Une petite blague
1. mandinika
(
25/02/2005 23:52)
Le café c’est comme une femme, au début ça excite mais après ça énerve.
novalian'i sweetpastry ny 01/03/2005 22:24
7. intelligenzia
(
26/02/2005 10:11)
[size=18]ny sipa lesy mamy na dia fanaka mampalemilemy aza [/size]fa ny kafe manome hery nefa mangidy ah.
12. intelligenzia
(
01/03/2005 10:29)
iartistika> tsy radoko ve zany asian'elah amizany misikotrafe zany le! awona leti zany ra-watafon? :-D
13. sweetpastry
(
01/03/2005 22:24)
rehefa misotro indray mande kosa aloha de mahamahina fa tsy ho afaka intsony e! :@ :@