Une petite blague

1. mandinika ( 25/02/2005 23:52)
Le café c’est comme une femme, au début ça excite mais après ça énerve.
2. Fanja1 ( 26/02/2005 07:52)
tsssssssssssss :evil:
3. tsondjo ( 26/02/2005 08:43)
hihihihihih nga
4. booboo ( 26/02/2005 09:14)
re-tsssssssssssssssssss :-w :-w

hihihihi mivadia dité ndray e ! =))
5. iartistika ( 26/02/2005 09:31)
Na katrafay.... 8)
6. booboo ( 26/02/2005 09:33)
=)) =)) =)) zany oun =)) =)) =))
7. intelligenzia ( 26/02/2005 10:11)
[size=18]ny sipa lesy mamy na dia fanaka mampalemilemy aza [/size]fa ny kafe manome hery nefa mangidy ah.
8. heryzoe ( 26/02/2005 10:21)
Tsisy hidiran'ny kafe mihitsy ny vehivavy ;-)
9. watafon ( 26/02/2005 10:21)
De misotro fôna isaky ny 15 mn e! sa ? :-D :-D
10. heryzoe ( 26/02/2005 10:28)
bouhh kay marina 'zany ahahahahahahahha :lol: :-D =)) ^^ =D>
11. iartistika ( 26/02/2005 18:07)
Fa iza no tena mpisikotrafe,...mpisotro café mantsy eh?
12. intelligenzia ( 01/03/2005 10:29)
iartistika> tsy radoko ve zany asian'elah amizany misikotrafe zany le! awona leti zany ra-watafon? :-D
13. sweetpastry ( 01/03/2005 22:24)
rehefa misotro indray mande kosa aloha de mahamahina fa tsy ho afaka intsony e! :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6065