)
1- i océan fa tam voalohany aho niteny hoe vodiakoho de tratry ny kick
2- io Yonika io


1- Omeo ny adiresy mailak'i booboo
2- tianao ve ny lehilahy manao string
112. booboo ( 09/03/2005 11:24)
1-ho ho ho (anontanio an'azy)
2-aaa

1-@ firy ianao no matory isak'alina ?
2-inn tianao gâteau sa glace ? (1 ihany a !hihihi)
113. xxx ( 09/03/2005 11:39)
1- am 12 al eo ho eo refa avy mahatsiaro an'i booboo
2- gâteau

1- omeo ahy ny adiresin'i booboo fa tsy nety lasa le izy oà, misy _ sa tsisy de .com sa .fr
2- tianao ve ny mipetraka eto Frantsa
114. xxx ( 09/03/2005 11:41)
1- am 12 al eo ho eo refa avy mahatsiaro an'i booboo
2- gâteau

1- omeo ahy ny adiresin'i booboo fa tsy nety lasa le izy oà, misy _ sa tsisy de .com sa .fr
2- tianao ve ny mipetraka eto Frantsa
115. xxx ( 09/03/2005 11:51)
- Tsy manana adiresy i booboo
- tiko kah


- enao ve efa voafitaka tato?
- ary efa namitaka ihany koa ve?
116. booboo ( 09/03/2005 11:55)
:°)

1-asaivo amboarin'ny tompon'andraikitra dé refa mandé dé any teneniko
2-eka.


1-mimé ve enao zao sa mivanitika ?
2-tsara ny fahitanao ny fiainanao sa bof bof ?
117. xxx ( 09/03/2005 12:33)
1- mivanitika
2- tsara

1- maninn i booboo no tsy mamaly fa mody milaza fa tsy manana adiresy
2- malahelo v enao raha tsy mamaly anao ny namanao
118. xxx ( 09/03/2005 12:40)
119. booboo ( 09/03/2005 12:42)
1-satria tsy tiany ho hitan'ny be sy ny bobaka ny adiresy mailaka-ny :wink:
2-eka


1-maninn ny namana sasany tsy sahy mampiseho ps araka ny hevitrao ?
2-inona ny kalinao afak'omaly atoandro ?
120. xxx ( 09/03/2005 15:06)
1- satria ts tiany ho fantatrao hoe iza izy
2- dinde natao rôti


1- oviana ianao no tonga taty ?
2- liana zava-tsoa ve ianao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2414