HDD Laptop tiana hafindra
1. hery
(
03/03/2005 12:00)
Misy laptop (ordi portable) tsy mety velona ato amiko ato dia tiako hafindra ny zavatra rehetra ao amin'ny diska... ahaona kay no fanaovana anazy raha misy afaka manampy?
novalian'i aristar ny 03/03/2005 19:32
2. intelligenzia
(
03/03/2005 13:17)
ny fanaoko aloha dia mindrana laptop mitovy aminy dia rehefa avy eo apetrako @ server ny ao anatiny izay vao adikako CD,Omega ZIP, na HDD hafa.
raha laptop tranaininainy dia mety sarotra ny ahitana mitovy aminy ka asa raha mety sintomina hiala tao koa ny IDE an'ny laptop hafa? matetika aloha tsy mety (na miady aza ny IDE) satria ny BIOS ny Laptop tsy mety ovaina. Indrindra ny IBM sy HP, Compaq.
korazy!

3. hery
(
03/03/2005 14:10)
miady tokoa ilay IDE dia saika nandramako hoe tonga dia atohoka eo... atao slave ohatra. Kanefa toa tsy mety tokoa :-(
4. aristar
(
03/03/2005 18:56)
Mitadiava na mividiana (~30 euros) "Boitier IDE pour USB 2.0 & Firewire 2p 1/2" dia hataovy eo ilay HDD position maitre. Hataovy @ ordinatera hafa misy prot USB2 na IEEE 1393 ilay boitier externe dia raha tsy simba ilay disque dur ny ilay portable dia hafaka hafindra ny zavatra rehetra ao amin'ny HDD 2pouces et demi an'ilay portable
5. aristar
(
03/03/2005 19:02)
Autre possibilité mividiana "Adaptateur IDE 2,5" vers 3,5" (~15 euros)
"Cet adaptateur vous permet de brancher sur tout PC standard équipé d'un connecteur IDE libre un disque dur de portable au format 2,5".
"Cet adaptateur vous permet de brancher sur tout PC standard équipé d'un connecteur IDE libre un disque dur de portable au format 2,5".
6. hery
(
03/03/2005 19:23)
aristar> ary io Adaptateur IDE io kay ilay cable ireny hihihi... noheveriko fa fitaovana tahaka ny boaty mihitsy. Io angamba no hojereko fa inoako fa azoko atao.
Misaotra be dia be e.
Misaotra be dia be e.
7. aristar
(
03/03/2005 19:32)
Ny "Adaptateur IDE 2,5 vers 3,5" dia cable faha misy boitier koa faha lafo kokoa no ilay cable jereo eo @ Google "adaptateur IDE"