ndao hilalao aby

21. mandinika ( 25/02/2005 11:59)
1° 18 taona
2° Japon

1 Inona no tena andrasanao amin'ny olon-tianao?
2 Inona no sakafo gasy tena tinao indrindra?
22. booboo ( 25/02/2005 13:32)
1-ny ilain'ny vehivavy rehetra ( compréhension...)
2-tsaramaso ( maina ) sy henakisoa ritra beeeeeeeeee miaraka @ ro mazava.


1-Inn karazam-boky famakinao ?
2-Inn ny angano tianao indrindra ?
23. mandrindra ( 25/02/2005 13:48)
1- tantara ankehitriny sy biographie
2- Ikotobekibo sy Faramalemy

1-Inona ny fanatanjahantena manavanana anao?
2-Inona ny nofisinao tianao ho tanteraka?
24. Riffeur ( 25/02/2005 14:07)
1- Football
2- Hanaikitra olona


1- Inona ny ditranao henjana indrindra?
2- Manambady ve dia firy ny ankizy?

LOLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLLL :evil:
25. Dezy ( 25/02/2005 14:43)
kkiii zay tsy amaly klou poussssiiii,miandry ny manaraka
26. booboo ( 25/02/2005 15:37)
:-D
1-nanakenda ny zandriko t@ manche à balai ( t@ mbola kely ) :°)
2-tsy mbola. aotra.


1-Aiza ny tanàna na faritra nalehanao ka mahafinaritra anao ?
2-Aiza ny toerana tsy mbola notsidihanao any / eto Dago ka tianao hanaovana vacances indray andro any ?
27. iartistika ( 25/02/2005 20:12)

1-Antsohihy sy Diego
2-Sainte-marie sy Faradofay


1-Raha misy tômbil ao andrefa....de inona no loko tianao?
2-mahay mitendry zava-maneno ve oh?
28. tsondjo ( 26/02/2005 08:43)
1) mena
2) ie mahay piano

1°) raha tsy maintsy misafidy iza no tianao i dada sa i neny???
2°) firy ny isan'ny olona efa niaraka taminao (sipa/ flirt )
29. iartistika ( 26/02/2005 09:35)
1-Hafa ihany ihany i Mama!
2-tsy voakajy


1-haoana ny fahitanao ny ho avin'ny gasikara?
2-Mety mbola ho lany ve ny filohantsika io?
30. intelligenzia ( 26/02/2005 09:52)
iartistika>

1- maizina tanteraka (decroissance exponentielle)
2- tsia (hatramin'izao aloha)

1- enao ve tia mandendeha mitety firenena?
2- tany mafana sa mangatsiaka no tena tinao?
31. watafon ( 26/02/2005 10:30)
1- ie fa mbola tsy nietsika teto dago alou hatramin'izao
2- mafana k !

1 - fanirinao rahatrizay ?
2 - Toerana naleha ka nahafinaritra indrindra ?
32. intelligenzia ( 26/02/2005 10:36)
1- any zay sipa tena reveko zay (l) [size=8](reo zanatsika rehetra ratrizay ozy le hira)[/size]
2- [size=8]tao an-kabiné[/size]! Tsaroaka maivamaivana mitsy afaka le navesatra :-D

1- mankafy safosafon'ny mpanety ve?
2- ary inona ny déodorant ampiasainao?
33. booboo ( 26/02/2005 10:45)
1-aaa
2-nivéa


1-inn sakafo tsy tianao ?
2-Tia mandéndé any ambanivohitra ve enao ?
34. iartistika ( 26/02/2005 11:07)
1-Vôngory
2-njainjay


1-hendry sa maditra?
2-katôlika sa protestanta? sa :evil:
35. xxx ( 26/02/2005 11:34)
booboo:


Zao ny fandehany: Mametraka fanontanina 2 zà dé mamaly ireo fanontaniana ireo zé mamaly afarako.
Rehefa voaviliny ny fanontanina dé mametraka fanontanina 2 hafa koa izy ho an'ny manaraka. Dé ôtra zay hatrany.




-Aza asina resa-be ary e !
-Aza hadino ny mametraka fanontaniana vaovao
-Aza valina ito resaka ito :))
36. lanto ( 26/02/2005 11:39)
-diditsa
-protolika


-Manana isa manambina ve ianao ?
-gasy vazaha sa zaponé ianao :)) ?

Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 26/02/2005 11:39
37. mandinika ( 26/02/2005 12:05)
- Tsia
- Gasy

- Inona no toetra ratsinao?
- Firy ny namanao ato?
38. booboo ( 26/02/2005 13:35)
1-be loha ndraindray
2-tsy haiko...tsy nisaiko ny tena maraina


1-inn lohahevitra manitona anao kokoa ato
2-inn tianao : manorambaratra sa mamanala velona ny andro ?
39. majakely ( 26/02/2005 14:48)
1-fanabeazana
2-manorambaratra satria mora afaka io fa tsy de maharitra loatra.....

1-manana havana aty ivelany ve ianao?
2-Firy ny efitrano hipetrahanao ?
40. iartistika ( 26/02/2005 18:20)
1-enao
2-1



1-Iza ny artista vehivavy gasy hitanao fa tsara tarehy ndrindra
2-ary ny ratsy tarehy ndindra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2833