produits anti-age, anti-ride

1. bichette ( 02/03/2005 08:26)
rehefa firy taona marina no manao anti-age ? ny anti-ride ? misy pub mantsy toa mbola tanora dia manao anti-ride ...
araky ny fantatro dia a partir de 30 na 32 ans no manao anti-age fa any amin'ny 50ans any vao manao anti-ride
azonareo atao ve ny mizara ny traikefanareo mikasika an'io
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:31
2. Iriniaina ( 02/03/2005 08:37)
za aloha mbola tsy manao anio e!
3. Fanja1 ( 02/03/2005 08:41)
Bichette de tena tsy haiko zany! za tsy manao n'inn
4. kally ( 02/03/2005 09:52)
Bichette> Aza mety rebireben'ny pub izany fa ny azy izay hahalafosany ny produits-ny no mahamaika azy,arakaraky ny ikosikosehanao an'io tarehinao io no mampikentrona azy ka aza tia mihosotrosotra sy mikosokosoka tarehy fa mampikentrona be,jereo anie ny vazaha be maquillage irenyy mora mikentrona be mihitsy ny tarehiny fa kosehina ihany tontolon'ny andro manko!
5. Fanja1 ( 02/03/2005 10:48)
Kally marina mihintsy zany! aleo natoraly ihany
6. bichette ( 02/03/2005 10:51)
ok, misaotra aky ny amin'ny conseil a :-*
7. mandinika ( 02/03/2005 10:59)
Bichette> raha araka ny fahafantarako azy dia mifamadika @ ireo voalazanao ireo no izy, à partir ny 30ans no manao anti ride fa any @ 50 any vao manao anti age, la ride voalohany manomboka mipotra iny mantsy dia efa tokony ho traitena ka eo @ 30 eo no manomboka mipotra ny 1er ride, fa ho antsika gasy aloha ny hoditava tsika mateza e!
Na izany aza ilaina ihany ny manao prodiut hydratant indrindra @ zao hatsika be aty izao fa manimba tarehy be io (aty Frantsa no teneniko an)
8. xxx ( 02/03/2005 21:29)
lay produit anti-ride sy ny tariny ireny choix no mampiasa azy. Raha mampiasa saina anao ny ride sy ny tariny d tsara ny mampiasa azy. Fa ra decidé ampiasa d ny tena tsra ny mampiasa azy aloha zany hoe à partir de 25ans eo ohatra au plus tôt.Efficace reny produit reny refa mbola tsy installer ny ride, manembotra ny fiaviany ride reny fa une fois efa eo ny ride d tsy afaka intsony fa juste atténuer fotsiny.
9. hery ( 03/03/2005 14:50)
Androany alina 3/03/2005 amin'ny 21h any ho any raha tsy diso aho... dia misy Envoyé Special momba an'io cosmetique io... sao dia mahaliana.
10. bichette ( 03/03/2005 14:59)
sao dia TV any Italy no misy an'izany sa TV aiza klou no mandeh io ry Hery
11. iartistika ( 03/03/2005 18:22)
TVM,eny Antaninarenina..
12. Iriniaina ( 04/03/2005 07:55)
sao dia variana nijery à la recherche de la nouvelle star i bichette dia tsy nahita envoyé special :-D
13. bichette ( 04/03/2005 08:03)
Iriniaina > hi hi hi ni zap zap be fa sady nijery a la recherche no nijery spped no nijery envoyé special
14. fijo ( 10/03/2005 23:01)
bibi marina io voalazan'i bla io.sady ndry manjakely io ve de hanao izany e.tsssssssssssssss aoka re
15. bichette ( 11/03/2005 13:07)
fijo > enao an !
16. kally ( 11/03/2005 15:55)
Izay manko ho'a Fijo,ikala Blà(aza misalasala mihitsy manao an'ilay ikala Blà fa lasa ohatry ny mifanao tompoko be) :lol:
simba eo ny tarehin'i Bichette fa asio tapotsin'atody indray ary akia Bichette raha dia matahotra ny hiketrona e!iny tsy atahorana nefa manenjana ny tarehy
17. rurik ( 06/05/2005 17:09)
ary marina ve fa tsy tsara ny manasa tarehy isanandro?
18. bichette ( 09/05/2005 14:25)
eny hono ! nefa nen'ny vazaha sasany isan'andro amin'ny demaquillant dia avy eo hosorana an'ity creme rehetra ity marain-tsy hariva
19. fijo ( 16/09/2005 20:31)
aleo izy hanao izay tiany,fa ndry aza manaraka ny adalany e.izao ihany wa fa aza manandrakandrana izao zavatra hakana vola rehetra izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5259