ndao hilalao aby
61. intelligenzia
(
01/03/2005 22:01)
1) Lavy (Eric Tahina)
2) Omeko ba kely (satria amiko ihany izy no mampiaraka fa tsy amin'olonkafa :) )
1) Mazoto mivavaka ve?
2) Im-piry mikaka isan-kerinandro?

62. yonikafopl
(
01/03/2005 22:05)
1-Antsa- lahy
2-Mody any an-trano, dia miandry ny fahatongavany, mangataka fanazavana, dia mitsodrano azy roa satria matoa izy nampirafy de efa tsy feno tsony ilay fitiavany fa nizara ka aleo manaja tena miala.
1) Ianao ve efa namono na nieritreritra ny hamono tena?
1) Inona ny tena hitiavanao io olona miaraka aminao io?

63. moi
(
02/03/2005 06:23)
1° Tsy nieritreritra izay hamono ka. Izao mamelona izao
2° Ilay olona miaraka miasa amiko ato mazoto be an (conscience pro)
1° Hoatrinona no mba vola be indrindra nomenao ireny mpangataka ireny ?
2° Efa mba raiki-pitia tamin-kavana ve ianao ?

64. moi
(
02/03/2005 06:25)

65. moi

66. Iriniaina
(
02/03/2005 08:12)
-ny tadidiko aloha dia nanome 5.000fmg tamina ramatoa mpangataka zay za fa narary ilay zanany.
-tsia
-loko tianao indrindra
-mino ve ianao fa misy fiainana aorinany fahafatesana?

67. mandinika
(
02/03/2005 11:06)
- Volontany
- Mino ny fiainana mandrakizay aho
- Inona no zavatra angatahinao matetika rehefa mivavaka?
- Mino ve ianao fa misy marina ny fanafody gasy fanainga lavitra.

68. booboo
(
02/03/2005 12:47)
1-hatory tsara
2-eka
1-inona ny tsianjerinao taloha ela be tany mbola tadidinao tsara hat@ zao ?
2-inona ny toetra tsara ananao ary maha-fièr(e) anao ?

69. majakely
(
02/03/2005 12:55)
1-jereo ny anay kilalao ,tômôbil vaovao .....
2-NY fitiavako mizara izay mba kely ananako
1inona no zavatra irinao indrindra ho avy eo amin'ny fiainanao?
2-Ary inona kosa no zavatra tianao hahazo an'ilay olona tsy tinao indrindra ?

70. bichette
(
02/03/2005 13:03)
- oups , voarabe endriky ny saha
- fahendrena
1 - aminao, aleo kokoa ve :(tsy maintsy iray amin'ireto choix 4 ambany eto ny valinteny
* vady fidele nefa misotro toaka
*sa vady mampirafy nefa tsy misotro toaka
* sa vady fidele nefa mamono
*sa vady infidele fa tsy mamono no tsy misotro toaka
2 - iza no tianao, bodo sa poopy

71. chipie1
(
02/03/2005 13:13)
- oups inn re ilay voalohany ngamba :-P
-poopy
-inona no zavatra tena ni markeanao tao aminy fiainanao? (tsy adinonao mandrakizay)
-inona no toetra rastinao io ?

72. mandinika
(
02/03/2005 13:41)
- Ny nahafaty an'i Mamanay
- Somary be kirina izay indraindray
- Aminao ve avy @ Atra marina ny anjara (vady) sa ianao ihany no miezaka mitady ny anjaranao?
- Mety ve ny manao tokatranomaso raha ny hevitrao?

74. booboo
(
02/03/2005 17:38)
1-ié avy Aminy
2-ié (afaka mifampizaha toetra bebe kokoa @ iny)
1-manoratra @ tànana ankavia ve sa ankavanana enao ?
2-mipirina sa mikorontana ny tranonao zao ?hihihi

75. maditra
(
02/03/2005 17:48)
1-manoratra amin'ny tanana ankavanana ka.
2-ie, mikorontana trop mihitsy. Soa ihany fa tsy mba misy vahiny. lol
1- Iza no tiatianao kokoa, Bush sa Kerry raha azonao natao ny nisafidy.
2- pornography, ratsy ho an'ny tanora ve?

76. iartistika
(
02/03/2005 21:36)
1-Bush,satria avy any SaBush namehana
2-sady tsara no ratsy
1-misotro toaka ve enao io(hôtranà)
2-firy zao ny sipanao?_
2-sady tsara no ratsy
1-misotro toaka ve enao io(hôtranà)
2-firy zao ny sipanao?_
77. moi
(
03/03/2005 10:41)
1- Tsy misotro toaka fa mitsaky ny kaly fotsiny
2- Iray ihany no sipanao raha ny filazan'ny olona !
1- Vonona hamaly ny fanontaniako ve ianao ?
2- Milazà zavatra tsy anontaniana (toy ny mitolo-batana)!

78. booboo
(
03/03/2005 11:00)
1-hihihihi ié
2-milay lé mangatsika velona ny andro ( sady feno lanezy )
1-Inona ny série t.v tianao indrindra zao ?
2-Mahay manao sary ve ianao ?

79. mandinika
(
03/03/2005 11:10)
- Top Models
- Tsy mahay
- Inona no genre-na film tianao?
- Inona no dessin animé tianao indrindra?

80. sweetpastry
(
03/03/2005 17:33)
-espionnage
-coyote sy bip bip
1-inona no andro tinao indrindra?
2-ny kiraro tena tsy tinao indrindra?
-coyote sy bip bip
1-inona no andro tinao indrindra?
2-ny kiraro tena tsy tinao indrindra?