Jereo fa diso ny configuration'ny carte video. Mety tsy le carte anananao no misoratra ao. Matetika ny fomba hahafantarana ny anaran'ny carte dia rehefa velomina ny ordi... tena @ voalohany iny mihitsy, dia misy ny anarany misoratra eo. Andramo jerena dia re-installer-o