couleur de l'écran

1. jiego ( 28/02/2005 06:49)
Ahona ny hatao raha ohatra ka te hampiakatra isan'ny loko @ écran nefa 16 loko ihany no farany hita ao anatin'ny palette ?
répondu par hery le 28/02/2005 07:18
2. hery ( 28/02/2005 07:18)
Jereo fa diso ny configuration'ny carte video. Mety tsy le carte anananao no misoratra ao. Matetika ny fomba hahafantarana ny anaran'ny carte dia rehefa velomina ny ordi... tena @ voalohany iny mihitsy, dia misy ny anarany misoratra eo. Andramo jerena dia re-installer-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427