ndao hilalao aby
121. kally
(
09/03/2005 17:51)
-Omaly sa taiza io?
-Liantsoa tokoa
1-Ny namana ve sa olon-tokana no ipetrahan'ilay fanontanian'i xxx?
2-F'angaha lasa lalaon'olon-droa ry tony e?

123. yonikafopl
(
09/03/2005 19:37)
tsy hitako ze fanontaniana hovaliana fa aza ovana fa kilalao milay be!
1-rehefa mahita ps xxx ianao de inona ny fandraisanao azy?
1-raha misy lesbo na pd mikoty anao de inona no ataonao?

124. xxx
(
09/03/2005 20:10)
1- te ahazo toky alou le olona vao miresaka
2- raha lesbos le izy de faly ery aho, fa raha pedika de dégage,
1- inona ny zavatra tsara vitanao androany ?
2- aminao, possible ve ny mitia olon-tokana ?

125. maditra
(
10/03/2005 06:18)
1-Androany no nitaingenako soavaly voalohany! lol
2-Zah ary mba te hanontany tena amin'izany(eny no tsia)
1-Efa nitsidika firenena telo na mihoatra ve ianao?
2-Coupable sa tsia Michael Jackson aminao?

126. majakely
(
10/03/2005 11:30)
1_eny efa nitsidika mihotra ny telo aho ....
2-ye, possible , eny fa na dia misalasala kely
aza , tsy misoratra amin'ny andriny ny mpanao ny ratsy......
1-Efa nisy olona tianao ve dia tsy sahinao ny namboraka azy ....?
2_ ny safidy ve no mifidy ny anjara , sa ny anjara no mifidy ny safidy?
127. xxx
(
10/03/2005 11:53)
1- eny tokoa moa izany
2- filozofika be le fanontanianao. Farito tsara ilay concept roa
1- mandany ora firy enao eto am internet, isan'andro ?
2- enao ve tia rencontre sur le net

128. bichette
(
10/03/2005 16:47)
- 30mn
- tsia, tena tsy tia
- mandoko volo na manao balayage ve ianao ? na manao meche ?
- iza no acteur na actrice mahafinaritra anao indrindra ? (raha lehilahy ianao dia actrice, raha vehivavy dia acteur)

129. iartistika
(
10/03/2005 17:14)
1-tsia,tsy mamafa volo @ kifafa zà
2-Demi moore
1-iza no mpanao hatsikana gasy tianao ndrindra
2- mety malaza ve ianao raha mihira sy mitsinjaka?

130. booboo
(
11/03/2005 00:03)
1-francis turbo
2-aaa. kely feo loatra sady fohy kely ka tsy possible ho heno sy ho hitan'ny oul hihihihihihi.
1-t@ enao mbola kely (blitany), inona ny asa tianao atao hoe refa lehibe enao ?
2-masiaka sa hentitra sa kizitina ny fahatsapanao ny toetranao ndraindray ?

131. mandinika
(
11/03/2005 09:50)
- Sage femme
- kizitina
- Inona no tena mahafinaritra anao ato?
- Ahona ny hevitrao @ le olona mandainga ny @ mombamomba azy ato?

132. nirijimka
(
11/03/2005 11:30)
- rehefa mandeha tsara ny PC-ko dia mikarajia? sy mamaky ity dinika ity
- angamba izy matahotra amin'ny ataony sy izay lazainy. "tsa vao mamely reo liaka"
- raha tsy maintsy mivadika biby ianao dia biby inona?
- maninona ianao no mbola tsy nadefa hafatra ho ahy?

133. xxx
(
11/03/2005 12:37)
1- ganagana dia
2- satria izao enao vao fantatro
1- ahoana ny fijerinao ny communauté gasy aty?
2- misolomaso enao sa tsia?

134. moi
(
11/03/2005 13:27)
1- Aty aiza aloha e ? (sady xxx)
2- Ny nify no nasiako solony.
1- Fahatsiarovana tsara indrindra teo aminao ny tamin'ny kilasy fahafiry ?
2- Firy pejy ny taratasim-pitiavana lava indrindra efa nataonao ?

135. sonwin
(
11/03/2005 14:13)
1-kilasy famaranana
2- 2 pejy
1- ny akoho sa ny atody no nisy voalohany?
2- bota fohy sy lava mahia no tianao raha hisafidy?

136. booboo
(
11/03/2005 15:11)
1-ny sauces hihinana an'ireo
2-bota fohy
1-iza mpihira tsy tianao mihitsy (gasy)?
2-be resaka ve ianao sa tsy be teny ?

137. intelligenzia
(
11/03/2005 15:17)
1-ny tain'akoho
2-za tsy misafidy tsony fa le tiako ihany no tiako
1-bogosy ve ravalomanana?
2-manja ve i cutie? :lol:

138. iartistika
(
11/03/2005 17:30)
1-Ie,sady nremba hono...
2-mbôla vô hangataka sary,de valiako ela rôfaveo
1-oviana ianao no maloto t@ pataloha farany(ny taona)
2-firy taona no nanao fitiavana voalohany?

139. booboo
(
11/03/2005 22:34)
1-tsy tadidy
2-inn lé manao fitiavana crac crac boum boum sa raiki-pitia sa inn ...
1-iza mpihira tsy tianao indrindra (gasy)?
2-be resaka enao sa tsy be teny ?

140. Lejim
(
11/03/2005 23:41)
1-petsam-bava
2-ca depends, indraindray zah be resaka dia indraindray tsia fa amin'ny ankapobeny tsia!
1-iza ny mpilalao baolina kitra ankafizinao indrindra?
2-Inona ny laoka tianao indrindra?