Ny site-nareo

1. hery ( 28/02/2005 15:08)
Takelaka mahaliana... Ary maninona raha samy manome ny site personnel-ny eto daholo indray e.... izay manana ohatra? Misy hitako manana blog manja be hatry ny ela any ho any :-)

Tsy ny endriny no tena jerena fa mba ampahafantarina oul fotsiny.

Ny ahy aloha http://hery.serasera.org fa mbola tsy vita.
novalian'i kozikely ny 17/05/2005 12:37
2. Iriniaina ( 28/02/2005 16:32)
aiza koa ny manaraka e :?: :-D
3. hery ( 28/02/2005 23:23)
Eny wah :-)
Hitako ihany ireo apetraka etsy amin'ny rohy ireo fa ny ao ange mihidy ao e :-)
Ny eto mba be mpijery... zah kosa tsy hanao copier coller k'le.
4. welie ( 01/03/2005 19:08)
Apetrako ary ny ahy fa aza mimémé mijery ny sariko an! :roll:

www.auFeminin.com/blog/welieoelee

Vao nataoko vao omaly dia mba mijery hoe manao ahona le izy....
5. welie ( 01/03/2005 19:12)
Tsy site ny ahy io alou fa blog e! :lol:
6. tsondjo ( 01/03/2005 20:08)
Tohizo fa mahafinaritra e!
7. booboo ( 01/03/2005 22:42)
tsara aby fa sôtra nizara =D> =D> . Aiza koa ny manaraka ?
8. spidherimanina ( 03/03/2005 10:48)
tsy aleo mba azavaina kely tsotsotrement aminay ny dikan'ilay hoe blog dia ahoana no fomba fanaovana azy fa tena mahaliana be ? 'misaotra ô !
9. spidherimanina ( 03/03/2005 11:00)
http://www.labonnesemence.com : tsy ny mofo ihany no iveloman'ny olona fa ny Tenin'Andriamanitra koa : mazotoa homana !
10. booboo ( 03/03/2005 11:02)
merci a ! :-*
11. welie ( 03/03/2005 17:59)
Hummm.....ary zà mahita message niala teto an! :wink: Sa tsy izany ry Minox??? :-P
12. welie ( 03/03/2005 18:02)
spidherimanina...
tsy aiko koa nefa hoe inona ny dikan'ilay blog fa dia ohatran'io ny fivoakany aloha e! Fa raha ny fanaovana azy aloha dia tsotra dia tsotra r'ise a! Na midira fotsiny moteur de recherche dia soraty ny hoe "Création blog" fa tonga dia be dia be ny adresse azonao...
13. sipagasy ( 04/03/2005 12:15)
mmhhhh fa ahoana no tsy mbola misy mamaly ihany izy ity??? f'angaha tsy mba te hifampizara ianareo????

NY ahy aloha io omeko anareo fa tsy mbola vita annn, tena mbola ho lavi-trezaka fa mba mangataka fiaraha-miasa ihany koa e!@ lafiny rehetra, misaotra mialoha

www.sipagasy.tk na http://sipagasy.tk , mety koa
:-*
14. booboo ( 04/03/2005 12:21)
=D> =D> =D>
manaraka koaaaaaa ! zà mijery sy mamaky izay raha ataonareo no mahafinaritra ahy fa ilay manao an'io raha io :^) :^)
15. Iriniaina ( 04/03/2005 12:26)
jereo eto :-D :-P :-$
16. booboo ( 04/03/2005 12:29)
jereo aiza ? :twisted: :-D :-D :-D
17. ftma ( 04/03/2005 12:40)
Mahaliana daholo ny site-nareo fa tohizo e, mba te hampiditra ko aho saingy...tsy misy fotoana hanaovana azy.
mazoto daholo :-*
18. chipie1 ( 07/03/2005 11:43)
tsy nisy tsony ve? :-P
19. yonikafopl ( 07/03/2005 22:01)
aiza ny anjy chipie1 a
20. chipie1 ( 08/03/2005 08:47)
chipie da chy manana :-D =))
aiza ny anjy yonika a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2452