devil in disguise / diable en personne
1. xxx
(
05/03/2005 23:42)
rehefa nandinika ny masina izany dia olona iray ihany ny fahitany an'ireto:
dadabe, lallah, tsimibolisatra, zamahery.
ahoana hoy ianao? Tokony amboarina ihany ny statistika isan'ny namana fa ny namana 1 kay izany mety manana ps mihoatra ny 4 :-D
dadabe, lallah, tsimibolisatra, zamahery.
ahoana hoy ianao? Tokony amboarina ihany ny statistika isan'ny namana fa ny namana 1 kay izany mety manana ps mihoatra ny 4 :-D
répondu par fijo le 29/03/2005 21:49
2. cynthia4
(
06/03/2005 18:47)
On a pu découvrir aussi l'adresse IP de la personne xxx, et elle a bani ses personnes. Peut être elle, la personne a peur de tout voir sous ses yeux la réalité. Elle ne veut pas assumer sa responsabilité.
Soyez correct dans la vie sinon le monde en parle toujours ...
Soyez correct dans la vie sinon le monde en parle toujours ...
3. booboo
(
06/03/2005 18:52)
iza lé "elle" io ?
Hitan'i cynthia ary @ lohahevitra momba ny takelaka ary mandefa ny soso-kevitrao rehetra na ny kiana momba ny takelaka fa any ny tsara hanoratanao azy. :)
Hitan'i cynthia ary @ lohahevitra momba ny takelaka ary mandefa ny soso-kevitrao rehetra na ny kiana momba ny takelaka fa any ny tsara hanoratanao azy. :)
12. fijo
(
08/03/2005 21:44)
mbola misy ihany ve nytsy sahy miseho na dia efa ps aza no ampiasaina?mampalahelo
20. dadabe
(
26/03/2005 12:57)
oay le ary misy ny anarako ao kle,hoe iray ihany ny dadabe.... fa ahoana ary zany le ,zah aty chine mazava!ireo kozin'ilaizsany ireo tsy arako,ka raha iray aza ireo ,tsy ny hampiray ve no tadiavina ato @namana????hhmmm sa...misy atahorana de lasa size manokana ny login ko le???
:wink: :wink: enjeho foana r'izalahy fa efa lasa aloha aho zany a :wink: :D de ampy a
:wink: :wink: enjeho foana r'izalahy fa efa lasa aloha aho zany a :wink: :D de ampy a