Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i spidherimanina, milahatra araka ny daty
spidherimanina ( 03/03/2005 10:57)
www.labonnesemence.com
site ahafahantsika miaina ny Tenin'Andriamanitra isan'andro satria misy hafatra sy torolalana vaovao omena antsika isan'andro, isaky ny miova ny datin'andro : manasa anareo namana rehetra ary tsy hit... tohiny
spidherimanina ( 03/03/2005 10:19)
ahoana hoy ny lalàna fa aina ity....
misaotra anareo izay afaka manoro lalana anay sahady.Toy izao ny cas momba ny fianakavianay : nitantana orinasa tany @ ambanivolon'i majunga ilay havanay atao hoe And ary ny vady aman-janany kosa et... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:47
spidherimanina ( 28/01/2005 08:55)
sarobidy ny.....fotoana
Sarobidy ny fotoana , nefa indraindray lany andro ihany isika rehefa hifindra avy @ namana .serasera ho @ forum ohatra na tononkalo na tahiry SATRIA VOATERY MANAO PSEUDO SY TENY MIAFINA INDRAY! Tsy az... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:51
spidherimanina ( 19/10/2004 10:42)
any an-danitra any no fonenako....
Hiresaka fivavahana sy finoana isika , ny zavatra tsy maintsy azavaina tsara aloha dia izao é : mampahafantatra antsika ny Soratra Masina fa làlana roa ihany no azo aleha dieny izao velona izao : ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073