any an-danitra any no fonenako....

21. fijo ( 21/10/2004 21:54)
ino voalaza n\'ika ino tsy finoana fa fahendrena tokony hanana\'ny tsirairay.
22. felampaiso ( 22/10/2004 10:47)
Eo indrindra isika izao... , misy olona ange milaza hoe\"\" izaho tsy mino afa-tsy izay hitako ihany....\"\"
fa misy koa olona sahy milaza hoe:
-izaho mino fa misy izany tour eiffel izany na tsy hitan\'ny masoko aza
- izaho mino fa misy i booboo sy fijo sy spiderimanina sy ikaretsaka sy inikopol sy.chipie1 sy....ny namana rehetra na iza na iza izy ireo miafina ao ambadiky ny solon\'anarana satria mifanoratra eto isika na tsy mifankahita tarehy aza,,
- izaho mino fa misy Andriamanitra na Zanahary satria namorona ny infiniment grand sy ny infiniment petit ary ny olobelona sy izao tontolo izao Izy,,
marina ny tenin\'ikaretsaka hoe zarao fotsiny izay hevitrao fa tsy ifanerena ny fanarahana ny finoana izatsy na izaroa..

ainsi-soit-il , AMEN !
23. hery ( 22/10/2004 11:47)
Théorie-ko hatramin\'ny niresahako finoana tato amin\'ity serasera ity... hatramin\'ny taloha (mba nitory teny) ka hatramin\'izao ary mbola hamafisiko ihany no averiko eto.

Voalohany aloha izaho dia mino... ary afaka miambo ho mpino noho ny sasany :) saingy ny finoana wah dia toy ny sakafo nohaniko sy mahavelona ahy. Ny ataoko fotsiny dia ny miteny aminareo hoe misy sakafo tsy mety lany ao zalahy. Raha noana nareo dia mihinana fa izaho aloha io no mahavelona ahy.
- Misy olona tsy mihinana satria mbola tsy noana
- Misy olona tsy mihinana satria misy sakafo hafa angamba (heveriny) fa mahavoky azy
- Misy olona tsy mihinana satria efa nanandrana kanefa hitany fa tsy laitran\'ny vavoniny na dia tsara ho ahy aza.
- Misy olona tsy mihinana satria tsy tiany ny miara-mihinana amiko (domazy zoky e)

Tsy izaho mihitsy no hiteny hoe mba hano io ry reto lelafiko ny faladihanareo. Mihinana nareo bon, tsy mihinana bon. Ny anjarako dia ny miteny (adidiko izay) hoe nahavoky AHY sy mamelona AHY io sakafo io ka sao dia mety mahatsara anareo. IZAHO sy ireo olona hitako hoe nihinana sy voky no mba porofoko fa tsy manana porofo hafa aho.

Mazotoa homana e.
Hery
24. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:19)
Bien hery
25. fijo ( 25/10/2004 22:36)
izay mihintsy.za tsy mino fa za tsy hanery anareo tsy hino,fa raha be resaka manatsara sy mitarika ahy hino ianareo dia mba hoavy koa aho aneho aminareo ny mahatsara ny tsy finoana.
26. chipie1 ( 26/10/2004 09:25)
no comment zany !!!!
27. fijo ( 26/10/2004 21:42)
chipie>nado ihinana chips ary e.
28. chipie1 ( 27/10/2004 10:17)
ny any fijo koussa de resakanina fona !
29. fijo ( 27/10/2004 20:24)
izay indrindra.mandreraka anie ry chipie ny miresaka ato e.
30. sahyman ( 28/10/2004 11:39)
ohatry ny miverimberina foana ilay resaka: mbola tsy nisy nifanery kosa aloha teto hoe TSY MAINTSY mino ny kristianisma na fivavahana silamo na sintoisma na bodisma na taoisma na tsy finoanisma teto .Fanehoan-kevitra ny @ izay fivavahana maharesy lahatra azy,izay no natao teto hatramin\'izay fa tsy clientelisme akory.
fijo > aza tezitra na manao menace fa hevitra ange no ampiadiana é ( na lany aza ny chips ) :wink: :wink: :!:
31. tsilan ( 28/10/2004 15:25)
Ka maninona no mbola mijanona ety fa tsy mandehana mody any amin\'izay ? Mandrebireby fotsiny tssss....
32. fijo ( 28/10/2004 22:15)
sahyman>za anie tsy mampitahotra fa manao basy hatifikavana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182