ndao hilalao aby

41. rapisoukely ( 26/02/2005 22:25)
1.Fafah ilay vadin'i Hasina andriamanjato na ilay vadin'i Radama Antoine
2.Tsisy satria tsara daholo ny zava-boarin'Andriamanitra

Fanontaniana:
1. Ahoana no ataonao hiadivana @ ny Sida?
2. Ianao ve mety ho tia olona mihoatran'ny iray (fitiavana EROS a)?
42. maditra ( 27/02/2005 06:33)
1. Mizara kapaoty, lol
2. Mazava loatra, fa mety tsy ho amin'ny fotoana iray!

1. Possible ve ny amour virtuel aminao?
2. Ho avin'ny firenena tokoa ve ny tanora Malagasy ankehitriny?
43. booboo ( 27/02/2005 11:58)
1-eka
2-eka koa. (ho avy ratsy/tsara)


1-Aiza ny parc(s) na réserve(s) naturel(s) any/eto Dago efa notsidihanao ?
2- Aiza kosa no mbola tianao ho tsidihana ?
44. lanto ( 27/02/2005 13:09)
-ranomafana (ifanadina) : ratsy vintana aho ngamba fa tsy nahita na dia bibilava iray ; Ankarana (Diégo)
-Berenty (tsy nety tonga tany mitsy), Andasibe (nefa dia nolalavona matetika)


1-Aiza ny parc(s) na réserve(s) naturel(s) any/eto Dago efa notsidihanao ? (bis)
2- Aiza kosa no mbola tianao ho tsidihana ? (bis)
45. iartistika ( 27/02/2005 19:50)
1-ivoloina,Andasibe
2-Masoala



1-iza @ faritany enina ao M/kara no hitanao tena gisitra @ lafiny rehetra?
2-mety ve sa tsy mety ny manao firaisana alohan'ny fanambadiana? :-P
46. Lejim ( 27/02/2005 22:23)
1. Izy rehetra (tsy hitako izay mandroso eo koh)
2. Raha olona efa tena tianao halaina ho vady dia mety amiko.

1.Aiza ny toerana mbola tsy nalehanao ka tianao hotsidihina satria eritreretinao ho parfait!
2. Tokony mametra-pialana ve president ravalomanana araka ny hevitrao?
47. booboo ( 27/02/2005 22:39)
1-any @ alan'Ankay
2-aaa tsy tokony


1-@ firy ianao no mifoha isa-maraina ?
2-isaka ny inona ianao no manao ménage à fond ny tranonao ?
48. intelligenzia ( 27/02/2005 23:23)

  • Tsy @ maraina
  • Tsy anjarako ny manao an'izany



  • Mahavelo-tena sa velomin'ny fianakaviana?

  • - Raha mahavelo-tena: afaka mamelona olona firy hafa?
    - Raha tsy mahavelo-tena, rahoviana vao mihevitra ny hamelo-tena samy irery?
49. majakely ( 28/02/2005 10:10)
1-Mahavelon-tena
2_na firy na firy , jereo ny any amin-tsika velona foana

1-ahoana ny hevitrao momba ireny mannequin mahia be ireny ?
2-inona no hitiavanao olona , matavy ;mahia, antonony ....?
50. hery ( 28/02/2005 14:57)
- Tsara ny mahia... raha tsy loatra
- Antonony :-)

- Raha afaka mifidy firy taona no tianao hahafaty anao?
- Raha tsy maintsy mifidy. Inona no tianao miteraka lahy daholo sa vavy daholo?
51. mandinika ( 28/02/2005 16:10)
- 90 taona
- vavy daholo

- Mino ny lahatra sy vintana ary anjara ve ianao?
- Inona no fomba amam-panao Malagasy tsy tianao?
52. Iriniaina ( 28/02/2005 16:38)
-ie mety hino zahako
-famadihana

-inona no zavatra fanirinao amity taona 2005 ity ?
-inona no lainga tena grave nataonao ? :-P
53. iartistika ( 28/02/2005 17:39)
1-mba hann-koanina daholo ny malagasy tsy vaky volo
2-ningitrika,de nilaza fa hoe narary,de nangala-tsonia.. :-D :-D :-D



1-inona ny voankazo tinao ndrindra?
2-efa tratran'ny seza rivotra tany am-pianarana?
54. maditra ( 28/02/2005 19:01)
1-voasary
2-non (zavatra maro efa nahazo ahy fa tsy nisy seza rivotra)

1- Aiza ny fiainana tianao raha azonao atao ny misafidy: ambanivohitra sa an-tanan-dehibe?
2- Tsara ve ny fiainana celibataire?
55. booboo ( 01/03/2005 10:03)
1-ambanivohitra
2-ié raha mahay mankafy


1-mahay fitenim-paritra hafa any/eto M/car ankoatra ny fiteninao ve ianao ?
2-mahay miloloha entana tsy an-kitazona ve ?
56. mandinika ( 01/03/2005 10:56)
- tsia
- eny

- Firy taona na fotoana inona no tena nahafinaritra anao indrindra teo amin'ny fiainanao?
- Inona no fomba amam-panao malagasy tianao sy mahafinaritra anao indrindra?

57. chipie1 ( 01/03/2005 11:13)
- 18 ans
- fiakanjo ny vehivavy antitra mitafy lamba miaraka ilay volo mirandrana de afatotra iny

-efa nangalatra ve ianao ?
-inona no zvt ataonao voalohany ndrindra refa mifoha ianao
58. bichette ( 01/03/2005 16:54)
ie, nangalam-pihinana
mivavaka

- efa namelaka olona ny tehamaina ve ianao (gifle)?
- inona ny dihy ankafizinao indrindra (oh : tango, rock, slow, samba ...)
59. bitso ( 01/03/2005 17:17)
1) eny
2) slow

1°) efa nampirafy ve ianao, na namitaka ny oul niarahanao
2°) miasa ve ianao? de inona ny ataonao mameno ny andronao raha tsy miasa ianao?
60. hery ( 01/03/2005 19:13)
1) Wajay :-) t@ taloha
2) Miasa

1) Inona no anarana tianao indrindra(lahy sy vavy)
2) Raha tratranao mampiaraka ny vadinao, na sipanao, inona no ataonao voalohany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3883