ndao hilalao aby

81. kally ( 03/03/2005 17:39)
Zoma
Ilay matsoko loha be lasa 41 ny 37 ireny sady mitrongy vovoka.

1-Ratsy tarehy ianao sa tsara?
2-Ohatry ny ahoana ny pôzy ratsy indrindra tonganao teny imasom-bahoaka?
82. iartistika ( 03/03/2005 18:41)
1-Saika tsara raha tsy nisy namisavy!
2-Ny pôziko :ratsy fôna



1-efa tratra nampirafy ve enao io?
2-Tibiby ve ianao(biby fiompy io,saka alika..)?
83. mumu ( 03/03/2005 19:12)
1 - tsy mbola tratra
2 - za tia biby mintsy


1 - sipa hitanao tsara indrindra
2 - hira tena tianao?
84. moi ( 04/03/2005 07:17)
1- sipa gasy
2- hira nohiraina tamin'ny fo sady tsy mivalana

1- Mba miafinafina ve ianao rehefa mandefa rivotra ?
2- Maninona ianao no tsy mba mandefa hafatra ho ahy ?
85. iartistika ( 04/03/2005 09:14)
1-tsy miafina raha eo akaikinao!
2-satria tsy tia politika... :roll: :-D




1-efa tao @ metro tao analakely ve enao?
2-mety any @ taona firy vao mety hisy fandrosoana goavana i Dago,araka ny hevitrao?
86. Nananie ( 04/03/2005 09:36)
1- tsy mbola. Vao ety ivelany de tsy te hiditra.
2- tena tsy fantatro, fa afaka manantena fôna.


1-misy olona tena tinao ve ato?
2-inona no mba tinao atao atsy ho atsy?
87. hery ( 04/03/2005 09:39)
1- Ie misy... fa tsy mpiditra matetika (zara raha miditra :-( )
2- Hody any Dago dia hanao bizna

1- Inona no akanjo entinao rehefa matory?
2- Aiza no morontsiraka efa nandehananao ka tianao indrindra?
88. Dezy ( 04/03/2005 10:27)
1-sligany de ampy
2-faritra atsinanan'ny Dago

1-inn no jerenao aloha indrindra ra mifanena @ lhl??
2-iza no mpitondra firenena tianao ndrindra??
89. chipie1 ( 04/03/2005 10:36)
-ny hoho tanany,ny nifiny :-D
-tsy itako loatra ka

-inn no jerenao aloha indrindra raha @vhv?
-afrikanina ve ny gasy aminao?
90. enjeeh ( 04/03/2005 19:55)
1 - ny fijeriny sy ny alavàn'ny volony
:oops:

2 - tsia tsy afrikanina mihintsy fa tena malagasy tokoa.



- enao ve efa nihinana hamburger hosorana chocolat ?
- efa tratran'ny olona mpanao magie ve enao ?
91. booboo ( 05/03/2005 09:43)
1-aaa bwèèèèèèèèè
:°)
2-aaa koa.


1-mavitribitrika ve enao zao sa kamokamo ?
2-inona ataonao laoka androany atoandro ?
92. Dezy ( 05/03/2005 11:36)
1-kamo be za zao fa sabotsy ny andro
2-sady sakafo atoandro no gouter ka (kisoa sy ravitoto)

1_tia manao lakozia ve ianao??
2-inn ny hanikotrana gasy tinao???
93. mandinika ( 05/03/2005 12:00)
- Tena tia manao lakozy aho
- Vomanga


- Inona no fiara tianao indrindra?
- Raha tsy maintsy misafidy, aiza no toarena tinao hipetrahana: any @ tany faran'zay mafana be sa any @ tany faran'zay mangatsika be?
94. hery ( 05/03/2005 12:17)
- 4L :-)
- Any amin'ny faran'izay mafana be (satria ririnina aloha izao dia hitako ny fangirifiriny)

- Raha misy manopa anao dia inona no ataonao voalohany?
- Raha ohatra ka zakandry zalahy na ry zavavy ny sipanao dia inona no ataonao? :-p
95. iartistika ( 05/03/2005 12:48)
1-maka saina tsara aloha,de valiana raha azo valiana
2-am-pahatsorana:MITADY VAOVAO




1-inona no tinao,mofogasy sa ramanonaka?
2-efa nahazo aotra(zéro)ve enao tany an-dakilasy?
96. poupounesana ( 06/03/2005 07:04)
1-ramanonaka
2-ie indraipa (0 collectif)



1-firy ny sipanao hatr@zay?
2-refa miakanjo inn style-nao: sportif, décontracté sa classique?
97. yonikafopl ( 06/03/2005 11:30)
1- fahaefatra le amzao fotoana zao
2- arakaraka ny toerana sy zavatra alehako.


1-inona ny zavatra nandiso fanantenana anao indrindra hatrizay?
2-efa nisy fotoana ve nankahalanao ny RAD nao? inona?
98. iartistika ( 06/03/2005 12:39)
1-nilôzan' Sipa
2- ngambany mbola tsy nisy...



1-iza no tinao Rossy sa Njakatiana?
2-In no vam(tômôbila) mba tena tianao ndrindra?
99. kally ( 07/03/2005 08:11)
-Njakatôsy
-Fôsyvagenina misy pôrtabangazy!


1°Inona no zavatra tsapanao hoe nahaoainina anao indrindra?

2°Ianao ve bohaka?
100. bichette ( 07/03/2005 08:44)
- nanao blague nefa tsy nampihomé
- tsy haiko ny dikan'ny bohaka

- tao @ lohahevitra inn ato forum no tena efa nampatezitra be anao
ianao ve efa nahazo laharana voalohany tany andakilasy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1997