devil in disguise / diable en personne

1. xxx ( 05/03/2005 23:42)
rehefa nandinika ny masina izany dia olona iray ihany ny fahitany an'ireto:
dadabe, lallah, tsimibolisatra, zamahery.

ahoana hoy ianao? Tokony amboarina ihany ny statistika isan'ny namana fa ny namana 1 kay izany mety manana ps mihoatra ny 4 :-D
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:49
2. cynthia4 ( 06/03/2005 18:47)
On a pu découvrir aussi l'adresse IP de la personne xxx, et elle a bani ses personnes. Peut être elle, la personne a peur de tout voir sous ses yeux la réalité. Elle ne veut pas assumer sa responsabilité.

Soyez correct dans la vie sinon le monde en parle toujours ...

3. booboo ( 06/03/2005 18:52)
iza lé "elle" io ?
Hitan'i cynthia ary @ lohahevitra momba ny takelaka ary mandefa ny soso-kevitrao rehetra na ny kiana momba ny takelaka fa any ny tsara hanoratanao azy. :)
4. iartistika ( 06/03/2005 20:37)
:? :!:
5. hery ( 07/03/2005 15:28)
xxx> niampy iray indray :-)

lallah, tsimibolisatra, zamahery = cynthia4.
6. bichette ( 07/03/2005 15:34)
tres interessante cette histoire
7. iartistika ( 07/03/2005 17:39)
F'in ndray.. :? :?
8. xxx ( 07/03/2005 22:13)
hery> merci :-D
9. majakely ( 08/03/2005 14:59)
Alefaso eo izay tianareo e, fa miandry izahay!
10. hery ( 08/03/2005 16:33)
lasa exorcistes ny mpiasan'ny voiries :-p
11. iartistika ( 08/03/2005 19:19)
:-D :-D
12. fijo ( 08/03/2005 21:44)
mbola misy ihany ve nytsy sahy miseho na dia efa ps aza no ampiasaina?mampalahelo
13. iartistika ( 09/03/2005 16:34)
ary tsy tazatazana tsony ry zalahy ah :-D :-D :-D
14. fijo ( 09/03/2005 22:56)
menatra ko.tsy sahy miseho masoandro
15. iartistika ( 10/03/2005 16:49)
Zanakin'ny maizina zany? :-D :-D
16. fijo ( 10/03/2005 21:33)
ngamba
17. Gill ( 22/03/2005 13:42)
Tsara raha mipirina rehefa matahotra ny mazava.
18. kitjo ( 23/03/2005 05:46)
d iza zany le tena diable en ps?

fa tsy en personne
19. fijo ( 23/03/2005 21:56)
ndry ngah mitady?sao bedy eo an.
20. dadabe ( 26/03/2005 12:57)
oay le ary misy ny anarako ao kle,hoe iray ihany ny dadabe.... fa ahoana ary zany le ,zah aty chine mazava!ireo kozin'ilaizsany ireo tsy arako,ka raha iray aza ireo ,tsy ny hampiray ve no tadiavina ato @namana????hhmmm sa...misy atahorana de lasa size manokana ny login ko le???
:wink: :wink: enjeho foana r'izalahy fa efa lasa aloha aho zany a :wink: :D de ampy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.463