any an-danitra any no fonenako....

1. spidherimanina ( 19/10/2004 10:42)
Hiresaka fivavahana sy finoana isika , ny zavatra tsy maintsy azavaina tsara aloha dia izao é : mampahafantatra antsika ny Soratra Masina fa làlana roa ihany no azo aleha dieny izao velona izao : na ianao hanompo an\' Andriamanitra dia lasa zanaky ny mazava, na ianao hanompo ny devoly dia zanaky ny maizina. Tsy maintsy ho faty daholo ange fa tsy hisy hijanona eto an-tany, tena misy anefa ny fiainana aorian\'izao hitantsika izao araky ny Tenin\'Andriamanitra ( izay tsy mba mandainga). Miankina amin\'ny safidinao sy ny finoanao ny Zanak\'Andriamanitra dieny ety an-tany no miantoka ny hoavinao mandrakizay, izay no mahatonga ny Baiboly milaza hoe: \" mifidiana ny fiainana dia ho velona mandrakizay ianao any amin\'ny Fanjakan\'ny lanitra\". Ny Fifohazana ohatra dia fomba hitaizana ny finoana hiorina tsara, lazaiko anareo fa hatramin\'ny nisian\'ny Sampana Fifohazana tany Ambatondrazaka dia nihena be dia be ny ambalavelona sy ny ambalamaty , ny dikan\'izany dia miasa Andriamanitra fa tsy hioe anganongano na arira na honohono akory....
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:15
2. booboo ( 19/10/2004 16:26)
inona lé ambalavelona sy ambalamaty ?
3. fijo ( 19/10/2004 19:33)
O ry spiderimanina o efa niresaka tamin\'ise nga izao andriamanitra izao no dia tena mitompo teny fatratra ise?
raha izay dia mba asaivo miresaka amiko koa i lery aloha vao hanaraka azy aho raha hanaraka.
4. ramoul ( 19/10/2004 19:42)
hihihi fijo! ra mety lery ny hiresaka am\' ise! :lol:
spiderimanina azavao hoe inona ny dikan\' ilay ambalavelona sy ambalamaty fa tsy azoko.
5. fijo ( 19/10/2004 21:01)
ka ny tsy mino anie no tokony reseny lahatra e.raha ny efa tsy mifoka sigara no lazaina fa ratsy ny sigara dia tsy misy dikany.
6. ikaretsaka ( 20/10/2004 04:58)
izay mihitsy.. tsy misy afaka milaza heo ohatran\'izoa izany any singapour izany raha tsy izay efa tany ohatra,, na namaky boky momba izay aza ianao.
Io ilay ho e tsy maharesy ankizy kely 10 taona mianatra teny angalisy any @ tany miteny angalisy ny nanao maitrise na angalisy ao ankatso raha teny angalisy !
7. ikaretsaka ( 20/10/2004 05:00)
na ny nanao par coeur dictionnaire anglais aza
8. spidherimanina ( 20/10/2004 10:27)
raha tsorina dia misy fomba samihafa ny fiasan\'ny devoly araka ny hitantsika etsy sy eroa : eo aloha ny fanagejana amin\'ny fahazaran-dratsy isan-karazany ary hitantsika fa ratsy ny vokatr\'izy ireny: teny ratsy, sigara, toaka,mijangajanga ..... mitondra korontana eo amin\'ny fiarahamonina izany. Eo koa ny atao hoe \"possession démoniaque\" toy ny tromba ohatra.Ny ambalavelona dia fidiran\'ny devoly ao anatin\'ny olona iray ary mijanona ao izy sady mampijaly ilay olona idirany ka tsy mahatsiaro tena fa mihinjakinjaka sady tsy tompon\'ny tenany ilay olona na dia velona aza. Ny ambalamaty kosa dia raha ohatra hoe manadaladala sipa ise ary tia an\'ise izy nefa ise mitady hiala tampoka fa tsy tia azy na vita ny nilàn\'ise azy, izy anefa tsy mamela an\'ise hiala dia asiany fanafody gasy ise ary mijalijaly ka maty vao avelany, raha tiany ho velona ihany nefa tsy ho azy intsony dia asiany ambalavelona..... Ka ny herin\' Andriamanitra izay mazava ihany no maharesy ny herin\'ny maizina.Ny amin\'ny hoe efa niresaka tamin\'Andriamanitra aho dia marina izany satria Andriamanitra miteny amiko isan\'andro amin\'ny alalan\'ny Baiboly ka raiso ny Baiboly dia vakio ry fijo fa misy hafatra ho anao ao.Raha tsy hoe angaha any amin\'ny FITSARANA FARANY aorian\'ny fahafatesana vao hifanatrika amin\'nyTompo ise fa amin\'izay aloha tonga dia fanamelohana mandrakizay no verdict ho an\'ny olona tsy mibebaka é. An\'ise ny safidy na hibebaka dieny izao na tsy te-hahalala ilay antson\'ny Tompo fa any an-koatra tontosaina.....
