koba

1. maintsokely ( 04/03/2005 13:46)
Sao dia mba misy mahay manao koba ianareo?
novalian'i annie ny 21/04/2005 06:29
2. hery ( 05/03/2005 01:26)
Koba toa inona aloha?

- Koba-ndravina (Vary)
- Koba katsaka
- Sa koba hafa?


3. maintsokely ( 11/03/2005 10:54)
le koba ohatran'ny ao ambadik'i Rene Depuis Analakely. Tsy haiko ny anarany
4. annie ( 21/04/2005 06:29)
somary sarotsarotra ireny fa mila barika sy lasitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3263