Email abuse

1. lazamnn ( 07/03/2005 00:05)
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy mahafantatra.
Laza :)
novalian'i fijo ny 09/03/2005 05:52
2. yonikafopl ( 07/03/2005 15:13)
:?:
3. booboo ( 07/03/2005 15:24)
re- :?:
4. hery ( 07/03/2005 15:35)
ny any Canada indray angamba :-p
5. xxx ( 07/03/2005 20:42)
raha adresse email gratuite sahala @ caramail, yahoo, bigfoot, sy hotmail sns...ireny aloha dia azo pirater-na @ pop na imap ny envoie (fa tsy reception). Na azonao arahina aza ilay ni-pirater azy ny fanafodiny aleo fotsiny tsy mampiasa an'ireny emails ireny.
6. hery ( 07/03/2005 21:04)
raha tena email miresaka dia azo jerena foana ny IP niandohany kah... ilay farany ambany iny.
Fa raha ohatra ka viriosy dia mety tsy fanahiniana akory.
7. intelligenzia ( 07/03/2005 22:05)
Marina avokoa ny voalazanareo ireo e.
Izaho koa efa naheno cas hoe: i hery ohatra mandefa email (fa tsy virus) any @ i booboo manompa kanefa tsy i Hery ilay izy fa olon-kafa. Izay angamba no tian'i lazamnn tenenina matoa fantany fa atsy NJ ilay jiolahy?
Tena mampidi-doza ny zavatra toy io ary ny azo atao hialana aminy dia tsy mampiasa an'ireny adiresy maimai-poana mora pirater-na araka voatanisan'i xxx ireny.
Hery> fa inona no ifandraisan'i Canada sy NJ?
8. intelligenzia ( 07/03/2005 23:09)
hery> namaky forum tatsy ambadika tatsy aho vao azoko le canada! :-D Aza atao safo be mantsina kosa e. :-D
oh lallah! il fait tellement froid! Oh lallah! :-D
9. mbateho ( 08/03/2005 08:30)
rehefa miresaka piratage ihany ianareo, possible ve mandefa sms @ Numéro-ko ohatra nefa tsy izaho akory no nandefa azy, mitovitovy ihany mantsy ilay cas. Dia azo arahina ve hoe iza no nandefa azy, hoe à partir-na n° koa ve sa misy hidiran'ny hotline ve sa ahoana ?
10. fijo ( 09/03/2005 05:52)
iuo voalazan'i intell io dia efa nahazo ahy.misy olona manompa olona hafa ary ny adresiko no hita tao ,nefa marihiko fa,
1)tsy olona fantatro akory le handefasana
2)le manompa olona dia tsy voako ka nahagaga ahy nony nandefasana fanontaniana aho.3) sipa koa amin'io le voahompa,kanefa za ve de hanompa "sipa"hi hihi tsy fijo izay ka.
fa loza ity virtualy ity ka,marina moa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2845