9. nikopol ( 20/10/2004 10:35)
Aoka isika iaraka \"himeme\" :lol:
10. mumu ( 20/10/2004 11:10)
nikopol hihihihihihihi
11. chipie1 ( 20/10/2004 20:57)
nikopol> nan za tsy imeme :-P
12. fijo ( 20/10/2004 21:18)
marina io voalazan\'ika io.
spidher>avelao izany izahay roalahy any vao mifanena raha hifanena fa tsy misy mantsy lery io amiko.za anefa misy sy hita vatana be izao.
izay mbola hiverina handany andro amin\'ny bokin\'olona aloha dia aoka izay e
13. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:18)
misaotra ramaso.. marina ny an\'ialahy
14. felampaiso ( 21/10/2004 10:15)
finoana sy fivavahana = tsy voatery ho kristiana, sady TSY MANERY HO KRISTIANA, sady tsy manery tsy ho kristiana. Rehefa tsy kristiana ary dia mba tantarao eto ilay finoana hafa ,de mba inona no boky iorenany.....dia misy fanantenana ny amin\'ny fiainana mandrakizay ve sa....maty de midaboka de aoooooooo.....?
15. nikopol ( 21/10/2004 12:48)
\" Izay mino ahy na ho faty aza mbola ho velona...\"
Nikopologie III, andininy fahafito, andalana faha-sivy, pejy 356
:lol:
16. kinaoly ( 21/10/2004 13:53)
nikopol> :-P
felampiaso > ny boudisma zao tsy jesosy sy andriamanitra zany fa manana ny paradisany izy (nirvana angamba izy zay), manana ny olomasiny ary finoana à part entière, lazaina fa mpino ireo mpanaraka azy, de otranzany koa ny finoana musulmana, sa ve..... :?:
17. felampaiso ( 21/10/2004 14:37)
marina izany satria tsy diso !
fa raha tsisy ary Andriamanitra na Zanahary de iza no namorona ny milliards de galaxies -goavana be- -eny ambony tsy taka-maso eny izay tsy voafehin\'ny siansa loatra h@izao, de iza koa no namorona ny atomes kely bilitika kely é--.Mbo mahagaga ihany raha nisy ho azy tsisy Mpamorona izany ,,,??? :^) :-D
18. kinaoly ( 21/10/2004 15:01)
felampiaso> samy manana ny theorie an\'ny famoronana daholo ny finoana tsirairay avy, toy izany koa ny culture tsirairay, fa sarotra ny mitonona hoe ny an\'ny atsy no marina na ny an\'ny aroa, hatr@izao aloha dia samy mitazona ny theorie-any ary ny azo atao dia ny mampiditra izany anaty harentsaina fotsiny fa tsy mbola lasa verité générale akory
19. fijo ( 21/10/2004 20:28)
izay io finoana io,aza mino
20. ikaretsaka ( 21/10/2004 20:34)
ka izay izy io.. ny sasnay mivavaka @ soratra.. ny sasany mivavaka @ vola.. ny sasany rehefa maty dia fina.. dia aza terena hino izay inoanao ny olona fa zarao fotsiny izay anao sao mahasoa azy fa raha tsy ekeny na tsy ekenao ny azy de zoany zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2534